666 (fizarana faha:2)

1. majesty ( 11/04/2007 05:08)
Nahita an'le loha-hevitra nataon'i bbnzy,dia saika hamaly an'io fa mba manana fahalalana kely momba an'io chiffre 666 io kanefa mety ho azoko antoka fa betsaka no tsy ahazaka ny tena heviny io ka hoy aho hoe,aleo hilamina kely aloha fa indray andro any ve tsy havoakan-tsika eto ihany e,mandrary faly ery mantsy ry tsimiandravola sy ry fijo sy cutie (ireo namana mahafinaritra ireo):D raha mahita antsika hifanjevo eto :D:D
2. naritsimba ( 11/04/2007 05:43)
Misy boky iray izay any manazava momba ireo tarehi-marika ao @ Baiboly, boky nosoratan'i RAKOTOARIMANANA Milson mpitandrina avy ao @ FJKM Faliarivo Ambanidia.
3. diamondra27 ( 11/04/2007 06:42)
Lazao foana ny marina fa izany no mission nasain'i Tompo nataontsika na iza mahatanty na tsia. Tsy natao hahazo sitraka @olombelona akory isika fa ny tanjona dia hoe: vita ny mission.
Koa raha manana fahalalana momba an'io ianao dia ambarao , zarao. Vita ny adidinao.
Le travail c'est entre les hommes et Dieu
Dia miandry izahay izany.

Ny fantako kely momba an'io dia tsy voatery hoe le chiffres 666 ihany no atahorana fa na dia @ fiainana andavanandro sans savoir aza dia mety mitondra io marika io isika.
Ohatra hoe: carte , puce, etc...code barre
4. Fiffi ( 11/04/2007 14:29)
majesty: fa nga akia de adala kosa ny olona no andeha anao an'zany ?
5. xxx ( 11/04/2007 16:34)
Ny marika 666 aloha dia tsy ho hita maso eny @ handrina araka ny voalaza , efa ela ihany aho no tongasaina fa mbola tsy nahita hatramin'izao ka aoka handinika izay manantsaina fa sao voafitaka , marihako kely fa ny marika dia eny @ handrina sy ny tanana ankavanana de mandiniha aza e!
6. pissoa ( 11/04/2007 17:04)
:-D:-D:-D

Otran'ny hoe fangatahana alalana izany ny fahitako an'ito dinika ito ... "alefako an ... alefako sa tsia oa ..."

Rehefa tsy hanazava dia tsy manazava fotsiny, fa tsy mandraingitra ny intelizansa an'ny hafa mba hitenenany hoe hazavao lehiretsy an :-D:-D:-D
7. tynah ( 11/04/2007 20:18)
Refa ho tsofina ny trompetra faha 7 d hiseo ny marika. Aza menatra ny mitory ny filazan tsara zany akia ry Majesty ah! mety mahasoa ny hafa anie zay fantatrao eh!:-*
8. cutie ( 11/04/2007 23:52)
mandrary faly ery mantsy ry tsimiandravola sy ry fijo sy cutie (ireo namana mahafinaritra ireo) raha mahita antsika hifanjevo eto

=))=))=))=))=))=))
9. cutie ( 11/04/2007 23:53)
Mpandefa : tynah [ Valio ] 11-04-2007 22:18:46
Lohateny : Re : 666 (fizarana faha:2)
Refa ho tsofina ny trompetra faha 7 d hiseo ny marika. Aza menatra ny mitory ny filazan tsara zany akia ry Majesty ah! mety mahasoa ny hafa anie zay fantatrao eh!

eny wa
alefaso hono akia ry majesty a :-D
10. diamondra27 ( 12/04/2007 10:21)
matoa majesty miteny an'io dia fantany fa misy ny tsy hahatanty ....
Eto aza dinika tsotra no lazaina dia misy ny mpamadi-dresaka sy ny mpananihany sns
koa dia aleony milaza dieny mialoha aloha mba hiomanan'ny olona.
Raha mivoaka eto izany ilay izy dia mba samia mandinika daholo alohan'ny hamaliana e
11. majesty ( 13/04/2007 05:47)
LA MARQUE DE LA BETE

SON NOM:\"Personne ne pouvait acheter ou vendre s\'il n\'avait pas cette marque,c\'est à dire le NOM de la bête ou le CHIFFRE qui correspond à CE NOM (Apocalypse 13:17)
\"La méthode de lecture généralement adoptée est celle connue sous le nom de GHEMATRIA des rabbins,qui consiste à donner à chaque lettre d\'un nom sa valeur numérique normale et la somme de ces chiffres est équivalent au NOM,
\"le Pape est d\'une telle dignité et d\'exaltation qu\'il n\'est pas un homme ordinaire mais bien plutôt comme Dieu et le VICAIRE DE DIEU.les lettres inscrites sur la mitre du pape sont les suivantes:VICARIUS FILII DEI,ce qui signifie en latin,\"VICAIRE DU FILS DE DIEU\",Les catholiques maintiennent que l\'eglise,qui est une société visible,doit avoir un chef visible,Le Christ,avant son ascension au ciel,appointa saint Pierre comme son représentant...c\'est pourquoi l\'Evêque de Rôme,en tant que chef de l\'église,fu donné le titre \"VICAIRE DU CHRIST\" (our sunday visitor,(catholic weekly)Bureau of information,Huntington,ind 18 avril,1915


SON DEFI:\"la raison et le bon sens exige le choix entre l\'une ou l\'autre de ces possibilités,soit le protestantisme et l\'observance du samedi comme jour de repos ou soit le catholicisme et l\'observance du dimanche comme jour de repos,il ne peut y avoir de compromis.\" (The Catholic Mirror,23 dec 1893)


SON NOMBRE:\"C\'est ici la sagesse.Que celui qui a de l\'intelligence calcule le nombre de la bête,car c\'est un NOMBRE D\'HOMME ET SON NOMBRE EST 666 \" - Apocalypse 13:18

V....5 F....0 D....500
I....1 I....1 E....0
C....100 L....50 I....1
A....0 I....1
R....0 I....1 = 501
I....1
U....5 = 53
S....0

= 112 112+53+501 = 666


SA MARQUE:L\'observance du dimanche par les Protestants est un HOMMAGE QU\'ILS RENDENT malgré eux à l\'AUTORITE DE L\'EGLISE CATHOLIQUE.(Monseigneur Louis Ségur,causeries sur le Protestantisme d\'aujourd\'hui,p 207)
Par le fait même qu\'elle a transféré le sabbat au dimanche que les protestants observent,et ainsi ils se contredisent catégoriquement en observant strictement le dimanche et en rejetant les autres Fêtes commandées par la même église,parce qu\'en observant le DIMANCHE ils RECONNAISSENT LE POUVOIR DE L\'EGLISE d\'ordonner des fêtes et de les y obliger sous peine de péché.\"The Douay Catechism,page 59\"
L\'église catholique pendant plus de mille ans avant l\'existence d\'un seul protestant,en vertu de son mandant divin,changea le jour du repos du samedi au dimanche.\"The Catholic Mirror,Sept 1893\"

Bien sûr que l\'église catholique reconnait que le changement vient d\'elle...Et cette action est la MARQUE de son authorité ecclesiastique en matières religieuses.\"H.F. Thomas,Chancelier du Cardinal Gibbons\"
12. majesty ( 13/04/2007 05:51)
Ahitsy kely fa mikorontana be le chiffre,

V....5
I....1
C....100
A....0
R....0
I....1
U....5
S....0


F....0
I....1
L....50
I....1
I....1


D....500
E....0
I....1


112 + 53 + 501 = 666

13. ikaretsaka ( 13/04/2007 13:15)

io izao tsy azoko... ny lettres bedebe ato (A R F S E) de hoe 0 aby no dikany

dia maninona no nalahatra tahak'io no namenoana ny banga?

dia ireo ) bedebe ireo koe rehefa alahatra dia lasa hoe

F A R S E (farce=blagy)
14. lapino ( 13/04/2007 14:31)
Ika > amin'ny fanisana romana dia ny litera I V X D C L M ihany no manana sandany, fa ny litera hafa tsy manana ... raha ny fahazoako an'io kaonty io

Efa nisy resaka teto io, fa debadeban'ny advantista izay no ni-publier an'io voalohany (ny mpamorona ny advantista moa?). Kanjo ny anaran-drazoky koa manome 666 rehefa nampiharana an'io fanisana io.

Raha marina izany ny io, dia samy 666 daholo ny katolika sy ny advantista.

Dia voaresaka koa fa tsy io fa hafa no soratra eo amin'ny satroky ny papa. Fa tsy haiko hoe, tsy io mihitsy ve sa tsy io intsony ?

Saingy na misy an'io ny satroky ny papa na tsy misy, tsy ahoako loatra satria za tsy mpomba ny papa, fa mpomba an'i Kristy. :wink:
15. ikaretsaka ( 13/04/2007 14:41)
lapino: haiko ilay fanisana romanina ka...
fa ilay lettre hafa tsy nasiana lanjany nalaina hamenoana ny banga no nagahaha ahy .. ilay hoe nahoana no ireo no nalaina?
16. tsiafoi1 ( 13/04/2007 15:22)
lapino : Ny anaran'ny Fondatrice ny adventiste r'ise Ellen Gold HARMON ny nom de jeune fille-ny, koa ataovy ny calcul raha manome 666 io. Jame WHITE no anaran'ny, dia ataovy calcul koa raha manome 666.:?
17. ikaretsaka ( 13/04/2007 17:35)
otran'ny mahafinaritra indray ity manao kajim-pinoana ity ka!

calvin izao izany= 6
(satria ny V sy ny I ihany no mikaonty)

de i Martin Lotera (luther) = 56 satria ny I (amin'ny martin) de ny L de ny U

de raha asiana X ( simbole lakroa eo ampovoany izay misanda 10)
dia ampifanakaikezana amin'izay!
de 6 66
WOW!:wink:
18. ikaretsaka ( 13/04/2007 17:55)
oay le C kay misanda 100..
vao mainka ao tsara le maha cent azy!
19. dadasy ( 13/04/2007 18:33)
mahaliana ny olona mihitsy ity finoaNAY ity:)
20. dadasy ( 13/04/2007 19:25)
angaha lany ny resaka teto? zahay mbola te hanaraka ity resabe ity. Aiza koa ny manaraka o!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2769