Fivavahana, finoana

diamondra27 ( 03/06/2007 09:50)
ity indray izany misy site vaovao hitako e! mazotoa mihaino daholo za tsy mahalala na protesta na katolika na evanjelika fa de agape kono e! = FITIAVANA no dikany izany http://www.agape1.fr/ ... tohiny
niryna ( 02/06/2007 05:24)
Tia manangona ireny karazana sary hosodoka hafakely ireny ity rangahy mpanankarena sy ny zanany lahy .Saika tapitra nananany daholo hatramin'ny Picasso ka Raphael.Mahafinaritra azy mianaka matetika ... tohiny
novalian'i marozevo ny 11/06/2007 08:33
niryna ( 01/06/2007 21:26)
Nisy tovovavy jamba izay tsy tia ny tenany izy satria jamba.Tsy misy tiany daholo ny olona rehetra afats'ilay olon-tiany irery.Eo amin'ny mandrakariva ity tovolahy.Hoy izy raha mba mahita izao tontolo... tohiny
novalian'i marozevo ny 10/06/2007 16:23
linarako2 ( 01/06/2007 17:50)
Mba mampieritreritra ahy ihany ity tenin'i kristy ity. "Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana,tsy misy olona mankany amin'ny Ray hafa tsy amin'ny alalako." Dia ahoana izany ireo olona maty ta... tohiny
novalian'i marozevo ny 03/06/2007 22:40
diamondra27 ( 01/06/2007 12:49)
mba te-hahafantatra inona avy ireo fombafomba katolika mangataka ho an'izay tsy katolika mba tsy hanaratsy maninona no manao @ anaran'ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina raha vao miditra ... tohiny
novalian'i mangakely ny 29/05/2012 10:52
xxx ( 01/06/2007 11:44)
Tao amin'i Maria, noho ny fiarahany niasa tamin'ny Fanahy Masina, no tonga nofo ilay Tenin'Andriamanitra (logos). 1 - Mòdely ny kristiana rehetra amin'ny fandraisana ny tenin'Andriamanitra izy: "i... tohiny
Imahaka ( 01/06/2007 10:14)
Ahoana ny fampianaran'ny Fiangonana ny amin'io resaka io? indrindra ilay taova "fo" mihitsy no soloina avy amin'ny olon-kafa? Misaotra izay afaka manome "version ofisialy". ... tohiny
novalian'i marozevo ny 06/06/2007 19:06
xxx ( 01/06/2007 09:28)
[size=13px][center]Fa na talenta na fahaizana na saina Sy izay rehetra azoko ampiasaina Dia voninahitrao na dia toa kilalao Fa tsy misy na iray aza avy amiko Fa Anao ireny no nindramiko...[/center... tohiny
novalian'i marozevo ny 04/06/2007 07:26
toovs ( 01/06/2007 08:50)
tsy haiko aloha fa mba ndao hiaraha midinika izay sahy sy malalatsaina. de ity lay sujet ary e: Un archéologue à lunettes qui nettoie un bloc de pierre avec un pinceau, sur TF1 ? On se pince ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/06/2007 20:00
caprio ( 31/05/2007 19:27)
mivavaka mandrankariva sika ka manan-tena valiny mahafa-po avy @Atra foana,enao io,izaho ,isika rehetra,dia matetika mangataka foana ka izay no maha-tonga ahy hiteny we fanantenan-javatra ny ankabeaza... tohiny
novalian'i marozevo ny 03/06/2007 23:03
tsiafoi1 ( 31/05/2007 16:14)
Azo raisina ho fanomezam-pahasoavana ve ny fianarana zvt iray ka tontosa soamatsara izany : ohatra hoe Fitsaboana, Fianarana langue, Fianarana manamboatra zvt simba,... ka hanasoavana ny tena sy ny mp... tohiny
novalian'i prime ny 15/06/2007 11:12
ari.malala ( 31/05/2007 07:02)
Satria raha nandinika tsara ny Evanjely novakiana t@ Pentecote za de hoe ny harivan'ilay andro voalohany nitsaganan'i Jesoa ho velona izany hoe ny Paka izany, dia tonga Izy, ary niteny t@ mpianany hoe... tohiny
niryna ( 31/05/2007 06:51)
[u]Ny fanomezam-pahasoavana (gift of Spirit)[/u] -[i]Ary rehefa nametrahan'i Paoly tanana izy dia nilatsaka taminy ny Fanahy Masina;ary niteny tamin'ny [u]fiteny tsy fantatra izy sady naminany[/u]... tohiny
novalian'i niryna ny 17/06/2007 05:19
LazaDaddy ( 31/05/2007 02:07)
Raiso ny Fanahy Masina hoy i Jesoa @ ireo mpanara-dia Azy. Dia manontany tena aho hoe: 1) Hita taratra eo amin'ny fiainako ve izany Fanahy Masina izany? 2) Manana hetaheta ny handalina sy hiaina n... tohiny
novalian'i prime ny 11/06/2007 13:13
Fiffi ( 30/05/2007 22:46)
[i]je suis chrétien mais je ne pratique pas.[/i] mba ahoana no fandraisanareo an'io ?... tohiny
novalian'i prime ny 13/06/2007 08:32
xxx ( 30/05/2007 19:59)
za
Za reto vao mbola imbitsy kely no tany am-piangonana hatramizay niainako. Izaho mantsy mino an'Andriamanitra fa tsy mino loatra ny fiangonana satria ny mpiangona tany aminay tena naditra be. Dia izaho... tohiny
novalian'i marozevo ny 03/06/2007 23:22
Mandefitra ( 30/05/2007 11:56)
Hebreo 4 : 1 Koa na dia mbola misy teny fikasana fa hiditra any amin'ny fitsaharany aza isika, dia aoka isika hatahotra, fandrao mba misy eo aminareo toa tsy mahatratra izany. 2 Fa isika koa dia nit... tohiny
novalian'i isambo ny 14/06/2007 23:34
majesty ( 30/05/2007 07:50)
Lasa lamaody mantsy ato ilay mandefa loha-hevitra ho an'ny olona iray dia aleo mba ianarana fa toa misy mahamety azy ihany. Rehefa mandinika ny loha-hevitra rehetra izay mandeha ato dia matetika no m... tohiny
novalian'i marozevo ny 01/06/2007 22:52
pimaso ( 30/05/2007 06:57)
Misaotra betsaka Olon-kendry marina ianareo, vondrona iray tsy mivaky manoloana ny tsy rariny sy ny tsy masina ho ela velona; ;-)... tohiny
novalian'i sonwin ny 12/06/2007 08:56
nathie86 ( 30/05/2007 06:07)
Misy miteny hoe mila mahay miteny na mianatra hebreux ny Kristiana reetra satria io no teny hifampiresahana any an-danitra sy ety an-tany refa ho avy ny Tompo. Zany v d mba mitombina d mety ho in mar... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 3.2391