Ny firaisan'ny Kristianina eto amin'ny serasera

141. paris10 ( 14/03/2007 11:34)
tena tsy azon'i niryna ny tiako lazaina a!izaho kristiana,20 taona nandraisana ny fanasan'ny Tompo,ary raha hitory niryna,malalaka ny sehatra fa aza miteniteny zvtr hafahafa amiko toy hoe mitsara anao aho!ny tokony ataonao amiko dia ampio ny fahaizako an'Andriamanitra sy ny Teniny sao misy tsy ampy tokony ho fantatro!
142. ikaretsaka ( 14/03/2007 20:42)
paris10> la izy ange ry paris ilay mihevitra ny tenany ho tonga lafatra sy tsy azo ahitsy fa ny azy foana no marina "hono" e
143. niryna ( 15/03/2007 05:27)
ikaretsaka:

paris10> la izy ange ry paris ilay mihevitra ny tenany ho tonga lafatra sy tsy azo ahitsy fa ny azy foana no marina "hono" e

Dia mitsara olona avy hatrany ianao!
144. ikaretsaka ( 16/03/2007 02:14)
niryna> izay no antsony nanaovako "hono" fa tsy hoe "mihitsy"
145. prime ( 16/03/2007 13:21)
Izaho aloha mahita fa mbola sarotra mihitsy ilay hoe "firaisana"... mbola vary mangatsiakan'ny FFKM io raha ny eto Madagasikara ary mbola vary mangatsiakan'ny hetsika ho an'ny eokominisma eran-tany...

Ka raha ny eto amin'ny serasera tokoa moa no mahatanteraka izany dia arahaba soa...
146. ikaretsaka ( 16/03/2007 14:21)
ny ahy indray ry prime dia hoe sarotra tokoa io firaisana io raha tsy miverina @ ilay dogme nety nandritra ny 1500 taona fa notsipahin'ny reformist kle..

Ohatran'ny baolina ihany io: (ataoko fanoharana tsotsotra)

raha boribory ny baolina no fahalalanao azy sy mahavantana anao sy hoe izao aby no lalana azo/tsy azo atao (pozin'ny terrain ) hatrizay

dia nisy olona tonga tampoka taty afara dia nanova ilay baolina ho lavalava dia nanala sy nanitsy ny lalana azo sy tsy azo atao indray. dia avy amin'io indray nisy olona hafa nanangeza ny nanakely ny habean'ny baolina dia nanamboatra ny lalanany...

Dia avy eo indray misy miteny hoe sssss samy baolina io rangahy, samy terrain 1 ihany, samy kilalao ihany, mitovy ny zavatra atao rehefa dinihina sns... fa andao atambatra a.

fa izao anefa ny olana:
dia ny paozin'ny baolin'iza no atao? dia ny lalanan'iza? dia ny terrain an'iza?

dia ny hahatsotra azy indrindra dia hoe ... "Hafa ihany ilay voalohany"

eritrereto @ izay ny fanoharana fa tahaka izay io!
147. rush ( 16/03/2007 14:23)
inona moa ry prime no ahasarotra ny "firaisana"raha tsy misy ny miziriziry @ heviny sy miseho ho mahalala noho ny sasany?,samy nianatra sekoly alahady,misy efa diakona aza eto @ serasera,mandefa ny fahaizany daholo,fa nifidy ny hidinika @ maha-malagasy,sy @ finoana!
148. prime ( 19/03/2007 07:54)
ikaretsaka:
ny ahy indray ry prime dia hoe sarotra tokoa io firaisana io raha tsy miverina @ ilay dogme nety nandritra ny 1500 taona fa notsipahin'ny reformist kle..
... Mba ampatsiahivo hoe ry Ika ilay dogma raha tsy mahadiso!...
rush:
inona moa ry prime no ahasarotra ny "firaisana"raha tsy misy ny miziriziry @ heviny sy miseho ho mahalala noho ny sasany?,samy nianatra sekoly alahady,misy efa diakona aza eto @ serasera,mandefa ny fahaizany daholo,fa nifidy ny hidinika @ maha-malagasy,sy @ finoana!
... Ka izay fiziriziriana tsy mety izay indrindra anie no antony tena mahatsara ny miverina amin'ny "texte fondamental", "base" tsy azon'iza n'iza idifiana na lavina (azo tsy inoana kosa nefa) fa mitombina mandrakizay raha mbola milaza tena ho Kristiana...

Ny tena olana mahatonga ilay fiziriziriana tokoa mantsy dia ilay fiheverana "interprétation des textes"'ny tena ho tokana manana ny marina... nefa tokana ihany no tena marina ary nanambara ny tenany mihitsy dia Jesosy Kristy ka niteny hoe "Izaho no ...fahamarinana..." Jaona 14:6

Izay no antony tsy maintsy iverenana ao amin'ny baiboly ka andalinana mihitsy ny antony tsirairay avy nahatonga ireny dogma marobe ireny izay taty aoriana maro no lasa mivily tanteraka tsy ara-tsoratra masina intsony nefa mbola hazonin'ny fiangonana maro ho fahamarinana...
149. ikaretsaka ( 20/03/2007 00:21)
prime> nareo ve no nitsipaka de izaho no hampatsiaro? fetsyyyyyy:lol:
150. niryna ( 20/03/2007 06:49)
paris10:

niryna: tsy mitsara anao aho fa fanamarihana no nataoko,tsy azonao lay izy,maninona hoy aho raha avy dia mitory zany ianao e!lazainao avy hatrany ny fanoroana dia manampy na atao ny dinika e!satria milaza ny heviny ny rehetra d toherinao sy misy tsy valianao,oh tezitra zany ianao @ zay lazin'ny sasany!ary inona indray io teny "mitsara" io? diso toerana le izy

Aiza kosa dia hoe tezitra aho.Misy zavatra tsy ho voavaliko daholo kosa e.Raha ny hoe omeo ny dinika dia milaza ny heviny ny olona efa nanao izany aho ary tonga dia nipohan'ilay xxx hoe izy ihany hono no manontany dia izy ihany no mamaly sns sy sns.kanefa ilay fiarahan'ny maro mifampiresaka no tena zava-dehibe amiko fa tsy ny hoe moi,moi,me,me lava lasa tia tena aho raha izany.

151. niryna ( 20/03/2007 06:51)
rush:

ka izy ange ilay milaza fa tongalafatra tsy azo hahitsy e!


Hitanao izany fa miverina amin'ny lohateniko ihany aho,ahoana no tonga dia hitsaranao fa milaza ny tenako ho tongalafatra aho,tsy azo ahitsy.Ilay fiteny mitsara olona kanefa ianao tsy tsia ilay mot hoe mitsara :roll:
152. niryna ( 20/03/2007 06:52)
ikaretsaka:

niryna> izay no antsony nanaovako "hono" fa tsy hoe "mihitsy"




=))=))=))
153. niryna ( 20/03/2007 06:56)
prime:

Izaho aloha mahita fa mbola sarotra mihitsy ilay hoe "firaisana"... mbola vary mangatsiakan'ny FFKM io raha ny eto Madagasikara ary mbola vary mangatsiakan'ny hetsika ho an'ny eokominisma eran-tany...

Ka raha ny eto amin'ny serasera tokoa moa no mahatanteraka izany dia arahaba soa...

Marina izany fa izay koa no mba faniriko.Tsy tsampan'ny olona mihitsy anie ilay zavatra teneniny matetika e ary efa nipoitra io no nahatonga ahy hiteny dia lasa niova ho miziriziry ny heviny sns indray ny tena.Eny samy manana ny fitsarany ny olona sady tsy azo ho tapenam-bava.

154. prime ( 20/03/2007 10:37)
ikaretsaka:
prime> nareo ve no nitsipaka de izaho no hampatsiaro? fetsyyyyyy
... :-D:-D fetsy ahoana indray ary?... ka nampiditra ilay resaka ianao dia mba asaina (invité(e)) hanohy sy hitondra ny hevitrao lavidavitra kokoa...:lol: fetsy ve izany???:-D:-D
155. ikaretsaka ( 20/03/2007 19:58)
ka invite za de miditra otran'ny invite fa tsy izaho indray no mbola hitondra kaly le
156. niryna ( 21/03/2007 04:43)
xxx:

mi porna ve ity niryna ity sa ?

ary mety tsy ny sandrinao anie no nila fitsaboana fa ny sainao ? tsy mba nojerenao ve ?

Io fa nivoaka ny mpankahala ary tsy sahy mivoaka masoandro fa miafina ao anaty xxx ao foana.Tsy mahita tava ahy akory ianao dia sahy hiantso ahy miporina.Tsy fantatro ianao fa na izany aza mamela anao aho noho ny vavanao.

Isan'ny liana amin'ny fomba firesany aho matetika fa ity farany ity toy ny hitako fa miteniteny foana izato izy.

Moramora ve aminao izany antéchrist izany ?
=))=))=))
Ce sera pendant ce temps que naîtra l'Antéchrist, d'une religieuse hébraïque, d'une fausse vierge qui aura communication avec le vieux serpent, le maître de l'impureté ; son père sera évêque. En naissant, il vomira des blasphèmes, il aura des dents ; en un mot ce sera le Diable incarné ; il poussera des cris effrayants, il fera des prodiges, il ne se nourrira que d'impuretés.
Il aura des frères qui, quoiqu'ils ne soient pas comme lui des démons incarnés, seront des enfants de mal ; à douze ans, ils se feront remarquer par leurs vaillantes victoires qu'ils remporteront ; bientôt, ils seront chacun à la tête des armées, assistés par des légions de l'Enfer.


Tsy ny fitorianao ny teny Masina no imehezako anao, fa ity ianao hoatra ny tsy ary saina matetika



157. niryna ( 21/03/2007 04:45)
prime:

Izaho aloha mahita fa mbola sarotra mihitsy ilay hoe "firaisana"... mbola vary mangatsiakan'ny FFKM io raha ny eto Madagasikara ary mbola vary mangatsiakan'ny hetsika ho an'ny eokominisma eran-tany...

Ka raha ny eto amin'ny serasera tokoa moa no mahatanteraka izany dia arahaba soa...

Mampalahelo ka ,misy tonga dia miakatrafo foana na ny hamoaka izany teny hoe miporina izany aza ve tsy hanongo-tena aho raha izaho.Kanefa indrisy anefa.

158. niryna ( 21/03/2007 04:53)
[quote=xxx]
mi porna ve ity niryna ity sa ?

ary mety tsy ny sandrinao anie no nila fitsaboana fa ny sainao ? tsy mba nojerenao ve ?


Io fa nivoaka ny mpankahala ary tsy sahy mivoaka masoandro fa miafina ao anaty xxx ao foana.Tsy mahita tava ahy akory ianao dia sahy hiantso ahy miporina.Tsy fantatro ianao fa na izany aza mamela anao aho noho ny vavanao.

Isan'ny liana amin'ny fomba firesany aho matetika fa ity farany ity toy ny hitako fa miteniteny foana izato izy.

Mampalahelo tanteraka ny olona manana toetsaina toa anao.


Moramora ve aminao izany antéchrist izany ?

Tsy mora tokony satria tsy manana fitiavana ny namana fa manebaka sy miteniteny foana ka ny hafa no lazaina toy izany.
=))=))=))


Tsy ny fitorianao ny teny Masina no imehezako anao, fa ity ianao hoatra ny tsy ary saina matetika

Io ilay lazaiko foana fa toa miresaka ny zazakely ny tena,rehefa tsy manana zavatra tsara ho tenenina dia tsaratsara kokoa no tsy miteny na manoratra fa ny teninao ihany no hitsaraina anao,indrindra fa miafina ao amin'ny xxx hoe tsy misy mahita,Atra no mahita anao:roll:




© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0615