inona no tokony hataoko refa tsapako fa mangetaheta ny fanah
1. xxx
(
25/08/2007 06:27)
Miaraha antsika rehetra !
Nisy fotoana tena tsapako fa tena mangetaheta mihitsy ny fanahiko , tsapako hoe otrany te-hivavaka izany aho, te-haheno foana tenin'Andriamanitra , hiram-pivavahana, vavaka,otrany hoe te-hiantso an'Andriamanitra izany sns...Tsy hitako ny tokony hataoko amin'izany , inona nefa no tokony hataoko ami'izany , marihiko aloha fa ny tenako dia mandeha mivavaka isaki'ny alahady , nefa hitako fa otrany hoe te-hivavaka otran'ny alahady foana zaho , t@ herinandro lasa teo no nahatsapako izany . Mba maniry valiny mahafapo aminareo . Ary maniry valiny mahafapo sy fitondrana am-bavaka e

novalian'i niryna ny 31/08/2007 06:30
2. Rafotsy
(
25/08/2007 09:56)
Salut !
Tsy fantako ianao na lahy na vavy na firy taona !
Fa mahazo ahy matetika io mahazo anao io ! Ny ataoko dia mamaky baiboly , na mihaino fotoampivavahana na hira mpivavahana ao @ radio gasy na vaza ! Na koa mihira fotsiny e ! Izay no fanaoko ka asa raha mety hiety aminao !
Ary izao manoratra aminao izao dia efa mitondra anao am-bavaka aho mba ho fenoiny ilay tadiavinao !
Maherezà e !

3. todisoa2
(
25/08/2007 12:38)
Izao lazaiko anareo etsy ambony, io ilay antson'Atra. Hanao n asany. Mila ekena izany. Talohan'ny nidirako @ty fianarana ataoko ity, dia tratry ny toy izany ny tenako. Niezaka t@ herin'ny tenako aho, eny hatr@ niala t@ fivavahana. Niezaka ihany kou aho nanova famindra. Fa nienjera ihany. Dia izao nanaiky ny atsony izao. NY hiran'ny FFPM faha 381 iny no tena tsy mety miala ato an-tsaiko mandrak'androany.
Ny antso eto fomba iray isan'Atra mba hampisy fibebahana Aminao sy ny manodidina Anao. Io ilay fanasana lehibe ataon'Atra (ilay fanoharana ataon'i Jesosy) ka anjaranao na hanaiky na handa. Antsony io. Io ihany kou ilay fanoharana momba ilay virjiny dimy hendry sy adala. Mila anao miasa Atra.
Ny antso dia misy karazany roa: antso hanao ny asany, sy antso ho iraka. Ilay antso hanao ny asany dia antso hahatonga anao ho Pastora.Io dia fialana tanteraka @ asa mahazatra (''raha misy ta-hanaraka Ahy, dia tsy maintsy manda...)
Ny antso ho iraka kosa dia ny hahatonga anao ho Mpiandry, na Diakona... Izany hoe mijanona eo anivon'ny fiaraha-monina hianao, manao ny asa fanaonao mahazatra, fa kosa manaiky ho irany.
Fomba roa koa no iavin'ny antso dia mivantana sy tsy mivantana. Ny mivantana dia tahaka ny an'i Abrama (lasa Abrahama), Mosesy,... ary ny tsy mivantana kosa dia izay mitranga ankehitriny. Rehefa mahatsapa fahabangana araky ny soratra masina, ianao di misy antso Aminao. Aminao no iaingana, izay vao ny manodidina anao.... ''Izahao fa tsara Jehovah,...fa mandrakizay ny famindram-pony.'' Izaho alou tsisy fanenenana e. Manantena ny hiditra ''lalindalina kokoa '' aho, dia ny handrotsahako lalindalina koukou ny haratoko. Matoky ny fitondran'i JEsosy ahy Aho. Aza miandry fahoriana sy fijaliana vao hahatsapa antso, fa ''maneke dieny izao'' dia hohitanao ny asan'ny Fanahy Masina anatinao. Mitandrema anefa fa ny antso maty, io no tena ratsy, ary tsy hahavonjy anao.

4. xxx
(
25/08/2007 14:41)
Misaotra an'Andriamanitra zaho aloha voalohany indrindra ary misaotra betsaka anareo namaly ahy . Zaho re Rafotsy dia tanora zazavavy 25 ans, ary efa manana andefimandry , afaka andro vitsivitsy no hatao ny raharahanay, io andefimandry io aloha dia tsapako fa fanomezana avy amin'Andriamanitra mihitsy satria dia nohentiko am-bavaka mihitsy ny mba hahitako vady sahaza ho ahy , efa nisy ihany mantsy mba olona hoe haka vady ahy talohan'io nefa dia zava-mampalahelo foana no miseho ka rava ho azy eny .
Tena misaotra anareo izay namaly ahy ianareo , faly tokoa ny foko sy ny saiko mamaky ny sujet nalefanareo ho ahy .Tena hafa tokoa aloha ny fitondran'Andriamanitra ny olony e ! marina aloha ny teninareo hoe: na hafaliana na fijaliana dia tsara tokoa ny miatso azy, taloha zaho mantsy dia refa misy zava-mahafaly ahy iny dia hitako hoe otrany hadiniko izany ny misaotra azy , fa refa misy fijaliana na fahoriana zay vao mahatsiaro azy na indrat2 aza dia otrany hamoy fo izany . Fa tsapako tamin'ny herinandro lasa iny zaho tsisy hoe hafaliana na fahoriana niseho fa dia mangetaheta tsotra izao ny fanahiko.
Ny mba tiako izany dia ny mba hiaraka amiko lalandava ny fanahy masina , ary mba hifikitra aminy zaho,ary tsy hiova mihitsy , ary tena io mba hangatahiko hitoetra ato amiko .
Izay fa dia misaotra anareo indrindra Tompoko

5. simplex
(
25/08/2007 21:41)
refa mangateta d misotro rano mafana na ranovola, vetivety d afa-po :) inona no mety equivalent hoan'ny fanahy :P mivavaka? mamaky ny tenin'A/tra? manao fandalinam-pinoana? manao asa soa? mandinika ny zava-boarin'A/tra? meditation?... ze mety aminao atao ^:^^:^
6. facri
(
25/08/2007 21:58)
Manao ahoana.
Ny mangetaheta fivavahana ianao,ary ny torohevitro dia izao ,mino aho fa mety mahasoa anao ihany:
Fantaro Andriamanitra rehefa faly ianao, mba hamatarany anao rehefa sahirana ianao..
tsy voatery indray mandeha isan-kerinandro ihany akory no mivavaka ,fa na dia isan-andro , na isan'ora aza dia tsy tokony hitsahatra ny hanadino an'Andrimanaitra isika.
Noho izany mivavaha mafy mba omen'Andrimanitra,faharetana,fifaliana,finoana sy hery ao amponao ao mba tsy ihozohozo amin'izay hinoanao ianao.....
Misaotra.

7. niryna
(
26/08/2007 06:10)
todisoa2> misaotra amin'io fanazavana nomenao io.
Isika tsirairay avy dia nomen'Atra fahasoavana,eny fa na dia ireo olona milaza hoe tsy mino ireo aza.Misy manana iray ary misy manana maromaro.Tsy tonga ety an-tany fotsiny amin'izao isika fa misy asa ampanaoviny antsika ety.
Araka ny voalaza ety ambony(fanazavan'i todisoa) dia misampana maro ny fahasoavana omeny antsika io.Tsy ny rehetra akory dia dokotera na pasitera na mpampianatra,lasa tsy misy indray izany ny ho tsaboana na ny mpianatra.
Mangataha dia omeny hoy Izy.Mivavaha mandrakariva ary atolory ho Azy iray manontolo ny fiainanao.Tsy tapany ihany(rehefa misy ilaiko Azy dia antsoiko Izy rehefa..)

8. niryna
(
26/08/2007 06:11)
Manokana trano na efitra izay mahazatra anao,mandoalia,miresaha Aminy,tantarao Azy daholo izay fiainanao,mangataha famelan-keloka,mamela olona izay nanao toetra nampalahelo anao na nataonao izany.
Mibebaka,mamela eloka,mangataka famelana Aminy,mamaky baiboly,ary midera sy mankalaza Azy(misaotra amin'izay rehetra nataony anao sy mbola ataony anao).Na fifaliana izany na fahoriana na fitsapana,dia ampiharo amin'ny fiainana andavan'andro ireo.
Toy ny mianatra piano ohatra,tsy tonga dia mahay fa mila manao pratique matetika,ny teny izay mamy sy manintona anao ao anaty baiboly dia tsipiho ary ataovy tsianjery raha azo atao na vakio matetika.Raha manana ttsy kely fandraisana moa ianao dia vao maika tsara ka raha eny am-piandrasana bus aza dia afaka mamakivaky azy iny.Tsy mora ny manara-dia an'Atra kanefa sahy milaza anao aho fa tsy amiko tsy misy fahasambarana toy izany ny manankina ny fiainako aminy fa tsy ny herin'ny tenako irery.

9. niryna
(
26/08/2007 06:11)
Mahereza ary mivavaha mandrakariva.Mangataha Aminy ny Fanahy Masina hanazava anao ny lalana tian'Atra alehanao.Ahoana no ahalalanao izany? Rehefa tena manatona Azy ianao dia manomboka miresaka aminao Izy,mibitsika mangina ao an-tsainao ary dia araho iny bitsika iny.Ahoana no hanavahana azy amin'ny bitsiky ny satana? Tsy hanoro voana ho antsika mihitsy Izy.
Isika rehefa mivavaka dia mamaly antsika foana Atra na amin'inona izany na amin'inona.Ny valiny dia ireto telo ireto:eny,tsia ary miandry kely na ela,fa tsy maitsy misy valiny foana.Ilay fiandrasana dia fiainana izay tokony hiainana amin'ny maha-kristiana antsika,ampianariny izany isika hanana faharetana.:roll:
Izay mahereza ary ny Tompo anie hitari-dalana sy omba anao mandrakariva.:D

10. UB40
(
26/08/2007 06:51)
:arrow::arrow:Ty mba misy kestion manitiikitika mahalasa ny saiko:
tena misy marina vé Andriamanitra?
dé omeo profo hoe raha azo atao?:-@:-@
tena misy marina vé Andriamanitra?
dé omeo profo hoe raha azo atao?:-@:-@
11. niryna
(
26/08/2007 13:46)
UB40:
:arrow::arrow:Ty mba misy kestion manitiikitika mahalasa ny saiko:
tena misy marina vé Andriamanitra?
dé omeo profo hoe raha azo atao?:-@:-@
UB40::roll::roll:
Lohateny : Re : Izay manatona Ahy dia tsy mba ho laviko:Tantaran'i Dany!!
AMEN!!
Hoy i fijo:
amarino amiko ary hoe ny fahamarinan'ny hoe "nanasaraka ny ranomasin mena i mosesy fony nitsaoka tany egipta??????
marino amiko kely hoe ny fisian'ny tondradrano tamin'ny andon'i noe?????
fijo a izay voasoratra ao anaty baiboly dia marina daholo amiko ary tsy mila manome anao ny porofo aho Raha izaho manokana dia efa nilaza ombieny ombieny aho fa izaho sy ny fiainako dia efa porofo mivaingana hijoroako vavolombelona hisolo ireto namana izay mino an'Atra eto amin'ny serasera ary tsy eto ihany fa manerana izao tontolo izao.Eny misy teny mampalahelo toy ny hoe raha tsy mibebaka dia tsy mahazo ny fanjakan'ny lanitra,ny zavatra misy amin'izao fotoana izao dia efa nisy tao anaty baiboly daholo ary nisy efa norarana kanefa mbola misy manao ihany(Aza mijangajanga, aza mitsiriritra vadin'olona, aza mangalatra,aza ..)Ny fanambarana izay voalazan'i kristy dia efa mipoitra daholo(ny tondra-drano,ny mosary,ny mpaminany sandoka,ny mpanenjika ny kristiana,ny mpitsangana milaza azy ho Atr'izao tontolo izao,ny firenena samy hifandramatra,ny ray sy ny zanaka hifamono,ny vinanto sy ny rafozana hifankahala sns..).Tsy misy intsony ny porofo omena anao fa izay ao anaty baiboly dia efa porofo mivainga aminay.Ny porofo tadiavina any aminao dia mba omeo kely hoe raha tsy mahadiso
Omeo porofo aho fa tsy misy Andriamanitra?
Raha hoy ianao hoe "tsy mino Azy aho:,tsy porofo izany amiko fa option fotsiny
misaotra mialoha
koa io fanontaniana omeko an'i fijo io koa no mba ilaiko ho valianao.misaotra mialoha.
Ho an'Atra irery ihany anie ny voninahitra.
12. pissoa
(
26/08/2007 19:31)
xxx:
Miaraha antsika rehetra !
Nisy fotoana tena tsapako fa tena mangetaheta mihitsy ny fanahiko , tsapako hoe otrany te-hivavaka izany aho, te-haheno foana tenin'Andriamanitra , hiram-pivavahana, vavaka,otrany hoe te-hiantso an'Andriamanitra izany sns...Tsy hitako ny tokony hataoko amin'izany , inona nefa no tokony hataoko ami'izany , marihiko aloha fa ny tenako dia mandeha mivavaka isaki'ny alahady , nefa hitako fa otrany hoe te-hivavaka otran'ny alahady foana zaho , t@ herinandro lasa teo no nahatsapako izany . Mba maniry valiny mahafapo aminareo . Ary maniry valiny mahafapo sy fitondrana am-bavaka e
Tsy azoko loatra le olan'i xxx ! :oops::oops::oops: Ka izay no tianao atao koa tsy atao fotsiny, sa ve hoe misy misakana an'i xxx @ ny fivavahana na fihainoana hiram-pivavhana sy tenin'Andriamanitra sns ! :oops::oops::oops:
13. ikaretsaka
(
27/08/2007 03:54)
xxx:
Miaraha antsika rehetra !
Nisy fotoana tena tsapako fa tena mangetaheta mihitsy ny fanahiko , tsapako hoe otrany te-hivavaka izany aho, te-haheno foana tenin'Andriamanitra , hiram-pivavahana, vavaka,otrany hoe te-hiantso an'Andriamanitra izany sns...Tsy hitako ny tokony hataoko amin'izany , inona nefa no tokony hataoko ami'izany , marihiko aloha fa ny tenako dia mandeha mivavaka isaki'ny alahady , nefa hitako fa otrany hoe te-hivavaka otran'ny alahady foana zaho , t@ herinandro lasa teo no nahatsapako izany . Mba maniry valiny mahafapo aminareo . Ary maniry valiny mahafapo sy fitondrana am-bavaka e
"Rano miboiboika, Rano tsy mety ritra, tsy ritra mandrakizay e, nomen'i Kristy"
Hoy Ilay hira Izay!
14. niryna
(
27/08/2007 05:24)
ikaretsaka:

Dia inona izany no tokony ataony? Izay no fanontaniany ilaina valiny
"Rano miboiboika, Rano tsy mety ritra, tsy ritra mandrakizay e, nomen'i Kristy"
Hoy Ilay hira Izay!
15. Mitah
(
29/08/2007 04:26)
niryna:

Mba valio io ry ikaretsaka sa tonga dia hoe manetri-tena:roll: dia mandeha amin'izay ilay toko!
16. ikaretsaka
(
29/08/2007 04:40)
efa novaliako sy io nadikan'i niryna io ny zavatra namaliako azy fa asa koa na ny mason'inon'i mitah no mamaky
17. kalina80
(
29/08/2007 08:52)
hoy xxx hitako ny tokony hataoko amin'izany , inona nefa no tokony hataoko ami'izany , marihiko aloha fa ny tenako dia mandeha mivavaka isaki'ny alahady , nefa hitako fa otrany hoe te-hivavaka otran'ny alahady foana zaho , t@ herinandro lasa teo no nahatsapako izany . Mba maniry valiny mahafapo aminareo . Ary maniry valiny mahafapo sy fitondrana am-bavaka e!
Nahazo ahy taloha io zvt mahazo anao io, eny fa na dia izao aza.Tsy itako izay tokony atao, lasa toa tsy ampy ahy intsony ny fotoana rehefa alahady.
Mpanompon'Atra no nanoro izay tokony nataoko.Mila anao bebe kokoa Atra, marina ny nolazaini Todisoa2 hoe misy antso ao.Tonga aho dia nandray andraikitra tao @ fiangonana izay nisy ahy.Namporisika ahy hivavaka matetika izany ary nahatonga ahy hiditra lalindalina kokoa.
Lasa misy tsirony ho ahy izany mivavaka izany.Taloha aho tsy mahavita mivavaka 10mn akory fa tsitako ze tenenina.Ankehitriny anefa na 5h d'affilé aza eo foana tsy reraka mahita lazaina foana; mib=vavaka ho ani hafa; lasa latska tomany aza indraindray @ fanatrehany satria tena enoko mihitsy hoe manatrika ahy ny Tompo.
Tsy aiko ho anareo fa mamy ry reto ny manao ny asan'Atra an.Mmampianatra sekoly alahady aho izao .
Mampahery anao aho fa anisany privilège lehibe ny manaraka an'Atra , ny manao ny asany ary mahazo tombony bebe kokoa @izay atao
Dia mivavaka ho anao mba ho tody soa @ lalana izay namboarini Tompo o anao.

18. niryna
(
31/08/2007 06:30)
kalina80:

Marina tokoa io fa izaho koa mandalo an'io foana,sady ireny olona mitaraina aminao ireny dia toa hianao no miantra amin'ilay pblme.