Tsy eken'ny EKAR ny...

1. prime ( 17/04/2007 07:59)
http://www.topchretien.com/topinfo/default.php?/12609/

Izaho raha nahita ny toy izao dia azoko lazaina hoe ny fomba angaha itondràna ilay adihevitra no tsy dia itoviako hevitra fa ny foto-kevitra kosa dia tena iraisako hevitra tanteraka amin'ny hevitry ny EKAR...

Ahoana ny hevitrao?...
novalian'i prime ny 15/05/2007 09:12
2. rakaroka ( 17/04/2007 08:10)
prime:

http://www.topchretien.com/topinfo/default.php?/12609/

Izaho raha nahita ny toy izao dia azoko lazaina hoe ny fomba angaha itondràna ilay adihevitra no tsy dia itoviako hevitra fa ny foto-kevitra kosa dia tena iraisako hevitra tanteraka amin'ny hevitry ny EKAR...

Ahoana ny hevitrao?...



Mitovy hevitra @ i Prime aho eto. Fa nisy namako izay nanazava ny antony mety nahatonga ny "homo" io:
hoy izy hoe nisy namany, maty fahakely ny dadany dia
vavy Bbbe daholo ny manodidina azy dia misy "affinité" kokoa izy, à l'aise kokoa izy miaraka @ lhl: izay no tsy ampy, fa tsy hitovy "endrika" @ hoe "vrai famille" satria ilay
caractère naturel et "complémentaire"n'ny vhv sy lhl
tsy ao!
3. prime ( 17/04/2007 09:29)
rakaroka> Ny hanamarinan-tena amin'ny atao rehetra dia misy sy azo atao foana fa raha ny tenin'Andriamanitra dia "carré" raha mikasika io ary mitombina tsara ny "position" ny EKAR raha mijoro amin'izany... somary "radical", nefa dia izany mihitsy no hevitry ny soratra masina...
4. rakaroka ( 17/04/2007 10:30)
prime:

rakaroka> Ny hanamarinan-tena amin'ny atao rehetra dia misy sy azo atao foana fa raha ny tenin'Andriamanitra dia "carré" raha mikasika io ary mitombina tsara ny "position" ny EKAR raha mijoro amin'izany... somary "radical", nefa dia izany mihitsy no hevitry ny soratra masina...


Na voamafy na tsia ao anaty Baiboly araka ny tenin'i Majesty izay mbô hay fantarina ihany ny mitombina sy tsia:lol::lol::wink:
5. prime ( 17/04/2007 11:35)
rakaroka> Ekena ny voalazanao... fa teto mantsy nisy dinika lava dia lava izay nentina hanamarinana ny "mariage homo" tany am-piangonana satria toa nisy fiangonana tsy miankina iray tany Etazonia nanamasina izany dia izay no antony nanamafisana indray mandeha ity lohahevitra ity hoe ny tenin'Andriamanitra dia hentitra ny amin'io fa ny fiangonana koa dia tokony hijoro hatramin'ny farany araka izay voalazan'ny soratra masina...

Raha ny saina fotsiny dia azo raisina amin'ny alalan'ny zon'olombelona tokony hitovy izany nefa tsy eken'Andriamanitra velively...
6. ikaretsaka ( 17/04/2007 11:38)
prime:
zaho raha nahita ny toy izao dia azoko lazaina hoe ny fomba angaha itondràna ilay adihevitra no tsy dia itoviako hevitra fa ny foto-kevitra kosa dia tena iraisako hevitra tanteraka amin'ny hevitry ny EKAR...


io ilay sady mandeha ny ara-panahy no mandeha koa ny ara-tsosialy amindry zareo (oooops aminay moa iznay e)
rehefa hoe tsy azo atao dia tsy azo atao. ny anay misy lalana sy rafitra ohatran'izany fa tsy hoe mitranga ilay cas vo hoe atao ahoana ity resaka homo ity na izao!
7. prime ( 17/04/2007 12:05)
rakaroka> Ekena ny voalazanao... fa teto mantsy nisy dinika lava dia lava izay nentina hanamarinana ny "mariage homo" tany am-piangonana satria toa nisy fiangonana tsy miankina iray tany Etazonia nanamasina izany dia izay no antony nanamafisana indray mandeha ity lohahevitra ity hoe ny tenin'Andriamanitra dia hentitra ny amin'io fa ny fiangonana koa dia tokony hijoro hatramin'ny farany araka izay voalazan'ny soratra masina...

Raha ny saina fotsiny dia azo raisina amin'ny alalan'ny zon'olombelona tokony hitovy izany nefa tsy eken'Andriamanitra velively...
8. Fiffi ( 17/04/2007 12:14)
heu...zah kosa aloha de tena contre an'io an ! na de am le fiainana ara-sosialy fotsiny aza ohatra .....de mba ahoana ny fiainan'ireo ankizy zay tezain'ireny olona ireny ? de mba ahoana ny fiara-moniny any am-pianarany ? toa fitiavan-tena fotsiny le izy vis à vis an'le olona manao an'zany....
Au niveau ny fiangonana sy ny finoana kosa de normale be le réaction-zareo....
9. ikaretsaka ( 17/04/2007 12:54)
ka io foana ange no tena nampome e.. 2000 taona ilay izy tsy nisy an'izany resaka izany.. tsy naninona
dia aty aoriana aty nisy tampoka...
10. prime ( 17/04/2007 13:48)
ikaretsaka:
ka io foana ange no tena nampome e.. 2000 taona ilay izy tsy nisy an'izany resaka izany.. tsy naninona
dia aty aoriana aty nisy tampoka...
... Tsy mazava... Resaka inona no tsy nisy 2000 taona? dia inona no nisy tampoka?...
11. pimaso ( 17/04/2007 14:33)
prime > mendri-piderana ny loha hevitra nentin'ise io, tena fiarovana ny taranaka any aoriana rehetra,
Misaotra betsaka,
tohizo fa Homba anao ny lanitra
12. ikaretsaka ( 17/04/2007 14:56)
prime> le resaka homo in public
13. Fiffi ( 17/04/2007 19:37)
ka fady zany angamba taloha koh !:roll:
14. pissoa ( 18/04/2007 06:23)
"si le seul critère devient l’opinion générale pourquoi dire non (…) à la légalisation de l’inceste ou à la pédophilie entre personnes consentantes ?"
15. prime ( 18/04/2007 09:21)
Ikaretsaka> Tena tsy izay kosa io vao noresahina \"en public\" raha ny fahafantarako azy... Tsy zava-baovao io raha tsy hiresaka an\'i Sôdôma sy Gômôro... ny kolon-tsaina jentilisa (grika sy masedoniana) izay tena nielim-patrana eran-tany... raha tsy hiresaka ny nahazo ny Jiosy tamin\'ny andron\'ny fanjanahan-tany Rômana tao Jerosalema sy ny manodidina indrindra ny tao Massada... indrindra moa hatramin\'ny fivoizana ny \"charte de droit de l\'homme\" sy ny \"voix de la raison avec la révolution française\" dia niverina tsikelikely indray ny resaka momba an\'io... rehefa nanjàka ny fivavahana kristiana vao nipirina ny firesahana azy io, sady fady no fahavetavetàna tsy inona nefa zava-misy... soa fa mijoro ny fiangonana manohitra izany hatramin\'izao ary mijoro araka ny tenin\'Andriamanitra...

pissoa> Io \"dérive\" io indrindra no tena tsy mety... mifandray amin\'ilay tenin\'Andriamanitra hoe raha diso amin\'ny iray dia diso amin\'izy rehetra (références lois divines)... ny fanekena ny iray koa dia TOKONY ho fanekena ny rehetra... asa aloha...
16. ikaretsaka ( 18/04/2007 17:13)
prime> fa tsy nomena rariny foana io raha araky ny tantara dia izao ve vao omena? sy hoe tsy fady intsony?
izay angamba hoy aho no maha" scripture and tradition" ny katolika fa tsy maha "reformist" azy
sady raha jerena dia sady ara baiboly no tsy anaikeny azy no ara pomba (tradition) ..dia voarara... dia izay foana no naha katolika sy novoiziny hatramin'izay ..
lasa reformed indrai manko izy raha mifanohitra amin'izay :wink:
17. prime ( 19/04/2007 14:53)
Tsy izany kosa aloha no tena sens ny reforme e... tsy hoe fanovàna ny fahazaran'ny fiangonana no dikany fa fanavaozana araka ny lazain'ny tenin'Andriamanitra sy ny fanahy masina marina...
18. ikaretsaka ( 19/04/2007 15:11)
iny indray samy manana ny fandraisany azy! (ny ahy aloha io ny sens an'ny reformist amiko e) :-D io le samy afaka miteny fa ara tenin'andriamanitra sy araky ny fanahy masina aby.. fa ny vokany no mitondra e..
19. fijo ( 19/04/2007 22:28)
ny katolika dia miaina ivelan'ny tontolo misy azy.ny homo dia misy ary efa izay no izy aminy,ka tsy itako izay hanakanana azy amin'io toetrany io.
20. ikaretsaka ( 20/04/2007 01:09)
ny katolika tsy manao intsony ilay heo raha homo ianoa dia bedemony.. fa miteny hoe tsy mahazo manambady ny lahy samy lahy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2406