Fivavahana, finoana
saho
(
01/03/2007 17:29)
Mamely miverina ve ny natiora? Olombelona manimba ny atmosphere noho ny famohahana gaz eran'ny habakabaka na aeroplane izany na fiara izany na industrie lehibe izany na ny fampiasana energie ilaina an...
tohiny
novalian'i Fanambinana ny 15/03/2007 18:49
Zina
(
01/03/2007 17:27)
Betsaka ny resaka itako ato ary ny rehetra dia milaza hoe: "Ny finoana ihany dia mahavita an’io" (ohatra)..- finoana, fianoana….Tsisy maha-ratsy anizan’izany akory tsara dia tsara mihitsy.
N...
tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 13/03/2007 03:45
lapino
(
01/03/2007 10:34)
Raha ny hevitry ny tenany tokoa no aroson\'ny kristiana, dia hevitr\'olombelona ihany izany. Normal be raha toa ka tsy mitovy ny hevitra.
Kanefa, amintsika Andriamanitra! Miara-monina amintsika koa...
tohiny
novalian'i prime ny 23/03/2007 07:06
hery
(
01/03/2007 09:17)
Tadidinareo ilay [url=http://baiboly.org/toko.asp?boky=Marka&Toko=4]Mpamafy nivoaka hamafy[/url]? Amin'izao fotoana izao angamba dia io no tena tokony hataon'ny mpino. Mamafy... ary tsy mitsahatra mam...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 12/03/2007 04:37
fijo
(
01/03/2007 05:30)
za dia nianatra tao amin'ny sekoly "notre dame" tao mahajanga.i frere paul moa no mpamianatra anay tamin'izany.ary za dia navelany hivoaka isaky ny manao le fivavahana isamaraina.(satria tsy nafeniko ...
tohiny
novalian'i niryna ny 12/03/2007 04:23
fijo
(
28/02/2007 23:14)
izao ary ry zareo mpino an.
hanao loto europenaina aho.koa satria hoy ianareo hoe ny vavakareo no nampiova ny lalan'ny rivodoza tsy nankany mada,dia mivavaha koa ary ahazoako amin'io loto io.fa raha ...
tohiny
novalian'i niryna ny 12/03/2007 04:21
Rasiligaoma
(
28/02/2007 22:32)
Fa ahoana tokoa ny "kristianina sasany" rehefa liberal ianao na tsy mitovy fisainana sy foto kevitra aminy dia tonga dia tsarainy ho "antikrista"?
dia rehefa anontaniana izy hoe kristianina inona ...
tohiny
novalian'i niryna ny 14/03/2007 05:11
niryna
(
28/02/2007 16:58)
Mitsangana hamotika ,handrava ,hanasavoritaka ny finoantsika ireo anti-krista ato amin'ny serasera.Tazomy ny finoanao,jereo ny fahasoavana nomen'Atra anao.Tano,sakeleho,aza manaiky ny hisavoritaka ny ...
tohiny
novalian'i niryna ny 21/03/2007 04:53
hery
(
28/02/2007 10:29)
Tadidiko ny tenin'ilay mpampianatra anay izay P. Gabriele Navone (sady navoakany boky) hoe Ny vavaka dia Tolona fa tsy Sento. Ny finoana dia tsy resabe hoe tena nisy ve Adama sy Eva, na hoe firy ny fa...
tohiny
novalian'i cutie ny 04/03/2007 23:11
rakaroka
(
28/02/2007 10:12)
Noresahina t@ France 2 omaly fa hitan'ny manam-pahaizana ny fasana nilevenan'i Jesoa sy Maria sy Josefa, en faite fasam-pianankaviana dia nisoratra tao ny anaran-drizareo ireo, dia noanalysén-drizare...
tohiny
novalian'i prime ny 19/03/2007 07:27
LazaDaddy
(
27/02/2007 23:54)
Matetika dia [iniana] afangaro ny [u]naha-olona[/u] sy [u]maha-Andriamanitra[/u] an'i Jesoa. Anisan'izany ny fitenenana hoe "Renin'Andriamanitra" i Maria.
Ny mety loza aterak'io dia fanompoana sy f...
tohiny
novalian'i Rasiligaoma ny 05/03/2007 13:39
niryna
(
27/02/2007 07:58)
Inona no atao hoe [u]"Bokin'ny Fiainana" na Book of life[/u]?
Inona no mety hitranga raha tsy voasoratra ao ny anaranao?
Ahoana no mahatonga ny anaranao ho voasoratra ao anatin' ny Bokin'ny ...
tohiny
novalian'i niryna ny 12/03/2007 04:14
Salut
(
26/02/2007 13:32)
Maro ireo olona tsy mino ny FISIAN'ANDRIAMANITRA intsony ankehitriny. Ka ho azy ireo indrindra no ametrahana ity fanontaniana ity:
[center]RAHA TSY MISY ANDRIAMANITRA DIA AVY AIZA IZAO REHETRA IZAO?[...
tohiny
novalian'i naej ny 20/03/2007 10:09
Mandefitra
(
26/02/2007 13:25)
Hitako tao @ net http://www.santorosario.net/francais/gloires5.htm
Ka mahalasa saina ahy :
Le Père Contenson soutient la même doctrine ; il explique en ce sens les paroles adressées par Jésus du...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 12/03/2007 04:28
soanja
(
25/02/2007 05:54)
Hono hoy aho raha ohatra ve ka misy olona iray manana paiso sy paoma ary voankazo be de be ao an-tokotaniny, de masaka be ireo nefa tsy hohaniny fa jereny fotsiny ary lo ampitoerana eo satria izy tsy ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/03/2007 07:48
rakaroka
(
24/02/2007 22:29)
"Mon Dieu!,je suis tellement occupé à vous regarder que je crains d'en oublier de mourir (ou vivre?)!...
Ahoana ary izany?......
tohiny
novalian'i rakaroka ny 04/03/2007 13:17
fijo
(
23/02/2007 23:45)
ny mpino kritsianina dia mino ,fa hisy ny "fara andro"ary dia hoavy kritsy hitsara ny olona.
raisiko ary ilay hevitra tary ambadika tary.
isika rehetra dia mahalala fa io kristy io,dia taty aorian'...
tohiny
novalian'i niryna ny 12/03/2007 03:38
xxx
(
23/02/2007 18:40)
Manahoana daholo isika ato, aiza ry zareo no misy fiangonana evangelique eto @ île de france?
Misaotra @ listra ! lol...
tohiny
novalian'i xxx ny 24/02/2007 16:14
xxx
(
23/02/2007 18:21)
O ry zavavy a (na zalahy aza tsy maninona), aiza no misy an'ireny fiangonana evangélique ireny eto Paris? na région parisienne? izay mba tena bebe olona ireny fa tsy ilay fiangonana vao miforona ako...
tohiny
novalian'i xxx ny 24/02/2007 19:21
