Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny firaisan'ny Kristianina eto amin'ny serasera
1. niryna
(
28/02/2007 16:58)
Mitsangana hamotika ,handrava ,hanasavoritaka ny finoantsika ireo anti-krista ato amin'ny serasera.Tazomy ny finoanao,jereo ny fahasoavana nomen'Atra anao.Tano,sakeleho,aza manaiky ny hisavoritaka ny teniny.Tadidio fa misy hery roa lehibe eto amin'ny fiainantsika.Mipoitra izy izao,efa niresaka io herin'Atra io isika rehetra.Efa niresaka ny herin'ny satana koa isika.Tsara ny fisian'ireo olona izay nanaiky nampiasain'ny satana ireo mba ahalalan-tsika fa hay misy hery manohitra an'Atra tokoa.
Mijoro vavolombelona.Raiso ny ampinga dia ny tenin'Atra irery izany.Mivavaha ary mahaiza mamela.
Vavolombelona:Narary aho ary saika ho didiana kanefa noho ny herin'Atra dia nomeny fahefana mihoatra noho ny nataony isika hoy i Jesosy ka ny mamako no nivavaka ahy isan'andro ary nandray tanana ahy isan'andro.Nandritry ny volana iray.Sitrana ny tanako,tsy nila nodidiana intsony aho ary tsy nisy resaka intsony io aretina io fa sitrana.Io no hijoroko eto.
Iray ihany io fa anareo indray no manohy dia ho tohizako indray.(l)niryna:D:D:D^:^^:^

novalian'i niryna ny 21/03/2007 04:53
2. rush
(
28/02/2007 17:10)
niryna:aiza indray zany ry niryna? tsy azo hatao zany ny mihadi-hevitra raha izany? tadidio fa forum kosa ny eto e! io fitsarana ny hafa zay tsy mitovy @ nao io hiany no tena tsy mahalasa ny resaka.
Mitsangana hamotika ,handrava ,hanasavoritaka ny finoantsika ireo anti-krista ato amin'ny serasera.
aiza ho aiza no hatao hoe liberté d'expression raha izany?
3. Fiffi
(
28/02/2007 17:19)
niryna:heu....mahagaga ahy indray zany an ! raha be ve ny finoanao hisy afaka hanelingelina anao @ zany ?
Mitsangana hamotika ,handrava ,hanasavoritaka ny finoantsika ireo anti-krista ato amin'ny serasera.Tazomy ny finoanao,jereo ny fahasoavana nomen'Atra anao.
Eny na dia hamakivaky ny lohasaha halokin'ny fahafatesana aza aho , dia tsy hatahotra ny loza aho fa Ianao no amiko................
4. hery
(
28/02/2007 17:30)
Mety hisy hanoratra koa rehefa kelikely eo hoe "Tandremo fa tonga eto @ serasera ny evanjelistra." :-)
9. sakaizakely
(
28/02/2007 18:39)
hery:
Mety hisy hanoratra koa rehefa kelikely eo hoe "Tandremo fa tonga eto @ serasera ny evanjelistra." :-)
Ny an'i Hery no tonga mialoha =)) =)) =))
11. Rasiligaoma
(
28/02/2007 21:37)
fa finoana inona kay ilay manao foana hoe "antikrista" ireo izay tsy mitovy fisainana aminy?
toa tsy sahy milaza mazava foana io rehefa anontaniana fa lasa jongleur theologique foana?
menatra ny finoany ve sanatria?

12. patrick2002
(
28/02/2007 21:40)
io ilay mahatonga ny fandrafesana io ,famaritana ny heriny satana sy ny Andriamanitra io :roll:.
Lazaina fa heriny satana izay rehetra tsy mitovy hevitra .

13. Rasiligaoma
(
28/02/2007 21:43)
dia fisainana avy aiza sy antokom-pinoana inona no manao an'io fisainaan io?
aoka mba hisy hanazava fa tsy azonay
aoka mba hisy hanazava fa tsy azonay
14. fijo
(
28/02/2007 21:55)
za indray dia hiteny hoe tandremo fa efa io i ben laden kristianina ,mitandrema nareo kristianina,fa ireny tsy mahalala izany ady hevitra izany.fa avy dia jinja ,loha tapaka.
19. cutie
(
28/02/2007 22:12)
: niryna [ Valio ] 28-02-2007 17:58:10
Lohateny : Ny firaisan'ny Kristianina eto amin'ny serasera
Mitsangana hamotika ,handrava ,hanasavoritaka ny finoantsika ireo anti-krista ato amin'ny serasera.Tazomy ny finoanao,jereo ny fahasoavana nomen'Atra anao.Tano,sakeleho,aza manaiky ny hisavoritaka ny teniny.Tadidio fa misy hery roa lehibe eto amin'ny fiainantsika.Mipoitra izy izao,efa niresaka io herin'Atra io isika rehetra.Efa niresaka ny herin'ny satana koa isika.Tsara ny fisian'ireo olona izay nanaiky nampiasain'ny satana ireo mba ahalalan-tsika fa hay misy hery manohitra an'Atra tokoa.
Mijoro vavolombelona.Raiso ny ampinga dia ny tenin'Atra irery izany.Mivavaha ary mahaiza mamela.
Vavolombelona:Narary aho ary saika ho didiana kanefa noho ny herin'Atra dia nomeny fahefana mihoatra noho ny nataony isika hoy i Jesosy ka ny mamako no nivavaka ahy isan'andro ary nandray tanana ahy isan'andro.Nandritry ny volana iray.Sitrana ny tanako,tsy nila nodidiana intsony aho ary tsy nisy resaka intsony io aretina io fa sitrana.Io no hijoroko eto.
Iray ihany io fa anareo indray no manohy dia ho tohizako indray.niryna
tsy nampoiziko ohtr;zao le voatoatiny
le titre manko toa hafa :lol::lol::lol:
Za nefa saika hiteny we mizara roa ny firaisan'ny kristiana eto @serasera
kristiana liberal
kristiana conservatif
:lol::lol::lol::lol:
20. fijo
(
28/02/2007 22:13)
laza,satria mbola misy maromaro ny tsy toa azy ireo ka.elahy ohatra dia tsy toa ireo.