fanontaniana hoan'ny pretra
1. ari.malala
(
22/03/2007 12:37)
Miarahaba e,
Naika hanontany aho hoa, rehefa mikonfesy ny olona iray, ny pretra dia tsy mahazo milaza na @ iza na @ iza ny momba izay fahotana notenenin'izay mikonfesy aminy ao, ka raha sanatria moa izany, misy olona mikonfesy fa namono olona na namaky trano na nanao viol, ka olona fantatr'ilay pretra ilay nanao azy dia ahoana no zavatra mitranga, tsy hitoroka any @ polisy ve ilay pretra, dia tsy naman'ny complice @ ilay mpamonao ratsy ve izy? raha ohatra ka fantatra fa manao ankety ny polisy dia inona ny andraikitry ny pretra? ary raha toa ka atao ankety ilay pretra, (ohatra misy manome piste hoe hitanay niditra tao @ mopera ilay mpangalatra) dia inona no tokony ataony?

novalian'i ikaretsaka ny 25/03/2007 18:03
2. simplex
(
22/03/2007 12:54)
ari.malala:
dia tsy naman'ny complice @ ilay mpamonao ratsy ve izy?
ari.malala:
raha toa ka atao ankety ilay pretra, (ohatra misy manome piste hoe hitanay niditra tao @ mopera ilay mpangalatra) dia inona no tokony ataony?
tonga d mitsotra ny pretra hoe secret de confession izany k tsy afaka ny miteny na inona na inona izy. Sady tsy mandainga izany no manamora ny asan'ny panao ankety.
mamono olona mila makany @ eveka an. Fa sady normalement, ny fivalozana @ famotsorana tsy maintsy hoe mande mifona any @ le olona no-violer-na ohatra na hoe manaiky mi-ecoper ny peine-ny any @ fonja izy. Zany hoe ra mikamoufle enao, d tsisy dikany fa namany tsy mivaha ihany le fahotana ;-) Tsy miray tsikombakomba izany ny pretra :)
3. Fiffi
(
22/03/2007 13:41)
simplex:tena miombon-k'hevitra @ simplex zah @ io.....
Tsy miray tsikombakomba izany ny pretra :)
Nisy film zay hitako nalaina t@ fait réel....namono olona toko le lhl zay....nandeha nikonfesy tany @ pretra izy.....ny zavatra natoron'le pretra azy fotsiny de hoe mandehana mitonon-tena any @ polisy enao....
au fur et à mesure miresaka ry zareo satria tsy zakan'le bandy intsony ny zavatra nataony de iny izy nitonon-tena nihafarany.
Ohatran'le hoe secret medical hiany io.....tsy azo hatao ny mi-divulguer azy....
Marina fa ho henjana ho an'le pretra ny fahenohiny hoe namono olona na ni-violer olona le lhl....fa ny zavatra azony hatao fotsiny de ny manampy azy.....manoro azy ny zavatra tokony hataony....hitonon-tena.
4. ikaretsaka
(
22/03/2007 13:46)
Io no atao hoe "Tsiambaratelon'ny Kaonfesy".. efa fantatry ny polisy io normalement.
Rehefa mikaonfesy koa dia ny tokony atao an-tsaina sy-ampo dia hoe Andriamanitra no ikaonfesena sy ilazana ny ota. Fa i mompera ange mihaino fotsiny e! manampy sy manoro hevitra anao amin'ilay vavakao sy Andriamanitra.
Tsy miditra lalina fa Theology grave be io ary semesters 2 no lanin'ny seminarista sasany mandinika an'io fotsiny!

5. ari.malala
(
22/03/2007 13:50)
ka izay mantsy! henjana be ny maheno an'izany hoe namono olona aho, na ny zavajvatra toy izany, dia na olona fantany aza izany ilay olona dia tsy mahazo manoro ny polisy izy, na manome indice farafaharatsiny hahalalana ilay olona nanao ny acte?
6. Fiffi
(
22/03/2007 13:55)
non ! tsy afaka manao an'zany ny pretra....tsy afaka manomé indice na de kely aza....izay no mbola anisan'ny handehanana hi-confesena @ pretra.....soahiany aza fa mbola misy ny olona azo hatokisana hi-confesena.....
7. dadie
(
22/03/2007 13:55)
za dray akia d tam nanao kominio voalohany tam taona 19745no nikofeseko farany d tsy nikofesy tsony za avy eo satria ny bb ako d miangona ao am Jesosy Mamonjy ary tsy navelany hikofesy zay ,d avy eo rehefa misy zavatra ataoko tsy mety d mivavaka fotsiny za d zay ,ka ny tiako ambara am zany d oe fanga aki ry ari_malala mbola misy fona zany amizao?
8. ari.malala
(
22/03/2007 13:57)
ika, eny e, fantatro anie hoe i mopera mihaino fts fa Andriamanitra no tena itarainana sy ifonana e,
Ary izao indray ny fanontaniako, isika mahalala fa ny fahotana izay antsoina hoe pechés reservés dia tsy maintsy any @ Eveka no mandeha mikonfesy, afatsy hoe karemy na avent, (tsy haiko, marina ve aloha ilay karemy fa ny avent no tena tadidiko), ka raha atao indray aza hoe anelanelam-potoana no nahavita fahotana mahafaty toy ny namono olona na nanala zaza ny olona iray, (ny naniraka olona hanala zaza moa izany anatin'nilay mahavita fahotana mahafaty iany koa e!) dia tsy eo ny Eveka sy ny Eveka mpanampy, dia aiza no mandeha ilay olona?
"koa inty aho tonga fa niantso ahy Ianao, izany tebiteby izany no atosako Aminao", fa mba eritreritra sendra nandalo ny ahy iny hoe raha sanatria ka izany no mitranga dia ahoana tokoa moa? Ary izao indray ny fanontaniako, isika mahalala fa ny fahotana izay antsoina hoe pechés reservés dia tsy maintsy any @ Eveka no mandeha mikonfesy, afatsy hoe karemy na avent, (tsy haiko, marina ve aloha ilay karemy fa ny avent no tena tadidiko), ka raha atao indray aza hoe anelanelam-potoana no nahavita fahotana mahafaty toy ny namono olona na nanala zaza ny olona iray, (ny naniraka olona hanala zaza moa izany anatin'nilay mahavita fahotana mahafaty iany koa e!) dia tsy eo ny Eveka sy ny Eveka mpanampy, dia aiza no mandeha ilay olona?
9. ari.malala
(
22/03/2007 14:06)
dadie:
za dray akia d tam nanao kominio voalohany tam taona 19745no nikofeseko farany d tsy nikofesy tsony za avy eo satria ny bb ako d miangona ao am Jesosy Mamonjy ary tsy navelany hikofesy zay ,d avy eo rehefa misy zavatra ataoko tsy mety d mivavaka fotsiny za d zay ,ka ny tiako ambara am zany d oe fanga aki ry ari_malala mbola misy fona zany amizao?
ny mandeha mikonfesy ve no anontanian'i dadie hoe mbola misy? ie, mbola misy mintsy ka! za ndray tsy mandry ny saiko raha tsy mandeha mikonfesy rehefa nahavita zavatra tsy norm, fa na ny Rainay any andanitra aza tsy vitako fa menatra izany aho...:roll:
10. Zina
(
22/03/2007 16:50)
ari a,
miteny aho dia anao no misafidy na andray azy na tsy.
raha namaky ny rehetra ianao dia misy ny niteny oe Tsisy afa tsy Andriamanitra no mamela ny heloka.. Andriamanitra dia fitiavana ary mamela ny elon-tsika izy (70x7) miotra akory ary rehefa tena manaiky sy mibebaka isika.
ari a
tsy tokony ho menetra ianao Andriamanitra dia faly tokoa indrindra fa tonga eo aminy isika hiresaka sy mangataka famelana avy aminy...Zaro ny fonao iresaka amin'Andriamanitra izy dia Andriamanitra be fitiavana :-*
Ny pretra dia olona otra-tsika ka amiko tsy afaka hamela ny elon-tsika izy fa mihaino fotsiny sy manoro na miteny izay tsara tokony atao (ilay lazain'i Ika etsy ambony marina io Ika :wink:).. Raha izy no miteny oe voavela ny helokao dia alaviro fa tsy tokony hanao an';izany izy.
Ny fangataha famelan-keloka dia aferan-tsika sy Andriamanitra/Jesosy ihany
Lioka 5: 21 sy ny tohiny....I jesosy io lazanin-dry zareo io...
Fa ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo niara-nisaina hoe: Iza moa Ity miteny ratsy Ity? Iza no mahavela heloka, afa-tsy Andriamanitra ihany?
dia Isaia 44: 6:
Izao no lazain'i Jehovah, Mpanjakan'ny Isiraely, dia Jehovah, Tompon'ny maro, Mpanavotra azy: Izaho no voalohany, ary Izaho no farany: Ka tsy misy Andriamanitra afa-tsy Izaho.
Dia mahereza

tsy mandry ny saiko raha tsy mandeha mikonfesy rehefa nahavita zavatra tsy norm, fa na ny Rainay any andanitra aza tsy vitako fa menatra izany aho...
ari a
tsy tokony ho menetra ianao Andriamanitra dia faly tokoa indrindra fa tonga eo aminy isika hiresaka sy mangataka famelana avy aminy...Zaro ny fonao iresaka amin'Andriamanitra izy dia Andriamanitra be fitiavana :-*
Ny pretra dia olona otra-tsika ka amiko tsy afaka hamela ny elon-tsika izy fa mihaino fotsiny sy manoro na miteny izay tsara tokony atao (ilay lazain'i Ika etsy ambony marina io Ika :wink:).. Raha izy no miteny oe voavela ny helokao dia alaviro fa tsy tokony hanao an';izany izy.
Ny fangataha famelan-keloka dia aferan-tsika sy Andriamanitra/Jesosy ihany
Lioka 5: 21 sy ny tohiny....I jesosy io lazanin-dry zareo io...
Fa ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo niara-nisaina hoe: Iza moa Ity miteny ratsy Ity? Iza no mahavela heloka, afa-tsy Andriamanitra ihany?
dia Isaia 44: 6:
Izao no lazain'i Jehovah, Mpanjakan'ny Isiraely, dia Jehovah, Tompon'ny maro, Mpanavotra azy: Izaho no voalohany, ary Izaho no farany: Ka tsy misy Andriamanitra afa-tsy Izaho.
Dia mahereza
11. Salut
(
22/03/2007 17:49)
Zina:
Raha tsy diso aho dia niteny tamin'ireo mpianany Jesoa hoe: ny fahotana izay avelanareo dia voavela. Ka ahoana no ilazanao fa tsy tokony hanao izany ny Pretra? Nomena fahefana hanao izany izy ka tsy mantsy manao izany na dia isany andraikitra sarotra indrindra ho azy aza izany.
Tsarako tsara fa niteny koa i Jesoa hoe: raha eo am-panolorana sorona ianao no mahatsapa fa nanana hadisoana tamin'ny rahalahanao dia mandehana mangata-pamelana aminy aloha... Mila miaiky fa diso isika mba handraisana ny famelan-keloka avy amin'Andriamanitra amin'ny alalan'ireo nanaovana hadisoana sy amin'ny alalan'ny solon-tenany eo anivontsika.
Raha izy no miteny oe voavela ny helokao dia alaviro fa tsy tokony hanao an';izany izy.
Raha tsy diso aho dia niteny tamin'ireo mpianany Jesoa hoe: ny fahotana izay avelanareo dia voavela. Ka ahoana no ilazanao fa tsy tokony hanao izany ny Pretra? Nomena fahefana hanao izany izy ka tsy mantsy manao izany na dia isany andraikitra sarotra indrindra ho azy aza izany.
Tsarako tsara fa niteny koa i Jesoa hoe: raha eo am-panolorana sorona ianao no mahatsapa fa nanana hadisoana tamin'ny rahalahanao dia mandehana mangata-pamelana aminy aloha... Mila miaiky fa diso isika mba handraisana ny famelan-keloka avy amin'Andriamanitra amin'ny alalan'ireo nanaovana hadisoana sy amin'ny alalan'ny solon-tenany eo anivontsika.
12. pissoa
(
22/03/2007 18:04)
Zina : misy tsy fantatrao ny mikasika ny Konfesy ... betsaka mihitsy no tsy fantatrao raha ny soratrao no jerena :) Ny hamintinana azy fotsiny angamba dia hoe tsy nanaonao foana i Jesoa namorona ny Sakramenta sy naniraka ny Pretra ho eto amin'izao tontolo izao :-D:-D:-D
ari.malala :
za alou mbola tsy Pretra e :oops::-D:-D:-D fa tokony handeha hikonfesy kosa ve raha tsy efa vonona tanteraka hanenina amin'ny fahotana. Asa aloha e ! Fa raha ny hevitro dia tsy tokony miandry an'i Mopera akory fa ny tena ihany no manao an'izany rehefa ilaina :)

13. ikaretsaka
(
22/03/2007 18:46)
Zina> mila mamanantra sy mahalala ny momban'ilay konfesy tokoa aloha ianao .Izay ilay hitenenako sy mahatonga ahy foana hanamparitaka ilay hevitra h hoe raha hitsipona fotsiny manko dia samy manana ny interpretation-ny aby ny tsirairay ary samy afaka manana ny toko sy andinininy azo tsiponina avy ny 2 tonta mba entina manamarina izay fihevitra ifantohan'ny sainy!
14. tywa68
(
22/03/2007 19:17)
Zina : io voalazan'ny namana Salut, Ika sy Pissoa io no izy ary zany mihitsy no izy = ny môpera dia mamela @ anaran'i Jesoa ! inona no olana ? sady ampiany vavaka rahateo izany famelankeloka zany !:wink:
15. fijo
(
22/03/2007 20:14)
ari malala an,aza mba mino mino an'izany,fa ireny pretra ireny anie tamin'ny andron'ny mpanjanaka no mpitantara ny zavatra miafina nataon'ny MDRM e.
17. pissoa
(
22/03/2007 20:20)
tsisy olana mitsy nge e ! mba miteny anjy fotsiny koa za :wink::wink::wink:
19. ikaretsaka
(
22/03/2007 21:00)
fijo:
ari malala an,aza mba mino mino an'izany,fa ireny pretra ireny anie tamin'ny andron'ny mpanjanaka no mpitantara ny zavatra miafina nataon'ny MDRM e.
d'efa azy manokana izany fa normalement izy tsy afaka
20. Fiffi
(
23/03/2007 06:56)
ari.malala:heu.....de tsy maintsy hoe nanao zavatra tsy nety ve vao andeha hikonfesy ?
za ndray tsy mandry ny saiko raha tsy mandeha mikonfesy rehefa nahavita zavatra tsy norm, fa na ny Rainay any andanitra aza tsy vitako fa menatra izany aho...:roll: