Fivavahana, finoana

niryna ( 21/03/2007 15:12)
Efa miely erak'izao tontolo izao ny fitoriana ny filazan-tsara ary Jesosy mihitsy no nanambara fa mihoatra ny zavatra hataony no hataon'ireo izay mino azy.Ny fiheverako izany dia tsy voatery mandeha l... tohiny
novalian'i Zina ny 23/03/2007 18:17
LazaDaddy ( 21/03/2007 06:55)
Miala tsiny fa averiko ilay fanontaniako teo aloha fa misy manodin-dresaka sy faly hanelingelina fotsiny. Aoka ho matotra ny valiteny azafady fa tsy toerana fampisehoana tsy fahamatorana ito sehatra i... tohiny
novalian'i Zina ny 22/03/2007 14:56
LazaDaddy ( 21/03/2007 01:38)
Mba mila torohevitra kely e :) Ahoana ny ataonareo mba hampitombo ny fitiavanareo ny Tenin'Andriamanitra? Indraindray mantsy misy Tenin'Andriamanitra tena manindrona ahy mihitsy (Hebreo 4:12) ka mi... tohiny
novalian'i Zina ny 22/03/2007 15:01
niryna ( 20/03/2007 14:11)
Maro ny resaka mifanjevo ato mikasika ny misy Atra ,tsy misy Izy.Omeo porofo ny tsy fisiany.Tsy resaka sy fifamaliana fotsiny no tena tanjona eto fa ny hanampy ny namana tsy mahalala na mbola tsy te-h... tohiny
kiranil ( 20/03/2007 00:50)
http://www.chick.com/reading/tracts/0228/0228_01.asp http://www.chick.com/reading/tracts/1653/1653_01.asp Misaotra namaky hatramin'ny farany.. Raha mahasoa anao dia isaory Andriamanitra, raha... tohiny
novalian'i prime ny 02/04/2007 13:24
tsimiandravola ( 19/03/2007 23:09)
-Tsapako fa maro ny kristiana ato amin'ny forum no tsy mamaky akory ny hevitra na ny rohy alefa momba ny fivavahana. -Tsapa fa maro kokoa ianareo kristiana no tsy faly amin'ny hevitro na ny hevitry... tohiny
tsimiandravola ( 19/03/2007 21:21)
Annnée 1520: Déclaration du pape Léon X (1475 à 1521) : "On sait de temps immémorial combien cette fable de Jésus-Christ a été profitable à nous et à nos proches." [Quantum nobis nostrisque ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 24/03/2007 19:21
niryna ( 19/03/2007 15:15)
Mba misy afaka ny hanaza ny namana ve eto ny maha samy faha ireo na mifanampy ireo na hoe iza no atao batisa amin'ny rano ary ahoana indray ilay batisa amin'ny fanahy masina? (l)niryna... tohiny
novalian'i Zina ny 21/03/2007 17:02
saho ( 18/03/2007 18:04)
Mba misy mahay ny baiboly @ teny allemand ve ato? Tiako ho fantatra @ teny malagasy ireto mpaminany boky testamenta taloha ireto ary koa mba omeko an'ireo izay liana te hamaky: Daniel momba ny Nof... tohiny
novalian'i cutie ny 20/03/2007 12:13
tsiafoi1 ( 18/03/2007 10:56)
Efa nosainintsika ve, Nahoana no misy karazam-pivavahana, indrindra ho an'ny kristianisme, nefa Andriamanitra iray ihany ?... tohiny
novalian'i lapino ny 23/03/2007 17:11
rakaroka ( 18/03/2007 08:39)
Lasalasa ry 'reto ny saiko mikasika ny "toa tendance" "suffisance" izany! ny sasany mi-se suffir @ baiboly, ny hafa "coran",sns, ny Européen @ samy Euro,sns... Nisy faritra atsy Sôvy moa dia noro... tohiny
novalian'i rakaroka ny 21/03/2007 22:47
xxx ( 17/03/2007 07:46)
Isaia 66/17 Izay manamasina sy manadio ny tenany ho ao antanimboly ka manaraka ny iray ao afovoany ary mihinana ny henankisoa sy ny zava-betaveta ary ny totozy dia hiaraka ho levona avokoa hoy Jehova ... tohiny
novalian'i bimanoa ny 20/03/2007 05:41
niryna ( 17/03/2007 00:35)
Maro dia maro no antony mahatonga ny olona tsy hamaky baiboly,mba afaka milaza izay antony ve ianao. Alefaso ary ny resaka fa izay tsy fenonareo ihezahako ho fenoina.:roll::?::cry: Mazoto ary (l)nir... tohiny
novalian'i prime ny 03/04/2007 07:36
tsimiandravola ( 16/03/2007 22:15)
-Ny Kristianna dia ampirisihan'ny Baiboly mba tsy "hivaky loha":ohatra hoe raha hivahiny dia tsy mitondra kitapombola;ny fitafiana sy ny hohanina dia mandeha ho azy satria na ny lisy aza dia tsara aka... tohiny
xxx ( 16/03/2007 21:30)
Betsaka ny olona milaza oe any ampiangonana tsy tokony hisy fanahy ratsy hiasa , ny kristianina tokony hanana ho masina foana na aiza na aiza toerana misy azy , ny pasteur tokony ho mendrika araky ny ... tohiny
novalian'i prime ny 19/03/2007 11:21
nikopol ( 16/03/2007 08:19)
Ny zavatra anisan'ny nahamarika ahy, dia tamin'i Papa Jean Paul II niahona tamin'ilay bandy nikatsaka ny hamono azy iny. Tony dia tony ny endriny, ary mbola feno fitiavana sy compréhension teny amin'... tohiny
simplex ( 15/03/2007 22:01)
adihevitra momba an'i satana: * misy fiangonana na eglizy na tsy haiko ze mety ho anarany an'i satana ve? * misy baiboly kely misy ny doctrine na constitution fondamentale, misy ny fampianarana... tohiny
novalian'i prime ny 19/03/2007 09:48
pissoa ( 15/03/2007 07:02)
Miarahaba ! Mba andikao an'io izay afaka azafady o ! Tononkiran'i (Tsy tadidiko), fa ilay [i]Nodiovin'i Kristy[/i] ny isan'ny sasinkira ! [i]Mientanentana ravo amin'ny Tompo aho, Ny fanahiko fa... tohiny
Fiffi ( 14/03/2007 16:09)
Nahalasa ny heritreritro ireto fanontaniana hitako ireto : 1. Afaka ho vonjena ve isika raha tsisy ny batisa? 2. Midika inona ny “batisa”? a) Fianianana? b) Fafy rano? c) Finoana?... tohiny
novalian'i niryna ny 22/03/2007 16:27
LazaDaddy ( 14/03/2007 06:13)
Vitao am-pitiavana ny "adidy" dia "akombony ny vava". :) "Raha hoy Izaho amin'ny ratsy fanahy: Ho faty tokoa ianao! ary tsy mananatra azy ianao, na miteny hananatra ny ratsy fanahy, hialany amin'ny... tohiny
novalian'i prime ny 23/03/2007 14:28
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 4.6072