Fivavahana, finoana
tslem
(
26/07/2007 09:48)
[url=http://www.dailymotion.com/relevance/search/vavaka/video/x2ebfm_misia-mazava-1-ny-iraka_family/1] [b]MISIA NY MAZAVA[/b][/url]
Mba hitako tany dia alefako eto sao dia mba misy liana....
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 03/08/2007 14:34
niryna
(
26/07/2007 05:52)
Ny tenin'Atra dia toy ny fitaratra ,raha mamaky,mijery,mianatra ary mamerimberina ny teniny.Ny tenin'Atra no mampiseho antsika ny zavatra tsy mety ataontsika ary ny fampiasana azy sy ny fianarana azy ...
tohiny
novalian'i niryna ny 15/08/2007 12:49
niryna
(
24/07/2007 07:14)
Nahatonga saina ahy androany raha sendra teny ambon'ny fiaramanidina aho.Fotsy be daholo izay jereko ary toa tsy mandeha izahay,toa tsy mihetsika.Tara ny fiainganay satria nisy orambe .Nandeha ihany a...
tohiny
novalian'i niryna ny 27/07/2007 22:01
ari.malala
(
23/07/2007 13:58)
Inona marina ny tena hevitr'io teny io e! Misy miafina ao ambadik'izy io mantsy hanaovany ny haratsian-toetrany. Azavaiko, manana ny vadiny ilay olona nefa mbola maka olonkafa iany koa, dia nony noten...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/07/2007 20:40
soleil
(
23/07/2007 07:07)
Faly miarahaba antsika rehetra eto @ forum ary dia manantena indrindra ny torohevitra sy fitondrana am-bavaka ny olana
Vao tsy ela akory aho de nijoro ho vavalombelon'ny fitiavan'Andriamanitra sy...
tohiny
novalian'i niryna ny 29/07/2007 07:19
deric
(
21/07/2007 11:05)
:^)Hitako eo amin'ny soratry ny sasany miady hevitra eto amin'ny serasera ry namana ny filazan'ny sasany an'ireo fiangonana hafa hoe "sekta".
Fa ny iza moa kay no sekta, na manao ahoana no sekta ary ...
tohiny
novalian'i deric ny 24/08/2007 13:19
ikaretsaka
(
21/07/2007 02:43)
nitsipalotra teto ny masoko dia mba te hizara sy hanontany ny hevitrareo:
Misy tonom-bavaka nataon'olomasina iray izay ao anaty diariny manao hoe:
"Ny tena otako lehibe indrindra ry Tompo, Dia ...
tohiny
novalian'i piste ny 03/08/2007 22:36
xxx
(
20/07/2007 13:55)
Sabotsy sa Alahady sa inona ny Sabata ao @ didy 10 ?
Izay mamaly dia aoka ny Hevitr'i JESOA no lazaina fa tsy ny RR na ny mpitandrina na ny mpitondra fivavahanareo.
1-Ataovy toa an'i Jesoa manao ho...
tohiny
novalian'i isambo ny 08/01/2008 17:09
ari.malala
(
20/07/2007 13:47)
Hono tokoa hoa e, @ katolika dia mila manao fiekem-pinoana ampahibemaso ireo nifindra sectes ka te hiverina @ maha katolika azy indray (izany hoe reciter ny izaho mino ampahibemaso). Ary mba ahoana ko...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/08/2007 21:59
boraingy
(
20/07/2007 13:08)
[b]Mbola tokony asiana adi-hevitra ve ny finoan'ny tsirairay amin'izao taon-jato diavintsika izao?[/b]
Maro tokoa ny adi-hevitra mitranga raha vao resaka fivavahana no atao. Misy tokoa ireo olona n...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 06/08/2007 02:41
xxx
(
20/07/2007 12:33)
Izay hamaly dia aoka ny baiboly no hamaliana azy ( toa an'i [b]JESOA[/b] @ ilay [b]VOASORATRA HOE[/b]; fa tsy toy ny an'ny [b]FARISEO[/b] manao hoe : [b]araka ny fombandrazana sy ny nampianarina fahin...
tohiny
novalian'i todisoa2 ny 09/08/2007 11:07
ari.malala
(
20/07/2007 12:04)
Fa hono hoa e! ireny chaînes ireny ve tena zany mitsn hoe ts maints misy menaces kely fona ary am farany ary e! tsy znay mantsy fa zao, mahazo anrenyf ona za de misy hoe alefaso ny copie an'iyt mail ...
tohiny
novalian'i boraingy ny 25/07/2007 08:30
niryna
(
20/07/2007 05:26)
Matetika rehefa misy mahatezitra ny sasany dia izay olona manakaiky na tandrifiny eo no mahazo(na teny maharary ,na felaka na daka ,na fahatezerana,eny fa na ny fihetsika ataony fotsiny aza, sns..)
...
tohiny
novalian'i Rasiligaoma ny 06/08/2007 05:23
bosista
(
19/07/2007 16:47)
manaona daoly,
malaza be manko io teny io eto,we aza mitsaratsara...aza mitsara fa mbola ho tsaraina..ka
azafady indrindra raha toa ka mametraka ity fanontaniana ity aho hoe inn marina moa no tian'n...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 23/07/2007 06:30
niryna
(
18/07/2007 05:22)
Napetrak'ity ray teo amin'ny fikorisana ity zanany lahy ka lasa izy tery ambany hitaty azy.Mandehana hoy izy fa ho tatazako ialahy,nomeny fanantenana ity zanany.Ity zaza lahy dia nino an-drainy ary fa...
tohiny
novalian'i niryna ny 08/08/2007 05:45
bobone
(
17/07/2007 07:16)
Aretina no sakana lehibe tsy hanaovana ny asan'Atra!!! tena marina io @ sasany nefa an! amiko aloha de tokony hamantatra tsara isika hoe inona no mahatonga ny aretina?
* Misy aretina vokatry ny faho...
tohiny
novalian'i deric ny 21/07/2007 10:55
vavolombel
(
16/07/2007 17:02)
miarahaba ny mpandinika rehetra,
gaga be zaho satria tampoka amiko ilay izy, tena fifanojoan-javatra angamba ny filazana azy na ahoana fa saika hanokatra dinika vaovao manko aho io mikasika ny tromba...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 11/08/2007 14:33
afaka
(
16/07/2007 08:54)
izahay dia miaramonina @ olona mpanompo sampy be le mitaiza tromba sy zananhary be ireny.Hatramin'izay dia tsy mitsahatra manisy fananfody sy mamatotra ny sainay izy ireo .Miheno ny eritreritray satri...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 24/07/2007 15:08
bosista
(
15/07/2007 17:30)
manaona daoly!
afaka mivady ve ny olona anakiroa samy hafa finoana ary samy mafana fo? ny ray katolika ny iray jesosy mamonjy oh, ary raha mifankatia be nefa samy mitazona ny azy, azo atao ve ny man...
tohiny
novalian'i Rasiligaoma ny 01/08/2007 05:29
vavolombel
(
15/07/2007 07:13)
miarahaba ny mpandinika rehetra!
zao ny ahy ny fanontaniako: moa fampianarana ara-pivavahana kristianisma marina nampianarin'ny TOMPO ve ny mikasika ny alarobian'ny lavenona? aiza ao amin'ny soratra ...
tohiny
novalian'i piste ny 23/07/2007 22:51
