Ny firaisan'ny Kristianina eto amin'ny serasera
101. niryna
(
07/03/2007 08:57)
prime:
Fanontaniana goavana tokoa ny hoe ahoana ny firaisan'ny Kristiana eto amin'ny serasera...?
Izay indrindra ,moa ve manao ankangaredona sa mba manana zavatra azo hianarana raha resaka fivavahana no hitondrana azy.Toa mamorono sy miteny izay hitenenany ny hafa fotsiny :cry:
102. tywa68
(
07/03/2007 09:00)
variana aho mamaky ny resaka eto !
Ny tena tiako ampitaina dia ny hoe : aza manao ny mampalahelo ny namanao enao raha tena kristiana, @ fiteny sy fihetsika ! :-*

103. niryna
(
07/03/2007 09:00)
lamie:
sady tsy mety koa raha hisera isika dia mifanao teny hafahafa e!
Misaotra anao fa farany nivoaka ihany ny tiako ho tenenina.Misy manao esoteny sy tsy manantsaina afatsy ny manao teny tsy voahevitra ary rehefa miteny izany ny tena dia averiny aty amin'ny tena indray ilay izy hoe rehefa tsy mifanaraka ny teniko dia toy izao e na toy iroa e .
104. lamie
(
07/03/2007 09:22)
tsy maneso anao ry niryna fa fanamarihana io, vakio tsara daolo ny hevitrao fa marina io voalazako io,ary za mahita fa misy somary sorena ny namana @ izany,somary ovao kely dia basy e!
105. rush
(
07/03/2007 11:56)
niryna:zany an? satria ny fon'ny sasany tsy mba jerenao? siora ve ianao fa tsy faran'izay naratra ny fon'ny sasany @ ireo zavatra rehetra lazainao ireo? sa ny fonao hiany no tokony hasian'ny olona fitandremana mba tsy handratra fa izay fandratram-po hataonao ny sasany aleo ho any? mahay miteny be kosa aloha ianao an! dia mba nofidianao tsara ve ny vavanao t@ ianao nilaza an'ireo zavatra rehetra etsy ambony ireo? eisssssyyyyyyyy e! mbola ny anao hiany no tongalafatra e!
fa mba fidiana ny vava avoaka tsy handratra fo olona
106. prime
(
07/03/2007 12:07)
Izaho aloha dia efa ela no mahatsikaritra fa na ilay teny fotsiny aza hoe \"Kristiana\" dia efa tsy itoviana hevitra...
107. Mandefitra
(
07/03/2007 12:24)
Ka na ilay Tenin'Andriamanitra nantenaina hiombonan'ny mpino aza efa tsy lafatra sy tsy masina @ sasany ko aiza moa ...
Hebreo 4:12 Fa velona sy mahery ny tenin'Andriamanitra ka maranitra noho ny sabatra roa lela, ka manindrona hatramin'ny fampisarahana ny aina sy ny fanahy ary ny tonona sy ny tsoka, ka mahay mamantatra ny eritreritra sy ny fisainan'ny fo

108. tywa68
(
07/03/2007 14:34)
Ilay fandeferana toa ho an'ny hafa fa tsy ampiatràna @ tena ka dia mbola hiodina eto foana raha tsy mampiseho @ fanoratan-kevitra fa tony sy tia ny namana, na dia samihafa aza ny fijeriny !
110. xxx
(
07/03/2007 17:46)
niryna:
lamie:
sady tsy mety koa raha hisera isika dia mifanao teny hafahafa e!
Misaotra anao fa farany nivoaka ihany ny tiako ho tenenina.Misy manao esoteny sy tsy manantsaina afatsy ny manao teny tsy voahevitra ary rehefa miteny izany ny tena dia averiny aty amin'ny tena indray ilay izy hoe rehefa tsy mifanaraka ny teniko dia toy izao e na toy iroa e .
Toa i niryna ihany no tiana notenenina tamin'io
lamie:io fa tsy olona hafa saingy "notsongain"i niryna indray ny ampahany kely amin'ny voasoratra
sady tsy mety koa raha hisera isika dia mifanao teny hafahafa e!
sady tianao ry niryna ny teny oe "manenjika",maninona kay?tsy ary mitovy hevitra daolo ny olona,samy manana ny fandraisany ny TENY,izany no ilana ny mpitory teny: manazava ,manoro, mampianatra,manafatra fa aza dia tezitra e,sady tsy mety koa raha hisera isika dia mifanao teny hafahafa e!
niryna:
Misaotra anao fa farany nivoaka ihany ny tiako ho tenenina.Misy manao esoteny sy tsy manantsaina afatsy ny manao teny tsy voahevitra ary rehefa miteny izany ny tena dia averiny aty amin'ny tena indray ilay izy hoe rehefa tsy mifanaraka ny teniko dia toy izao e na toy iroa e .
tsy maneso anao ry niryna fa fanamarihana io, vakio tsara daolo ny hevitrao fa marina io voalazako io,ary za mahita fa misy somary sorena ny namana @ izany,somary ovao kely dia basy e!
111. ikaretsaka
(
07/03/2007 18:41)
mamofona sectes tokoa ve izy izany raha araka izao voalaza izao
fa ono ho'a:
efa nandeha teto ihany izy ty a inona aby tokoa moa ilay fomba ahalalana fa "sekta kristianina" ilay fivavahana?
ankoatran'ilay hoe raha vao tsy manao ny ataony na manaraka ny finoany sy ny fombany dia antsoiny ho satana sy antikrista?

112. Zina
(
07/03/2007 19:30)
nyrina =D=D
Tywa 68
raha manopa azy dia tsy mety ka...
Ny maha kristiana atsika dia mijoro @ fahamarinana izay lazaina ao @ baiboly ka na tian'ilay olona io na tsy tiany dia tsy maintsy lazaina, azy avy eo no mieritreritra.
Ny filazana ny fahamarinana eto dia fitiavana antsika mboa ho voavonjy daholo isika..
Tadidio fa ny fahamarinana tsy sarotra amin;ny ra-olombelona no manaiky azy voire tezitra mihitsy..
Tywa 68
Ny tena tiako ampitaina dia ny hoe : aza manao ny mampalahelo ny namanao enao raha tena kristiana, @ fiteny sy fihetsika !

113. tywa68
(
07/03/2007 20:56)
Zina : tsy ny fahamarinana no mazàna maha-tezitra fa ny fomba hilazàna an'izany :lol:
Ary io mihitsy no mampifamaly ny namana satria samy manana ny limites-ny ! ao ny libéral, ao ny conservateur, ao no milaza fa misy manenjika sns ... ilay fomba fanao sy fizaràna ny Tenin'Atra.

114. xxx
(
07/03/2007 21:18)
[quote=Zina]
nyrina =D=D
Tywa 68
raha manopa azy dia tsy mety ka...
Ny maha kristiana atsika dia mijoro @ fahamarinana izay lazaina ao @ baiboly ka na tian'ilay olona io na tsy tiany dia tsy maintsy lazaina, azy avy eo no mieritreritra.
[quote]Ny filazana ny fahamarinana eto dia fitiavana antsika mboa ho voavonjy daholo isika..
Tadidio fa ny fahamarinana tsy sarotra amin;ny ra-olombelona no manaiky azy voire tezitra mihitsy.[/aquote].
Tsy zakan'ny olona iray ny maheno ny marina ka ny hanafenana azy dia ny hanoherany ilay olona iray
Rehefa tsy mitovin'niryna ireo tsy tia azy dia mahita tenena foana ireo olona maromaro mifanome biz'oroka hoe satana e, anti-krity e,izao indray teneniny fa secta ny zanak'olona.Aiza ny fipetraky ny kristiana ato amin'ny serasera?Toa mitsipona teny fotsiny.
i ny heviny dia lazainy hoe
nyrina =D=D
Tywa 68
Ny tena tiako ampitaina dia ny hoe : aza manao ny mampalahelo ny namanao enao raha tena kristiana, @ fiteny sy fihetsika !
raha manopa azy dia tsy mety ka...
Ny maha kristiana atsika dia mijoro @ fahamarinana izay lazaina ao @ baiboly ka na tian'ilay olona io na tsy tiany dia tsy maintsy lazaina, azy avy eo no mieritreritra.
[quote]Ny filazana ny fahamarinana eto dia fitiavana antsika mboa ho voavonjy daholo isika..
Tadidio fa ny fahamarinana tsy sarotra amin;ny ra-olombelona no manaiky azy voire tezitra mihitsy.[/aquote].
Tsy zakan'ny olona iray ny maheno ny marina ka ny hanafenana azy dia ny hanoherany ilay olona iray
Rehefa tsy mitovin'niryna ireo tsy tia azy dia mahita tenena foana ireo olona maromaro mifanome biz'oroka hoe satana e, anti-krity e,izao indray teneniny fa secta ny zanak'olona.Aiza ny fipetraky ny kristiana ato amin'ny serasera?Toa mitsipona teny fotsiny.
i ny heviny dia lazainy hoe
115. xxx
(
07/03/2007 21:25)
lamie:
tsy maneso anao ry niryna fa fanamarihana io, vakio tsara daolo ny hevitrao fa marina io voalazako io,ary za mahita fa misy somary sorena ny namana @ izany,somary ovao kely dia basy e!
Marina izany ry niryna misy tsy mahazaka ny hilazana ny marina.Aleonay ihany manao xxx dia tsy fantany izahay.Aza kivy anefa fa tsy maitsy mitory ny filazantsara foana isika.
Mangidihidy ny tanany hanoratra sy hanohitra izay teneninao satria fantany hoe niryna.8ORaha xxx no teneninao dia tsy misy hiadivany:@:@
116. Zina
(
07/03/2007 21:29)
xxx a
Zany mihitsy ka.
Azafady fa misy diso tsipelina ilay lazaiko eto ka ho averiko tapena indray.
Tadidio fa ny fahamarinana dia sarotra amin'ny ra-olombelona no manaiky azy voire meme tezitra mihitsy.
oy i tywa oe:
ilay fomba hoy ianao, rehefa izay no fahamarinana dia tsy maintsy lazaina tsara fa tsy mila ahodikodina na lambolamboina ka...:wink:
Manjary lasa zavatra hafa avy eo.
Tsy zakan'ny olona iray ny maheno ny marina
Zany mihitsy ka.
Tadidio fa ny fahamarinana tsy sarotra amin;ny ra-olombelona no manaiky azy voire tezitra mihitsy..
Azafady fa misy diso tsipelina ilay lazaiko eto ka ho averiko tapena indray.
Tadidio fa ny fahamarinana dia sarotra amin'ny ra-olombelona no manaiky azy voire meme tezitra mihitsy.
oy i tywa oe:
Ary io mihitsy no mampifamaly ny namana satria samy manana ny limites-ny ! ao ny libéral, ao ny conservateur, ao no milaza fa misy manenjika sns ... ilay fomba fanao sy fizaràna ny Tenin'Atra.
ilay fomba hoy ianao, rehefa izay no fahamarinana dia tsy maintsy lazaina tsara fa tsy mila ahodikodina na lambolamboina ka...:wink:
Manjary lasa zavatra hafa avy eo.
117. niryna
(
08/03/2007 07:59)
Zina:

Mino izany teneninao izany tanteraka koa aho.Fa misy ny olona tsy tia tenenina mivantana ny marina dia eo no mipetraka ny olana.Ny atao hoe tonga lafatra anie dia mbola tsy misy fa samy mbola mikaroka izay mahatsara ny tena,ny namana ary ny fiaraha-monina e ary mampihatra ny fivavahana ao amin'ny fiainana e.
118. niryna
(
08/03/2007 08:07)
xxx:
[quote=lamie]
tsy maneso anao ry niryna fa fanamarihana io, vakio tsara daolo ny hevitrao fa marina io voalazako io,ary za mahita fa misy somary sorena ny namana @ izany,somary ovao kely dia basy e!
Marina izany ry niryna misy tsy mahazaka ny hilazana ny marina.Aleonay ihany manao xxx dia tsy fantany izahay.Aza kivy anefa fa tsy maitsy mitory ny filazantsara foana isika.
Mangidihidy ny tanany hanoratra sy hanohitra izay teneninao satria fantany hoe niryna.8ORaha xxx no teneninao dia tsy misy hiadivany:@:@
Dia ho tapitra hanao xxx daholo izany ny olona raha izany kanefa mba misy zavatra tsara ho raisina ihany ny ataon'ny xxx eto:roll:
Tsy maninona izany e!izay no fiainana,izany koa dia vakiana loha hoy ny mamanay izay,izaho izy ela-velona fa tsy ataony mankarary azy izay tenenin'ny olona.Malahelo izy fa tonga dia mamela,izay ihany koa no ataoko ary mbola ataoko foana raha mbola velona ny aiko.:P
119. rush
(
08/03/2007 09:16)
Fiffi:mba azonao ve ry niryna ireo nolazain'i fiffi ireo?aza modiana fanina e
tywa68 , soanja: eny.....marina fa nohetim-po loatra zah t@ ireo zavatra nolazaiko ireo......hialako tsiny @ nareo ary hifonako.......:(:(
Fa misy ny zavatra tsy rariny an ! hatramin'ny voalohany manko de nahazo ny paquet-ko zah ! tsy mba niteny zah hatramin'zay....satria nisy ny hatao hoe "tolérance" fa....rehefa feno ny vazy de mi-déborde....
Tsy fantatro na zah no nanao ny fahadisoana na i niryna @ ireo volazany etsy ambony ireo......fa raha zah de mangatam-pamelana zah.....
Misy nefa ny zavatra tsy rariny an ! samy mahita avokoa isika ireo zavatra nolazainy ireo.....ka de azy no miheritreritra.....
Fotoanan'ny karemy sy ny fibebahana isika zao ka aleo samy miheritreritra.....
Rehefa misy olona milaza ny marina tena hita hoe hodian'i niryna fanina ilay izy,fa mbola ny azy hiany no hasisiny.
dia hoe mahay mamela izany ianao an?aiza izy zany?@ fitarainan-dava fa hoe victime ianao?ny zavatra voalazan'i fifi teto aloha tena tsy novakianao loha na dia pitiny aza e!hitanao ve ilay dinika fankasitrahana nataon'ny namana ho an'io olona tsy satry henjehanao io?na ny eto na ary @ dinika hafa ary?aiza ary izany hoe mahay mamela izany ianao e! eisyyyy e
120. lamie
(
08/03/2007 21:04)
" Marina izany ry niryna misy tsy mahazaka ny hilazana ny marina.Aleonay ihany manao xxx dia tsy fantany izahay.Aza kivy anefa fa tsy maitsy mitory ny filazantsara foana isika.
Mangidihidy ny tanany hanoratra sy hanohitra izay teneninao satria fantany hoe niryna.Raha xxx no teneninao dia tsy misy hiadivany"
misy xxx matahotra mitonona ny tenany ato @ serasera,marihiko fa serasera no ataontsika eto,mifandinika, mifanoro,ny hevitry ny maro hono mahataka-davitra,mifanampy,minamana, tsy misy matahotra ny marina eto, tsy misy mifanenjika araky ny filazan'i niryna sy ny hafa, fa ny mpangalatra no henjehina ,ianareo no manao saina hafahafa zany, tsy misy manohitra ny teninareo fa samy milaza ny heviny,mitoria dia aza kivy e!mazotoa hatrany!