Fivavahana, finoana
Fiffi
(
14/04/2007 14:51)
Tsy ho mora saingy afaka miomana. Mbola mitohy ihany ny fitanisana ny famantarana mialoha ny fotoana. Manomboka ao amin’ny tranon’Andriamanitra izany.
Inona avy no tokony hataon’ny olona ?...
tohiny
novalian'i rrgmt ny 12/05/2007 22:17
diamondra27
(
13/04/2007 15:11)
Ho an'izay tsy havanana @ famakiana baiboly dia ity indray izany misy solution hafa e! Mazotoa mihaino.
Mety ho samy hafa manko ny effet-ny fa tsy mitovy.
www.guadadvent.org/bible/bible.php
D...
tohiny
novalian'i tinah17 ny 28/11/2017 12:23
lapino
(
13/04/2007 13:56)
Efa miezaka izay azo atao, fa dia mbola resy foana. Efa misaina, mieritreritra mafy ary mandanjalanja ihany, fa tsy afaka e ... Efa mieritreritra sy manantena fa hoe nahavoa, kanjo hay voafitaka ihany...
tohiny
novalian'i prime ny 14/05/2007 14:38
nathie86
(
13/04/2007 08:04)
Ho anareo izay protestant inona kay no dikan'ilay fanaovana faneke-pinoana refa eny antenantenany fifavahana iny?...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 14/05/2007 14:52
ikaretsaka
(
13/04/2007 00:18)
Hono ho'a: indrindra ho an'ny mpitory teny sy ny shepherd, sy ny mpitana fiangonana rehetra mopera pastera (na sekte izy na tsia) sns sns
@ izao vanin'andro aorianan'ny paka izao:
tena tsy ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 19/04/2007 03:27
hery
(
12/04/2007 09:08)
Fomba fijery iray indray no asehon'ny olona iray eto ambany. Milaza ny impossibilité-n'ny tsy fisian'Andriamanitra. Izany hoe tsy manaporofo hoe misy Andriamanitra fa manaporofo hoe tsy azo sainina n...
tohiny
novalian'i cutie ny 13/04/2007 21:12
lapino
(
12/04/2007 08:01)
Betsaka ihany angamba ny ohatra an'ah, tia hira (na dia tsy mahay mihira aza); isan'ny mahafinaritra mihitsy koa ny fiderana an'Andriamanitra.
Kanefa :
Toa ny hain-teny amin'ny tononkira, ny feon-...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 18/04/2007 22:25
pissoa
(
11/04/2007 17:47)
[Tsy somonga ity fa hita tetsy sy teroa fotsiny an :-D:-D:-D]
- Rehefa misy loza mahazo an'i xxx1 dia lazainy fa "Fitsapan'Andriamanitra", fa rehefa misy ratsy mitranga amin'i xxx2 dia lazain'i xxx...
tohiny
novalian'i Rasiligaoma ny 30/04/2007 16:23
ikaretsaka
(
11/04/2007 15:46)
Ahoana marina isika ity e?
Izao mantsy
Tsy maka lavitra aho fa eto madagasikara fotsiny:
Raha any amin'iny faritra betsileo sy zafindraony sy ambanivohitra vakinakaratra iny ianao no mivavaka ...
tohiny
novalian'i prime ny 10/05/2007 11:11
LazaDaddy
(
11/04/2007 07:01)
1) "[i]Ary ravehivavy dia nitafy [u]lamba volomparasy[/u] sy jaky ary niravaka volamena sy vato soa ary pèrila sady nitana [u]kapoaka volamena[/u] teny an-tànany, feno zava-betaveta, dia ny zava-mal...
tohiny
novalian'i Rasiligaoma ny 30/04/2007 15:25
majesty
(
11/04/2007 05:08)
Nahita an'le loha-hevitra nataon'i bbnzy,dia saika hamaly an'io fa mba manana fahalalana kely momba an'io chiffre 666 io kanefa mety ho azoko antoka fa betsaka no tsy ahazaka ny tena heviny io ka hoy ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 17/04/2007 16:03
nathie86
(
10/04/2007 08:56)
Miarahaba antsika reetra.
@nareo manankevitra ambara :mety hisy ve ny fanekena fahatelo?? Ny fiainan'ny zanak'olombelona mantsy toa miha ratsy andro aman'alina. ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 17/04/2007 18:29
simplex
(
09/04/2007 16:03)
nanao sipa ve i Jesoa e? :)
in no tena dikan'ny le hoe nanao ny fombafomba n'olombelona rehetra i Jesoa? mikapa sy mikaly ihany sa misy zavatra hafa?
:P...
tohiny
novalian'i cutie ny 11/04/2007 23:56
diamondra27
(
08/04/2007 22:20)
http://www.dailymotion.com/related/2350682/video/x1fvmc_allo-telephone
ahoana ny andraisanareo azy?...
tohiny
novalian'i nathie86 ny 13/04/2007 09:16
hery
(
08/04/2007 08:44)
Tolotry ny Paka ho an'ny Katolika indrindra indrindra ny fisokafana ofisialin'ny takelaka [url=http://katolika.org]katolika.org[/url] izay hahitana resaka manodidina ny finoana katolika. Ireo fanontan...
tohiny
novalian'i cutie ny 12/04/2007 21:25
xxx
(
07/04/2007 08:09)
Ny mba tena mahalasa ny eritreritra dia hoe tena maty ny zoma dia nifoa alahady marina ve i Kristy , fa raha nanisa aho toa tsy mahafeno 3 andro sy 3 alina akory io , ka ndeha hiara-mikaroka mba hitom...
tohiny
novalian'i raval ny 23/04/2007 13:53
fijo
(
06/04/2007 21:33)
mba jereo nareo mpivavaka ny vokadratsin'io finoana io any filipina sy ny karazany iny izao.
misy olona homboina,ny sasany mandratra tena.de mbola hoavy koa ny inona????...
tohiny
novalian'i cutie ny 03/05/2007 22:11
rakaroka
(
06/04/2007 21:20)
Isan'ny "état de Dieu" tsy azoko mihitsy ny hoe
natolotra ho sorona ny zanany! Tena marina e.N'inn n'inn fahotan'ny olombelona raha Izy koa no nanao hoe "aza mamono olona!" tsy tokony iala avy Amin...
tohiny
novalian'i prime ny 17/04/2007 14:00
boubounezy
(
06/04/2007 19:01)
itako fa maro bé ny oull mahay baiboly ato ka mba atoroy anah réoull ny lalana tokony aleako fa mbola tena tsy aiko mintsy wé aiza na dé maita iany aza za wé mila araina ny ao @ baiboly. nisy tor...
tohiny
novalian'i boubounezy ny 26/04/2007 21:28
tsimiandravola
(
05/04/2007 19:29)
-Ny NT ihany dia efa ahafahaka manamporofo an'izany dia ho hitantsika tsikelikely eto izany...
tohiny
novalian'i Salut ny 10/04/2007 13:18
