Fivavahana, finoana
xxx
(
27/04/2007 08:16)
Ialako tsiny fa nanokafako dinika manokana io, mba tsy hifangaro @ ilay resaka hafa atsy.
Raha toa aza ve ilay ray ka mampirafy ny reninao, mamono ny reninao, tsy manome hanina anao dia mbola mendr...
tohiny
novalian'i xxx ny 09/05/2007 14:42
simplex
(
26/04/2007 22:10)
# Didy faha-5: manaja ny RAD-nao mba ho ela velona enao
izany hoe ra tsy manaja RAD enao d mandika ny didin'A/tra ary koa tsy ho ela velona.
Io no didy voalohany tsy mikasika an'A/tra.
# Didy ...
tohiny
novalian'i prime ny 24/05/2007 10:05
niryna
(
26/04/2007 14:08)
Mahavariana ahy indraindray ny resaka ato fa mila porofo foana ny olona.Amiko ny tena tiana ho fantatra dia efa mahalala ilay porofo ilay olona matoa izy mitady ilay sary tsy misy porofo:roll:Mpaka sa...
tohiny
novalian'i niryna ny 03/05/2007 04:51
salmo1
(
26/04/2007 12:22)
novalian'i ikaretsaka ny 02/05/2007 00:26
niryna
(
26/04/2007 06:30)
Kanefa Izy no mpanavotra, mpampahery,mpiaro,
mpamonjy,mpanasitrana ahy.Tsy misy toerana hafa ahafahako miafina aminy ka tsy hitondrako fahoriana. Izy no manafaka ahy rehefa sendra onja-mahery aho.Iz...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 30/04/2007 12:35
niryna
(
25/04/2007 11:53)
Raha resaka fanasitrana marary na ara-batana na ara-tsaina dia samy mahalala izany isika.Ity resaka ity indray anefa dia resaka ara-panahy no tiako tenenina eto.Maro ny aretina izay mety tsy ho vitan'...
tohiny
novalian'i niryna ny 28/04/2007 03:56
ratonga
(
25/04/2007 10:57)
http://www.les-nouvelles.com/...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/04/2007 20:36
diamondra27
(
25/04/2007 08:25)
Matetika dia mahatsiaro ny olona na mpino na tsy mpino fa hoe drame ny maha-célibat ny tena, ary miezaka ny namana mba hanmpahery ny olona eo @io toerana io
Amiko dia tsy olana zany hoe: irery iza...
tohiny
novalian'i Rasiligaoma ny 30/04/2007 13:49
fijo
(
24/04/2007 23:01)
salam aby.
raha dinihana,ny bokimpivavahana,dia hita fa nahilika foan any vehivavy.
fony mbola mpianatra ry zalahy ,dia efa nanilika an'i maria magdalena,ary nanaratsy azy ho mpivarotena sns.
i p...
tohiny
novalian'i Rasiligaoma ny 30/04/2007 14:29
xxx
(
24/04/2007 13:48)
novalian'i ikaretsaka ny 23/05/2007 15:45
nathie86
(
23/04/2007 12:01)
"Ny fahafatesana no tambin'ny ota"
Eh d efa maty daolo zany isika ra izany. Sa misy olona mbola tsy nanota mintsy?:cry:...
tohiny
novalian'i Rasiligaoma ny 30/04/2007 13:56
bobone
(
20/04/2007 13:08)
Hono aoh ry reto an!
"Mino ny fiverenan'i Jesoa Kristy ve ianareo!
Porofoy ary e!"...
tohiny
novalian'i bobone ny 30/04/2007 14:32
Fiffi
(
20/04/2007 10:30)
Gaga zah raha nahita an'ity lahatsoratra tao am gazety ity hoe "Tsara zanahary izy enina ka avotra"
[i]Botry iray antsoina hoe "Fitahiantsoa" no rendrika, teo anelanelan'ny tanàna atao hoe Anosind...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/04/2007 15:52
ravakamalala
(
19/04/2007 22:21)
miala tsiny hery fa amin ny teny frantsay a!
[b]"Dieu permet le mal pour un grand bien"[/b]
io angamba no eritreretiko hoe valin ilay fanontanian ny olombelona manao hoe : "raha tena nisy izao Andri...
tohiny
novalian'i niryna ny 26/04/2007 18:00
vale
(
19/04/2007 20:32)
Manahoana daholo oh,
saika mba hangataka ny tonon'ilay hira hoe "Vavaka miahambahamba" iny izay mahay azafady!:P
(tsy fantatro ny pihira azy fa miala tsiny indrindra:oops:)
, sotra.
...
tohiny
novalian'i xxx ny 06/07/2007 12:30
azzaro
(
19/04/2007 19:33)
Tongava maro isika eto France sy ny manodidina :
http://www.madatsara.com/actualites-madagascar-malgache/detail-article/669/la-chorale-amboarampeo-faravohitra-concert-paris-chanter-oeuvres-mozart...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 23/04/2007 14:26
salmo1
(
19/04/2007 15:43)
Isika eto an-tany dia samy mpino sy tsy mpino daholo, misy karazany ny Andriamanitra raha ny fandinihako azy.
Any Mscar misy finoana zay... zany oe: io finoana io ihany no tokony hinoany olona. ôt...
tohiny
novalian'i cutie ny 26/04/2007 23:05
pimaso
(
18/04/2007 11:21)
L'association cultuelle Apocalipsy de Madagascar (Fam) aura un grand temple évalué à 12,4 milliards d'ariary. La contribution financière des fidèles et des donateurs assurera le déroulement des ...
tohiny
novalian'i rrgmt ny 12/05/2007 22:23
diamondra27
(
17/04/2007 10:29)
Azo antoka ny fianana mandrakizay.......
tohiny
novalian'i deric ny 31/07/2007 11:59
prime
(
17/04/2007 10:19)
http://www.topchretien.com/topinfo/default.php?/12601/
Maro ny zavatra toy izao atao amin\'ny anaran\'ny finoana... mila miambina ny mpino...
Ahoana ny hevitrao?...
tohiny
novalian'i prime ny 15/05/2007 09:29
