Fivavahana, finoana

beza ( 22/05/2007 23:19)
Salama Tompoko Ny 27 Mai izao dia andro hirahan'izao tontolo izao hivavaka ho an'ny tanindrazana. manasa antsika hiray vavaka main'izany andro izany, tsy manavaka finona na fingonana ary n'aiza na a... tohiny
novalian'i niryna ny 26/05/2007 02:57
ikaretsaka ( 22/05/2007 20:44)
Tsy natokako ho an'ny Katolika ihany ity fa ho an'izay nanao azy na sendra mahay azy: T@ mbola papoose kely taloha be, ka mpianatra katesizy na mpianatra tany amin-dry mompera na frera na masera t... tohiny
majesty ( 21/05/2007 10:16)
Mahalasa eritreritra ka tiako ho ampitaina amin-tsika: [b][i]"Maro no hanao amiko amin'izany andro izany hoe:Tompoko,Tompoko,tsy efa naminany tamin'ny anaranao va izahay?ary tsy efa namoaka demonia ta... tohiny
niryna ( 20/05/2007 14:16)
Ny fijoroana ho vavolombelona an'i Krsity no tena zava-dehibe ho an'ny olona eran-tany.Ahoana moa no ahafantarany fa misy i Kristy raha tsy nahita ireo olona nanaraka Azy izy ireo.Mandehana mitory ny ... tohiny
niryna ( 18/05/2007 20:49)
Mahafinaritra ny mizara ary fiteniko matetika io tsy ato ihany fa niainako ary mbola ezahako hatrany ihany koa.Misaotra izay olona nandefa ity http://www.chick.com ity aho tato amin'ny sera2 fa tena ... tohiny
novalian'i cutie ny 26/05/2007 22:17
pimaso ( 18/05/2007 15:01)
Aleo tonga dia mioman-komana fa tsy ankitsitsy ity, ho telo izany sisa ny membre ny FFKM, na ho lasa dimy : miampy ny Apokalipsa sy Adventiste mahereza ry relijiozy; ;-) ;-) ;-)... tohiny
niryna ( 18/05/2007 07:53)
Ny jiro no manazava izao tontolo izao.Ny jiro ihany koa no taratra mitsilo ny diantsika.Atra dia Mpiaro sy Mpitahy ny olona.Salamo 27:1-2. Ny kristiana rehetra no jiro manaza ny manodidina azy(ny na... tohiny
niryna ( 16/05/2007 18:23)
Misy miresaka hoe ny maty hono maheno fa tsy afaka miteny,misy tonga mamangy eny am-pasana manatitra voninkazo ny fianakaviana maty ary miresaka aminy.Fahatsiarovana ilay maty daholo izany,marary ny t... tohiny
novalian'i piste ny 25/05/2007 07:58
nikopol ( 16/05/2007 15:13)
Mba misy fanontaniana manitikitika ahy ho anareo izay nandalina ny baiboly, i jodasy ve lasa any amin'ny afobe sa nakany an-danitra ? ... tohiny
cristal ( 16/05/2007 10:11)
(l)(l)(l)Raha mivavaka isika nefa mbola tsy nisy valiny dia manantena @ finoana fa mbola hisy ny valiny nefa aoka ny fo entina mangataka ho madio,ary ny olona mahatsiaro fa meloka sy diso eo anatrehan... tohiny
novalian'i niryna ny 24/05/2007 07:02
niryna ( 16/05/2007 07:05)
Matetika dia resaka eto foana io hoe tsy miresaka amin-tsika intsony Atra.Amiko dia Andriamanitra velona Izy.Atra tsy miova fa manome fanantenana antsika foana.Andriamanitra mamaly vavaka ihany koa. ... tohiny
novalian'i niryna ny 02/06/2007 01:48
xxx ( 15/05/2007 13:12)
faly miarahaba antsika rehetra, sambany ny tenako no niditra teto amin'ity sehatra fivavahana sy finoana ity. Manana olana lehibe za eo amin'ny fiainako ka mba mangataka vavaka avy aminareo. Misaotra ... tohiny
novalian'i xxx ny 22/05/2007 07:48
xxx ( 15/05/2007 11:04)
Tafaraka i Lita, Ikoto, Bema, Najy ary i Mandefitra.Samy manana ny finoany izy ireo,raikitra ary ny resaka hoe iza no nanangana ny fiangonan lisany. [b]Lita[/b]: Ny anay leity i Lotera a, dia lasa Lo... tohiny
novalian'i Zina ny 22/05/2007 01:00
niryna ( 15/05/2007 07:52)
Fetin'ny reny (amerikana) omaly 13 Mai ary dia nankalaza izany daholo ny olona maro.Ny fiangonana dia feno ary nizara zavatra kely ho fahatsiarovana sy ho fankasitrahana ireo reny rehetra,ny fisakafoa... tohiny
nathie86 ( 15/05/2007 07:45)
Andriamanitra iany v i Kristy, sa misy aloha Andriamanitra dia avy eo I Jeso Kristy ilay zanany lahy tokana ?... tohiny
niryna ( 14/05/2007 18:18)
Manasitrana ny foko Izy raha mila vonjy Aminy aho.He heals my heart if I ask God for help! Mijaly aho,marary ny fanahiko,maratra ny foko?Zavatra tokana ary iray ihany no afaka hanasitra an'izany dia ... tohiny
bonaventure ( 14/05/2007 10:15)
inona jkay no mampiavaka ,y assemblé de dieu sy ny pantecotiste,fa tsy mazava amiko tsara ary misy hifandraisany @ protestant ve ireo ok... tohiny
LazaDaddy ( 14/05/2007 06:53)
io no heloka voalohany indrindra eo anatrehan'Andriamanitra.... tohiny
novalian'i Zina ny 25/05/2007 13:32
Zina ( 11/05/2007 21:22)
Maninona isika no mila ny Fanahy Masina. Ny antony Ny Fanahy masina dia : - Manampy antsika hanana fiainana masina - Ilain-tsika @ ny vavaka ataon-tsika ary izy no manao intercession ho antsika... tohiny
novalian'i majesty ny 22/05/2007 09:56
naritsimba ( 11/05/2007 07:03)
Miarahaba antsika namana indray na dia efa elaela ihany aza izay no tsy nanoratana teto. Voaroaka hiala eto Madagasikara ary tsy mahazo miverina miditra eto intsony ny mpitondra fivavahana ao @ EKAR ... tohiny
novalian'i prime ny 29/05/2007 13:42
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 4.4315