Fivavahana, finoana
LazaDaddy
(
03/07/2007 05:54)
Ito misy fanofanana "Leaders" na "mpitondra" fiangonana na fikambanana Kristianina koa entanina ny rehetra andray anjara.
[u]Andro[/u]: 20-24 AUGOSITRA 2007
[u]Toerana[/u]: Vision Valley School - ...
tohiny
novalian'i marozevo ny 09/07/2007 22:54
niryna
(
01/07/2007 06:29)
Nisy fanontaniana ity nomen'ny olona ahy ka mba zaraiko amintsika rehetra eto.
Raha manana namana ianao:ny iray kristiana,ny iray tsy kristiana.
Samy sahirana be izy ireo ka mila vonjy.Ataovy hoe ar...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 19/07/2007 06:45
xxx
(
30/06/2007 11:26)
Mino an'izany fitsanganana @ maty izany ve ianareo? Maro no zavatra voalazta ao SM fa ny finoana @ fitsanganana @ maty dia mampimpoitra fifanakalozan-kevitra mahery ka mba omeo valiny raha mba mety? A...
tohiny
novalian'i marozevo ny 13/07/2007 22:21
marozevo
(
28/06/2007 18:57)
Ny lohateny ihany no teny frantsay fa ny sisa teny Malagasy.
Zava-misy : Rehefa miresaka na mifanoratra amin'olona iray mbola tsy hitako mihitsy aho, dia ohatran'ny misy sary ato an-dohako ato. Oha...
tohiny
novalian'i marozevo ny 14/07/2007 16:32
niryna
(
28/06/2007 06:08)
Maro no fanangejana nihantra ity olona iray izay tsy inona akory fa fahabibiana,fahatezeran-dava ka niteraka fanimbana zavatra vokatr'izany,fo feno fankahalana,ary lolom-po sy famaliana faty.
Vokatr'...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 19/07/2007 06:52
prime
(
27/06/2007 09:22)
Amin'ny fanetren-tena tanteraka no anoratako ity indray mandeha ity... tsy lohahevitra iadian-kevitra akory na filazantsara ho zaraina fa firarian-tsoa noho ny fihaonantsika rehetra teto amin'ny seras...
tohiny
novalian'i gasynamana ny 03/07/2007 22:05
xxx
(
26/06/2007 16:36)
Aleho alalahana ny sehatra fa zava-dehibe no horesahana.
[img]Ny zavatra dinihiko eto izao, ka mba tiako raha ifampizarantsika dia hoe: raha ny iray amintsika no voatendry iresaka momba ny fiai...
tohiny
novalian'i gasynamana ny 03/07/2007 22:07
niryna
(
23/06/2007 17:24)
Misy fanontaniana kely manitikitika ity.Na inona ataontsika,na aiza alehan-tsika ,rehefa tonga ny fotoana fahatoriana dia matory foana.Na mazava na maizina ny andro rehefa tonga ilay fotoana dia mator...
tohiny
novalian'i marozevo ny 28/06/2007 09:37
xxx
(
22/06/2007 15:52)
Mety ho tratry ny ody gasy ve ny kristiana??:roll::roll: na koa hoe fanahy ratsy angaha???:twisted:
Ny ody gasy tiako resahina eto de ilay mampahory sy mamparofy olona fa tsy ilay entina manasitran...
tohiny
novalian'i ramaria ny 05/05/2014 11:53
Mandefitra
(
22/06/2007 09:05)
Mitombina loatra ilay Ohabolana malagasy manao hoe :
"Fisaka ny marina ka sarotra fantarina", raha ny adihevitra momba finoana eto no dinihana.Toa samy manohana ny azy ho marina, nefa de samy niainga...
tohiny
novalian'i marozevo ny 05/07/2007 19:32
niryna
(
20/06/2007 07:06)
Rehefa tonga zanak'Andriamanitra isika noho ny fianoana an'i Kristy dia manana andraikitra ny hiteny amin'ny olona ny amin'i Kristy.
Tsy misy zavatra tsara sy mahafinaritra ny mizara izany fitiavan'A...
tohiny
novalian'i marozevo ny 14/07/2007 21:18
LazaDaddy
(
20/06/2007 05:17)
Tsikaritro eto fa misy mihevitra ny namana ho fahavalo rehefa miady hevitra ka lasa bontolo ny fomba firesany. Raha izaho no ataonareo fahavalo tsy maninona (vao maika mampitombo ny faharetako) fa kos...
tohiny
novalian'i niryna ny 12/07/2007 04:55
falihaja
(
19/06/2007 17:58)
Jesoa dia tsy Andriamanitra fa zanak'Andriamanitra.
Marina sa diso izany?...
tohiny
novalian'i boraingy ny 27/07/2007 13:08
Fiffi
(
19/06/2007 17:40)
Hono hoa ry zareo an ! raha namaky an'le top chrétien io zah androany de io no voalaza ao.....
-Moa ve raha ohatra hoe misy zavatra , olona , faniriana sns....mba hangatahanao an'Andriamanitra , m...
tohiny
novalian'i marozevo ny 30/06/2007 21:29
LazaDaddy
(
19/06/2007 12:16)
http://www.mandritsara.org.uk/home.htm...
tohiny
novalian'i cutie ny 03/07/2007 17:38
nathie86
(
19/06/2007 07:00)
no misy hoe tsy azo hoanina ny Kisoa fa fahotana izany?
Misy rangahy zay mantsy miteny anà io fôna eh.
Misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i marozevo ny 06/07/2007 19:04
gasynamana
(
18/06/2007 08:58)
Misy ny olona no milaza fa izay voasoratra ao anaty Baiboly ihany no marina sy izy. Nefa ve izay voasotra de marina daholo?
Misy tantara maromaro mampametraka fanontaniana ao amin'ny testamenta talo...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 15/07/2007 20:09
xxx
(
17/06/2007 08:30)
Tsy azoko tsara lay fanadratana ho olo-masina ataon'ny papa ireny e!Ny maty zay tsy hsandratra ho olo-masina zany de tonga de very any @:evil::evil::twisted: daholo?
Moa ve ao @ finoana katolika ihan...
tohiny
novalian'i marozevo ny 23/06/2007 21:46
niryna
(
17/06/2007 06:46)
[i]Fa na iza na iza no ta hamonjy ny ainy,dia hahavery azy,ary na iza na iza no hahavery ny ainy noho ny amiko sy ny filazantsara dia hamonjy izany.Fa inona no soa azon'ny olona ,raha mahazo izao tont...
tohiny
novalian'i niryna ny 12/07/2007 04:48
xxx
(
15/06/2007 20:05)
1 - Ny hoe mino dia tsy misakana ny saina tsy handinika.
2 - Ilaina ny manadihady sy mitsikera alohan'ny hanekena.
Ireo dia hevitra nalaina avy amin'ny hevitr'i Kant mikasika ny finoana. Ahoan...
tohiny
novalian'i marozevo ny 24/06/2007 16:57
