Fivavahana, finoana

LazaDaddy ( 28/03/2007 00:25)
Rehefa nandinika aho hoe ahoana no tena endrika isehoan'ny "[i]fitsaratsarana[/i]" olona eto dia ito ny hitako mateti-pitranga: 1) ny fitsarana olona ho "mpitsara" 2) ny fanamarinan-tena (fitsar... tohiny
novalian'i prime ny 03/04/2007 11:47
majesty ( 27/03/2007 13:58)
Amin'reny taratasy filazana manjo ireny matetika ahitana hoe:@ alahelo lehibe no ampandrenesanay anareo fa ny havana malalanay dia [b][u]nantsoin'ny Ray nody any aminy[/u][/b] ...sns Tsy haiko iana... tohiny
novalian'i prime ny 06/04/2007 10:11
prime ( 27/03/2007 11:40)
Hoy ny soratra masina : [i]"...Moa ny soa ihany va no horaisintsika avy amin'Andriamanitra, fa tsy ny ratsy koa? Tamin'izany rehetra izany dia tsy nanota tamin'ny molony Joba."[/i] [b]Joba 2:10[/b]... tohiny
novalian'i prime ny 13/04/2007 10:15
LazaDaddy ( 27/03/2007 02:18)
"[i]Raha misy roa na telo no miara-mivavaka amin'ny anarako dia ho eo fovoany aho[/i]" hoy i Kristy. Ny ankabeazan'ny fotoam-pivavahana miaraka natrehako na notarihiko anefa dia tsy nahatsapako ny fis... tohiny
novalian'i prime ny 06/04/2007 10:05
kelly13 ( 26/03/2007 16:47)
mba azonareo (ze mahafantatra an) lazaina v ny mombamomba io eglizy (sa tsy eglizy io) 1 io? misaotra ooo... tohiny
novalian'i fijo ny 05/04/2007 21:29
nikopol ( 26/03/2007 13:34)
Ireny mpivady vita mariazy tany ampiangonana ireny ve rehefa maty dia mbola mpivady ihany rehefa any amin’ny paradisa dia misy lasa selibatera???? ... tohiny
novalian'i dadie ny 27/03/2007 14:48
Fiffi ( 26/03/2007 07:21)
Nahita an'ity zah de mba zaraiko anareo eto raha mba te-hikalo fideràna an'Andriamanitra nareo.....Protestanta , Katolika de ao daholo....de mazotoa mikalo aza ... :) http://membres.lycos.fr/hiraf... tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/03/2007 06:00
LazaDaddy ( 26/03/2007 06:10)
Fitenin'ny olona matetika rehefa te "hiala bala" izy ny hoe: "mamaly vavaka Andriamanitra amin'ny fotoana mahamety azy". Inona avy ireo ny torohevitra mikasika ny vavaka, azonao omena ny namana mba... tohiny
novalian'i prime ny 03/04/2007 08:12
soanja ( 26/03/2007 00:13)
JJR
Hoy i JJ Rousseau: " Teraka Olon'Afaka ny olombelona nefa n'aiza n'aiza izy dia voarohy sy voageja." Ekenao ve? ... tohiny
novalian'i cutie ny 02/04/2007 03:14
ikaretsaka ( 25/03/2007 11:53)
Sendra nitsipalopalotra teny ny masoko (azafady re raha nitsimpona ry pissoa an) [quote=pissoa tatsy ambadika tatsy]Fa hatramizao mbola tsy azoko ihany ilay mampisaratsaraka nefa mampiasa "baibo... tohiny
novalian'i prime ny 06/04/2007 09:52
tsimiandravola ( 25/03/2007 07:35)
[quote=un combatant du contrelemonotheisme]Bonsoir, Par une inspiration qui n'était pas forcément du Saint-Esprit, j'ai emprunté à ma bibliothèque les "Exercices spirituels" d'Ignace de Loyol... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/03/2007 20:51
xxx ( 24/03/2007 09:58)
Ao @ baiboly oa misy hoe ny mariky ny bibidia na ny devoly de hoe 666 e! fa ny marik'Andriamanitra kosa mba inona e? ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/03/2007 20:51
salmo1 ( 23/03/2007 17:07)
niryna: mahafinaritra ny firesahanao tamiko, milay be mintsy :-* ^:^ (izao ndray aza, ity misy resaka tiko hatao aminao sy ny rehetra, tsy resaka sipa ah!). Izaho nanana akamavavy katôlika, sy na... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/03/2007 11:05
tsimiandravola ( 22/03/2007 22:31)
-1-Tsy nisy fiandohana ary tsy misy fiafarana ny misy rehetra ,satria tsy misy zavatra afaka niforona avy amin'ny tsy fisiana (néant).Izay rehetra misy kosa etsy andanin'izany dia tsy afaka hho any ... tohiny
novalian'i Salut ny 26/03/2007 19:16
xxx ( 22/03/2007 19:51)
t@ voalohany dia toa katolika sy protestanta no eglise @izao fotoana izao anefa dia lasa nihamaro ilay izy . Misy afaka manazava ve hoe: naninona no nizara be de be ny protestanta taty aoriana dia i... tohiny
novalian'i lapino ny 28/03/2007 14:18
salmo1 ( 22/03/2007 19:37)
Ny mampiasa kapaoty rehefa manao firaisana :?:... tohiny
novalian'i prime ny 06/04/2007 12:39
Zina ( 22/03/2007 14:45)
Izao no fotoana fahasoavana be izay omen'Andrimanitra antsika ka araroty: Amosa 8: 11,12 11 Indro, avy ny andro, hoy Jehovah Tompo, izay hanaterako mosary amin'ny tany, tsy fanirian-kanina anefa, na... tohiny
novalian'i prime ny 26/03/2007 14:29
ari.malala ( 22/03/2007 12:37)
Miarahaba e, Naika hanontany aho hoa, rehefa mikonfesy ny olona iray, ny pretra dia tsy mahazo milaza na @ iza na @ iza ny momba izay fahotana notenenin'izay mikonfesy aminy ao, ka raha sanatria mo... tohiny
soanja ( 22/03/2007 00:14)
"Hatramin'izay dia nisy ny aizina sy ny alina. De hoy Andriamanitra hoe Misia i Newton, de nisy ny mazava". Ekenao ve io sa tsia?... tohiny
novalian'i soanja ny 01/04/2007 00:28
tsimiandravola ( 21/03/2007 20:09)
[url]http://atilf.atilf.fr/dendien/scripts/fast.exe?mot=schizophr%E9nie[/url] Raha tsorina dia voadika matetika amin'ny hoe fisamahan'ny mahaolona.Satria manao tantanana roa lela ny mpino matetika ,a... tohiny
novalian'i prime ny 02/04/2007 13:35
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1813