Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mosary
1. Zina
(
22/03/2007 14:45)
Izao no fotoana fahasoavana be izay omen'Andrimanitra antsika ka araroty:
Amosa 8: 11,12
11 Indro, avy ny andro, hoy Jehovah Tompo, izay hanaterako mosary amin'ny tany, tsy fanirian-kanina anefa, na hetahetan-drano, fa faniriana* handre ny tenin'i Jehovah;
12 Ary hivembena hatrany amin'ny ranomasina ka hatrany amin'ny ranomasina ny olona ary hatrany amin'ny avaratra ka hatrany amin'ny atsinanana, eny, hivezivezy hitady ny tenin'i Jehovah izy, nefa tsy hahita.
Dia mazoto doly:wink:

novalian'i prime ny 26/03/2007 14:29
2. soanja
(
22/03/2007 15:23)
REALITY- Ny mahavariana anefa dia betsaka izao no nanary ny baiboly na ny manana azy ary mametraka azy ery anjoron-trano, feno vovoka sy iandroanan'ny tranon-kala?
Ary betsaka ny mpandondona ambaravarana milaza hoe hitory teny, hilaza ny filazantsara no miveri-maina?
Ny fiangonana moa dia foana ary antitra no mameno ny dabilio. Raha USA no resahiko fotsiny.
Ka sao de tsy io fomba/amin'ny alalan'io io no tian'i Jehovah resahina?
Mankany amin'i Discotheques anefa ianao dia hipoka sady mangetaheta ny olona.

3. Zina
(
22/03/2007 15:30)

marina mihitsy io satria tsy kely lalana i Satana, mihezaka ny hanodina ny fo-tsika sy ny sain-tsika @ ny filan'ny maso sy ny manodidina = lust of the eye, flesh and pride...
Izany no tokony hieritreretan-tsika na mitodika ny sain-tsika plutot @ Jesosy...
Ka sao de tsy io fomba/amin'ny alalan'io io no tian'i Jehovah resahina?
Mankany amin'i Discotheques anefa ianao dia hipoka sady mangetaheta ny olona.
amiko dia dia io ka...
5. kiranil
(
22/03/2007 16:11)
Misaotra an\\\'i zina amin\\\'ny lohahevitra :::
*******************************
1 Fa aoka ho fantatrao izao: fa any am-parany any dia hisy andro mahory.
2 Fa ny olona ho tia tena, ho tia vola, ho mpandoka tena, mpiavonavona, miteny ratsy, tsy manoa ray sy reny, tsy misaotra, tsy manaja izay masina,
3 tsy manam-pitiavana, mpanontolo fo, mpanendrikendrika, tsy mahonom-po, lozabe, tsy tia ny tsara,
4 mpamadika, kirina, mpieboebo, tia ny fahafinaretana mihoatra noho ny fitiavany an\\\'Andriamanitra,
5 manana ny endriky ny toe-panahy araka an\\\'Andriamanitra, nefa nandà ny heriny; ireny koa dia halaviro.
6 Fa isan\\\'ireny izay misokosoko miditra any an-tranon\\\'ny sasany ka mahalasa babo ny vehivavy adaladala, vesaran\\\'ny fahotana, entin\\\'ny filana maro,
7 mianatra mandrakariva, nefa tsy mahatratra ny fahalalana ny marina.
8 Ary tahaka ny nanoheran\\\'i Jana sy Jambra an\\\'i Mosesy no anoheran\\\'ireo koa ny fahamarinana, dia olona maloto saina sady tsy manam-pinoana marina.
9 Kanefa tsy handroso intsony izy; fa ny hadalany dia haseho amin\\\'ny olona rehetra, tahaka ny an\\\'ireo koa.
10 Fa hianao kosa efa nanaraka tsara ny fampianarako, ny fitondrantenako, ny fisainako, ny finoako, ny fandeferako, ny fitiavako, ny faharetako,
11 ny nanenjehana ahy, ny fahoriana izay nanjo ahy tany Antiokia, tany Ikonioma, tany Lystra, dia ny fanenjehana izay niaretako; ary ny Tompo nahafaka ahy tamin\\\'izany rehetra izany.
12 Eny, izay rehetra te-ho velona amin\\\'ny toe-panahy araka an\\\'Andriamanitra, izay ao amin\\\'i Kristy Jesosy, dia henjehina.
13 Fa ny ratsy fanahy sy ny mpanoloky kosa dia handroso hiharatsiratsy kokoa sady mamitaka no fitahina.
14 Fa hianao kosa dia mahareta amin\\\'izay zavatra nianaranao sy nampinoana anao, satria fantatrao izay nampianatra anao izany;
15 fa hatry ny fony vao zaza hianao dia efa nahalala ny Soratra Masina, izay nampahahendry anao ho amin\\\'ny famonjena amin\\\'ny finoana izay ao amin\\\'i Kristy Jesosy.
16 Izay soratra rehetra nomen\\\'ny tsindrimandrin\\\'Andriamanitra dia mahasoa koa ho fampianarana, ho fandresen-dahatra, ho fanitsiana izay diso, ho fitaizana amin\\\'ny fahamarinana,
17 mba ho tanteraka ny olon\\\'Andriamanitra, ho vonona tsara ho amin\\\'ny asa tsara rehetra.
\\\"
II Tim 3
********************
Fehiny:: Efa nambaran\\\'i Jehovah Andriamanitra, ilay Andriamanitra ambonin\\\'ny andriamanitra rehetra, ny zavatra tsy maintsy hitranga amin\\\'izao andro farany izao, fa saingy ny olona no anjambain\\\'ny mpajakan\\\'izao fahamaizinana izao dia Satana ka manda izay vaolaza...[hany ka lasa feno vovoka fotsiny ny Soratra Masina ho an\\\'ny maro ary maro koa ny fivavahan-diso isan-karazany izay ]
Amiko ampy io @ Soratra Masina io hamantarako ny sitrapon\\\'Andrimanitra, ary hajaiko sy hampiariko ny voaraiko avy ao fa tsy anampiako ary tsy analako amin\\\'izay fihevitr\\\'olombelona fotsiny..
Ny fahafantarana ny sitrapon\\\'Andrimanitra tsy resaka manidina hoe mila manao \\\"concentration\\\" sy ny hoe \\\"fitsapatsapana izay mety ho azoanao\\\" ao anatinao ao araky ny lazain\\\'i sasany eto sns... fa tokony ho tsotra sy mazava tsara HO AN\\\'NY REHETRA (na ho an\\\'ny lehibe na ho an\\\'ny ankizy).
www.baiboly.org
Misaotra.

6. Zina
(
22/03/2007 16:20)
Fehiny:: Efa nambaran\'i Jehovah Andriamanitra, ilay Andriamanitra ambonin\'ny andriamanitra rehetra, ny zavatra tsy maintsy hitranga amin\'izao andro farany izao, fa saingy ny olona no anjambain\'ny mpajakan\'izao fahamaizinana izao dia Satana ka manda izay vaolaza...[hany ka lasa feno vovoka fotsiny ny Soratra Masina ho an\'ny maro ary maro koa ny fivavahan-diso isan-karazany izay ]
Amiko ampy io @ Soratra Masina io hamantarako ny sitrapon\'Andrimanitra, ary hajaiko sy hampiariko ny voaraiko avy ao fa tsy anampiako ary tsy analako amin\'izay fihevitr\'olombelona fotsiny..
Ny fahafantarana ny sitrapon\'Andrimanitra tsy resaka manidina hoe mila manao \"concentration\" sy ny hoe \"fitsapatsapana izay mety ho azoanao\" ao anatinao ao araky ny lazain\'i sasany eto sns... fa tokony ho tsotra sy mazava tsara HO AN\'NY REHETRA (na ho an\'ny lehibe na ho an\'ny ankizy).
ie marina io:wink:
7. Salut
(
22/03/2007 17:31)
Ny fahafantarana ny sitrapon'Andrimanitra tsy resaka manidina hoe mila manao "concentration" sy ny hoe "fitsapatsapana izay mety ho azoanao" ao anatinao ao araky ny lazain'i sasany eto sns...
Izay nambaran'ny sasany tsy hitako aloha fa mba mahalasa saina ahy ity zavatra lazainao ity. Toa adinonao ny tenin'i Jesoa hoe: raha mivavaka ianao dia mankanesa ao an'efitra mangina ary mivavaha amin'ny Rainao izay ao amin'ny mangingina. Toa odinao tsy hita fa na i Jesoa aza mba nitokana irery tany an-tendrombohitra nivavaka.sns... Tena ilaina ny miaraka manokana amin'Andriamanitra hahalalana ny sitrapony amin'ny tsirairay, sy tena hahazoana ny teniny.
tokony ho tsotra sy mazava tsara HO AN'NY REHETRA (na ho an'ny lehibe na ho an'ny ankizy).
Natao ho an'ny rehetra tokoa ny tenin'Andriamanitra, saingy ny fahazoana azy no manahirana indraindray ka izay no ilaina ny hafa mba hanazava azy: mpaminany teo aloha, ireo pastera sy mpanompon'Andriamanitra maro amin'izao.
Amiko ampy io @ Soratra Masina io hamantarako ny sitrapon'Andrimanitra, ary hajaiko sy hampiariko ny voaraiko avy ao fa tsy anampiako ary tsy analako amin'izay fihevitr'olombelona fotsiny..
Ampy tokoa ny tenin'Andriamanitra saingy aza adino fa voasoratra ao koa ny hoe: mbola be ny zavatra nataon'i Jesoa sy ny teniny tsy voasoratra ato anatin'ity boky ity... Ary Jesoa tsy efa "passé" akory fa mbola "présent" ary mbola miteny amintsika amin'ny alalan'ny misy rehetra.
Ny teniny dia omeny ireo mpanaradia azy, anjaran'ireo izay nomena kosa no mizara izany amin'ny hafa, toy izay nataon'i Paoly sy ny apostoly rehetra
8. kiranil
(
22/03/2007 19:39)
Salut> Misaotra ny amin'ny fanamarihina nataonao. Hanome fanazavana fanampiny ary aho raha toa ka tsy mazava::
Ny sasany nolazaiko eto dia ireo milaza ny tenany fa kristianina kanefa mahalaza ny toy izao:
1- "Tsy lafatra ny Tenin'Andriamanitra":: Isika olombelona entin'ny filantsika fotsiny no tsy lafatra fa tsy ny Teniny velively..
"fa efa voalazantsika rahateo ho mpanota avokoa na ny Jiosy na ny jentilisa;
araka ny voasoratra hoe: "Tsy misy marina na dia iray akory aza;
Tsy misy izay mahafantatra, Tsy misy izay mitady an'Andriamanitra.
Samy nania avokoa izy rehetra, Samy tsy mahasoa avokoa izy rehetra; Tsy misy izay manao ny tsara na dia iray akory aza" (Sal. 14. 1-3)." Rom 3
Mpanota ny olona rehetra eo anatrehan'Andrimanitra fa ny mahasamy hafa azy dia misy ny nohamarinana dia ireo izay manetry tena ka mino ny famonjena natolotry Jesosy Kristy Azy; kanefa misy koa ireo izay mbola tsy manaiky izany.
Vakio ny tantaran'ireo jiolahy roa niara-nofantsihina t@ Jesosy. Ilay anakiray nanetry tena dia tafaray indray amin'Andriamanitra, ny anakiray kosa niavonavona hataramin'ny farafofonainy.
Na ilay tantaran'ilay mpamory hetra izay nanetry tena sy ilay fariseo nanamarintena ao @ Lioka 18.
2-"tsy ilaina intsony ny mamaky ny Soratra Masina na Baiboly amin'izao fotoana izao fa zavatra hafa indray izao no ilain'ny olona; efa hay tsianjery daholo koa ny ao anatin'io, no sady efa boky lany andro".
Dia jereo indray ny tenin'Andrimanitra::
"Izay soratra rehetra nomen'ny tsindrimandrin'Andriamanitra dia mahasoa koa ho fampianarana, ho fandresen-dahatra, ho fanitsiana izay diso, ho fitaizana amin'ny fahamarinana,
mba ho tanteraka ny olon'Andriamanitra, ho vonona tsara ho amin'ny asa tsara rehetra" II tim 3
Anjaran'ny mpijery no mandinika aiza ny fahamarinana.
3- "Izaho aloha dia tsy mino ny helo velively" :: Dia vakio ny Tenin'Andriamanitra raha misy mianamafy izany hoe tsy misy ny helo fa noforonin'olombelona.
http://jesus-is-savior.com/Basics/what_kind_of_god_would.htm
****************
FEHINY :: "aza mino ny fanahy rehetra, fa izahao toetra ny fanahy, na avy amin'Andriamanitra ireny, na tsia, satria maro ny mpaminany sandoka efa lasa any amin'izao tontolo izao." IJaona 4:1
Ny Soratra Masina dia manentana ny olona tsy hino ny fanahy rehetra fa hizaha toetra izany na avy amin'Andrimanitra na tsia.
>> Ary izaho koa dia manamafy izany eto fa aza mino ny zavatra rehetra soratako eto fa izahao toetra raha avy amin'Andriamanitra izany voasoratra ary mifanaraka amin'ny Teniny fa sao dia mety ho vokatry ny fisainako fotsiny

9. Zina
(
22/03/2007 20:25)
oy i soanja
Tena amin'io mihitsy no tian'i Jesosy ho lazaina....
Tsy mahagaga io... zany ny fiainana ankehitriny..
Ka sao de tsy io fomba/amin'ny alalan'io io no tian'i Jehovah resahina?
Tena amin'io mihitsy no tian'i Jesosy ho lazaina....
Mankany amin'i Discotheques anefa ianao dia hipoka sady mangetaheta ny olona.
Tsy mahagaga io... zany ny fiainana ankehitriny..
10. soanja
(
22/03/2007 20:33)
Zina:
Izao no fotoana fahasoavana be izay omen'Andrimanitra antsika ka araroty:
Amosa 8: 11,12
11 Indro, avy ny andro, hoy Jehovah Tompo, izay hanaterako mosary amin'ny tany, tsy fanirian-kanina anefa, na hetahetan-drano, fa faniriana* handre ny tenin'i Jehovah;
12 Ary hivembena hatrany amin'ny ranomasina ka hatrany amin'ny ranomasina ny olona ary hatrany amin'ny avaratra ka hatrany amin'ny atsinanana, eny, hivezivezy hitady ny tenin'i Jehovah izy, nefa tsy hahita.
Dia mazoto doly:wink:
Ka ahoana le fisehon'ilay mosary satria eto mosary = mangetaheta ny teniny.
Ny teniny izay heverintsika fa teniny aza tsy misy mpihaino intsony eny an-tsena. Mila maka micro mivazavaza eran'io mandalo fotsiny ny olona.
Ny milaza azy hitory ny teniny mandeha avion mitety tany sy mameno firenen'olona. Nitady hevitra ny rehetra hampitaina azy. Be no naheno ary niova.
Tsy ny olona no mangetaheta ny fahitako azy fa ny te hanjanaka ara-tsaina no betsaka Dogma.
Ndao hojerentsika fotsiny ny nahatongavan'ny Kristianisma tao MADAGASCAR. Raha hainao dia mba hazavao anie e! Fitaka be vava ho an'ny Malagasy.
Koa inty aho hilaza fa tsy ny baiboly irery no misy ny teniny. MANERANA!
Firifiry moa ny olona novonoina noho io teny DISO ao anaty Baiboly io. Tsy izy rehetra no ao ary ny ao tsy voatery ho marina daholo.
I Galileo zao saika maty mihitsy nilaza fa mihetsika ny tany ary miodina. Tsy nety ny Papa fa tsy maintsy manao fianihanana izy fa tsy hiteny izany intsony raha tsy izany vonoina. Satria ny baiboly nilaza fa Salamo 93 fa tsy mihetsika ny tany.
Alefaso ao ry Kiranil ny Dogma a! Efa tsy mety amin'ny sain'olombelona mampiasa saina intsony izany fa efa tonga indray ny atao FANDINIHAN-TENA! aO NO MISY ILAY ANDRIAMANITRA NAHARY SY NANAMBOATRA ANAO! SATRIA AO IZY DIA HIRESAKA AMINAO SY HILAZA ny momba azy fa tsy anaty boky intsony!
11. Zina
(
22/03/2007 21:07)
Passage Isaiah 8:20:
20 - To the law and to the testimony: if they speak not according to this word, it is because there is no light in them.

12. ikaretsaka
(
22/03/2007 21:13)
soanja..misaotra.
izay foana no ilazako hoe tsy azo referena @ baiboly irery ny tenin'andriamanitra fa miteny amintsika isan'andro izy amin'ny zavatra sy ny tranga rehetra @ fiainanatsika andavanandro

14. Zina
(
22/03/2007 21:27)
Ka ahoana le fisehon'ilay mosary satria eto mosary = mangetaheta ny teniny.
Firifiry moa ny olona novonoina noho io teny DISO ao anaty Baiboly io. Tsy izy rehetra no ao ary ny ao tsy voatery ho marina daholo.
Ndao hojerentsika fotsiny ny nahatongavan'ny Kristianisma tao MADAGASCAR. Raha hainao dia mba hazavao anie e! Fitaka be vava ho an'ny Malagasy
Ireo lazainao rehetra ireo ry soanja dia momban'ny Kristiana nanaraka ny baiboly izay nomen'andriamanitra antsika ary nijoro tsara tamin'izany.. Nohejehina nohon'ny marina ny olona izay nanaiky ny baiboly...
Hisaorana ny fanjanahan-tany nitondra ny baiboly tany dago (izay tsara tokoa) raha tsy izany aho tsy kristiana...
izao fotsiny mbola ho avy ilay andro izay hisian'ny mosarin'ny tenin'andriamanitra.
Miteny fotsiny aho, manoro, ary mampiely dia izay
ary mbola averiko eto indray ilay nolazain'i Kiranil:
We believe the Bible is the inspired Word of God and is profitable for correction, reproof, and instruction in righteousness (2 Timothy 3:16) and that it reveals the almighty God.
15. rakaroka
(
22/03/2007 21:38)
izao fotsiny mbola ho avy ilay andro izay hisian'ny mosarin'ny tenin'andriamanitra.
Miteny fotsiny aho, manoro, ary mampiely dia izay!
Ny "mbola" any am-sasany 'ngamba efa to any am'ny hafa
fa efa nisy fiangonana navadika ho zavatra hafa eto satria tsy misy olona intsony!...rahateo maro ny toerana sy fotoana naleha sy natrehina fa tsy nahenoana tamingan-tenin'ny baiboly mihitsy ka rst efa lé "mosary" va re izany?... Dia ahoana anefa toa
mizotra ihany ny fiainana ko!8O8O:roll::roll:
16. soanja
(
23/03/2007 00:08)
Zina:
Ka ahoana le fisehon'ilay mosary satria eto mosary = mangetaheta ny teniny.
Firifiry moa ny olona novonoina noho io teny DISO ao anaty Baiboly io. Tsy izy rehetra no ao ary ny ao tsy voatery ho marina daholo.
Ndao hojerentsika fotsiny ny nahatongavan'ny Kristianisma tao MADAGASCAR. Raha hainao dia mba hazavao anie e! Fitaka be vava ho an'ny Malagasy
Ireo lazainao rehetra ireo ry soanja dia momban'ny Kristiana nanaraka ny baiboly izay nomen'andriamanitra antsika ary nijoro tsara tamin'izany.. Nohejehina nohon'ny marina ny olona izay nanaiky ny baiboly...
Hisaorana ny fanjanahan-tany nitondra ny baiboly tany dago (izay tsara tokoa) raha tsy izany aho tsy kristiana...
Zany an! Hisaoranao ny fanjanahan-tany! 8O
Mety tsy ny dadabenao marina no maty tamin'izany!
Hoy aho hoe: Ny baiboly dia boky somary efa lany daty. Efa mampiseho sy milaza momba azy Andriamanitra amin'ny alalan'ny fiainana andavanandro. Miseho amin'ny tsirairay amin'ny fomba isan-karazany. Mahereza mitory izay heverinao ho fahamarinana saingy mety izy heverinao tsy fihevitry ny hafa.
17. cutie
(
23/03/2007 00:10)

ndry ve tsy mbola mety leo ihany @ty resaka baiboly baiboly ty e :-D:-D:-D:-D
efa kopy nhy @ lazaiko :wink::wink::wink::wink:
18. ikaretsaka
(
23/03/2007 00:31)
Tsy adala akory i paoly nanafatra an'i timoty hoe izay teny SY fampianarana dia raiso aby rehefa nandray ny fanahy masina ao anatinao ienao.
efa hitan'i joany koa a io de hozy hoe .. tsy ho ary ho voasoratra ao anaty boky aby izy ty lehiretsy fa ireto fotsiny aloha..
ary tsy misy mihitsy ao amin'ny baiboly miteny hoe baiboly de ampy. raha tsy twistena indray angaha

20. prime
(
23/03/2007 11:08)
^:^^:^^:^ ho an\'Andriamanitra noho ny fampatsiahivana ataon\'i zina sy kiranil...
\"Mitadiava an\'i Jehovah, dieny mbola hita Izy, Miantsoa Azy, dieny mbola akaiky Izy.\" Isaia 55:6
Fihomehezana be ny nahazo an\'i Noa raha nasain\'Andriamanitra nanao sambofiara izy satria nolazaina ho rediredina mpimamo, faminaniana lany andro... indrisy nefa fa tena nihatra ny tenin\'Andriamanitra... tsy nisy azo natao intsony...