666 (fizarana faha:2)

21. ikaretsaka ( 13/04/2007 19:37)
izay no mampome @ NAREO
ka iza taminaREO no nitondra ilay kajy hodinihiNAY?:wink:
22. sonwin ( 13/04/2007 20:44)
majesty> ny tian lah lazaina izany dia hoe tsy natao ho anay katolika izany paradisa izany satria izahay ilay hoe 666? raha miteny ny Pape mantsy ialahy dia vaosahana ao daholo izahay rehetra :@, tsy ho hitantsika eo ihany ve any amparany any, samy jiolahimboton'ny tanàna ihany o^o:@:^). io indray na 666 io na tsy 666, tsy mitondra mankaiza fa ny asa vita ihany no ifampitsarana rehefa any amparany any, asa anefa! Fa izany hoe lisany ilay mana-bête-bête ireo aloha toa hoe efa voavonjy sahady :°):P na mi..... eny rehetra eny aza ts koi satria mahay baiboly e?:-D:-P;-):^)
23. pissoa ( 13/04/2007 20:59)
Kay ve zay fotsiny ilay hotenenin'i Majesty e :-D:-D:-D
24. ikaretsaka ( 13/04/2007 22:38)
Dominus meus et Deus meus :roll:
any ananona any mihaona e..
na ianao ny 666 na izaho sy ny 999
25. majesty ( 16/04/2007 05:33)
hoy sonwin:
Fa izany hoe lisany ilay mana-bête-bête ireo aloha toa hoe efa voavonjy sahady na mi..... eny rehetra eny aza ts koi satria mahay baiboly e?


Ilay hoe bête tsy hoe biby ara-bakiteny fa ao @ soratra masina ny heviny ara-paminaniana dia ny hoe "fahefana na fanjakana":D

Sonwin:
ny tian lah lazaina izany dia hoe tsy natao ho anay katolika izany paradisa izany satria izahay ilay hoe 666? raha miteny ny Pape mantsy ialahy dia vaosahana ao daholo izahay rehetra


Raha mahatsikaritra isé dia tsy ny hevitro samy irery no miseho ao fa saika hevitra notohanan'ireo monseigneur sy ireo boky sy gazety nosoratan'ny fiangonana katolika,donc tsy manaratsy be fahatany aho fa fomba fijery itovizanay sy ireo mpitondra Katolika ao ampiangonan'ise ireo fa aza tsiny:D

Pissoa:
Kay ve zay fotsiny ilay hotenenin'i Majesty e


Nohezahana nofintinina faran'izay tsotra indrindra fa raha tsy izany tsy ho voasoratra eto avokoa,fa betsaka ny azo lazaina momba anio ka:D


hoy ikaretsaka:

haiko ilay fanisana romanina ka...
fa ilay lettre hafa tsy nasiana lanjany nalaina hamenoana ny banga no nagahaha ahy .. ilay hoe nahoana no ireo no nalaina?


Tsy hoe nalaina namenoana ny banga fa ireo mihitsy ny soratra hita manambara azy io,ary ny tena mahagaga amin'izy io dia azo adika @tenim-pirenena telo izay nandikana an'ilay soratra teo ambony lakroan'i Jesosy ilay teo @ hazofijaliana,@ teny LATINA,HEBREO,GRIKA ary manome foana an'io isa 666 io,fa saingy tsy mety atao eto fa tsy mety @ le clavier-ntsika:D
26. ikaretsaka ( 16/04/2007 15:43)
ka zay mihitsy ange ry majesty e: nahafinaritra ahy mihitsy ity dinika ity,

fa ny tsy azoko dia naninona no tsy natao ohatra le
DEI tsy natao hoe DAI (mitovy ny sandany)

le FILII tsy natao hoe ILI fa notovanana F fa tsy mots hafa tsisy sandany no natao teo?


otran'ny mahafinaritra indray ity manao kajim-pinoana ity ka!

calvin izao izany= 6
(satria ny V sy ny I ihany no mikaonty)

de i Martin Lotera (luther) = 56 satria ny I (amin'ny martin) de ny L de ny U

de raha asiana X ( simbole lakroa eo ampovoany izay misanda 10)
dia ampifanakaikezana amin'izay!
de 6 66
WOW!
Miverina ery ambony
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 13-04-2007 19:55:38
Lohateny : Re : 666 (fizarana faha:2)
oay le C kay misanda 100..
vao mainka ao tsara le maha cent azy!


de nataoko i benoit sy zampol fa tsy nanome!:-D:wink:
27. pissoa ( 16/04/2007 20:24)
majesty:
Nohezahana nofintinina faran'izay tsotra indrindra fa raha tsy izany tsy ho voasoratra eto avokoa,fa betsaka ny azo lazaina momba anio ka

tsy ilay halavany no noteneniko fa ny "Ventiny" ! :-D:-D:-D
28. majesty ( 17/04/2007 04:53)
pissoa:tsy fotsiny io akia a,:D
Ikaretsaka:ka io mihitsy ange r'ise no soratra hita ao @ ilay satroka moa sa inona no anaran'ireny fanaovan'i papa amin'ny lohany ireny,fa raha sendra makany Italia isé dia mba tsidiho ny musée any dia alaivo sary raha possible ilay dia ho entina eto fa za manko tsy mbola nahita maso fa sary @ boky tantara sy @ ireny film documentaire ireny no nahitako azy:D
29. ikaretsaka ( 17/04/2007 16:03)
ka nanao koa hoa za t@ i Martin Lotera sy Jean Calvin fa nanome 666
dia ahoana koa ireny izany??
ny an'ireny koa mantsy tsy nofenofenoina fahatany le lettres fa araka ny anarany mihitsy!:wink:

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.094