Ny firaisan'ny Kristianina eto amin'ny serasera

121. linarako2 ( 09/03/2007 11:15)
lamie:

ny an'i niryna zany zay tsy kristiana dia devoly!samy manana ny finoany ny olona ka aza manambany ny an'ny hafa ianao, ary inona koa ty "manenjika"mananona e" sy ny sisa ty?samy milaza ny fijeriny fa aza terena ny hafa hanaiky ny hevitrao e!mba tianao koa io teny "devoly" io an!

Toa mbola tsy nahita azy niantso devoly olona izany kosa aho na iray aza fa mba namaky ihany.Ireo izay tsy tia fivavahana no miteniteny foana manome anarana azy.Toy ireny mamo miteny hoe tsy mamo aho leitsy.

122. lamie ( 09/03/2007 12:02)
linarako:ny any niryna oa tena tiany io teny "devoly" io,ny azy koa dia tiany koa ny oe "manenjika",ny tsy tia fivavahana koa ange ka tsy devoly tsy akory e!tsy mpino ary tsy mivavaka izy ireo,fa miaina oh ny rehetra,marina fa misy ny mpamono olona, mpangalatra etc...mpanota ireny fa tsy devoly!
123. niryna ( 10/03/2007 21:00)
lamie:

linarako:ny any niryna oa tena tiany io teny "devoly" io,ny azy koa dia tiany koa ny oe "manenjika",ny tsy tia fivavahana koa ange ka tsy devoly tsy akory e!tsy mpino ary tsy mivavaka izy ireo,fa miaina oh ny rehetra,marina fa misy ny mpamono olona, mpangalatra etc...mpanota ireny fa tsy devoly!

Afaka miteny izay teneninao ianao tsy misy olana izany amiko:P
124. niryna ( 12/03/2007 04:17)
[quote=xxx]
[quote=Zina]
nyrina =D=D

Tywa 68
Ny tena tiako ampitaina dia ny hoe : aza manao ny mampalahelo ny namanao enao raha tena kristiana, @ fiteny sy fihetsika !



raha manopa azy dia tsy mety ka...

Ny maha kristiana atsika dia mijoro @ fahamarinana izay lazaina ao @ baiboly ka na tian'ilay olona io na tsy tiany dia tsy maintsy lazaina, azy avy eo no mieritreritra.

Ny filazana ny fahamarinana eto dia fitiavana antsika mboa ho voavonjy daholo isika..

Tadidio fa ny fahamarinana tsy sarotra amin;ny ra-olombelona no manaiky azy voire tezitra mihitsy.[/aquote].
Tsy zakan'ny olona iray ny maheno ny marina ka ny hanafenana azy dia ny hanoherany ilay olona iray
Rehefa tsy mitovin'niryna ireo tsy tia azy dia mahita tenena foana ireo olona maromaro mifanome biz'oroka hoe satana e, anti-krity e,izao indray teneniny fa secta ny zanak'olona.Aiza ny fipetraky ny kristiana ato amin'ny serasera?Toa mitsipona teny fotsiny.
i ny heviny dia lazainy hoe





Dia mahazo=D=D=D koa ianao e
125. ikaretsaka ( 12/03/2007 04:22)
niryna .. za lo nahita an'io fisainanao hoe ze tsy manaraka anao de lazainao fa antikrista sy devoly io fa azafady a
126. paris10 ( 12/03/2007 13:27)
niryna :inona kay ny finoanao?aiza ianao no mivavaka fa hafahafa ny fijeriko ny firesakao ato @ serasera,tena marina ny filazan'i lamie sy ikaretsaka !tsy dia mifanakalo hevitra ato @fivavahana sy finoana aho,nahaliana ahy ny namaky kosa ny resaka rehetra,fa tena hitako fa mametraka fanontaniana ianao dia ianao no mamaly azy ka ra vao toherina dia tsy valianao,asa koa fa ny fahafantarako ny secte no tia manonona ny teny :devoly: ireny fa tsy ny kristiana,mamelà ahy raha diso aho.
127. prime ( 12/03/2007 15:06)
Azafady aloha fa mba fanamarihana ihany koa no arosoko : tsy resaka sekta na tsy sekta ny devoly fa voambaran\'ny Tenin\'Andriamanitra ny mahaizy azy ka sao diso hevitra isika fa ny sekta no tena mpampiasa an\'izany teny izany... ny antikristy koa dia toy izany, ny Tenin\'Andriamanitra mihitsy no mamaritra azy hoe izao izany fa tsy olona no mametraka izany araka izay tiany...

Izay ihany fa misaotra... mahereza daholo...
128. ikaretsaka ( 12/03/2007 15:10)
ka ny tena olana ange ry prime de "faritany arak'izay tiany ny tenin'andriamanitra" e
129. Salut ( 12/03/2007 16:17)
Ireo fanamarihana rehetra ataonareo ireo dia hamafisiko ihany koa. Manahirana ny miady hevitra amn'io olona io. Entiny amin'izay itiavany azy ny Tenin'Andriamanitra.
Tsy tsikera be fahatany ireo rehetra ireo ry namana fa fanitsina ny fomba fanaonao tsy mety kosa. Raiso ho toy ny tenin-drahalahy aby fa aza atao ohatra ny tenim-pahavalo. Raha tsy mety aminao moa, avereno aty aminay fa tsy olana. Misaotra e
130. rush ( 13/03/2007 06:34)
ny an'i prime sy niryna dia mitovy!izay rehetra tsy mifanaraka @ heviny koa dia antikrista!asa na mba azonareo hoe inona no tena dikan'io antikristy io!tsy misy izany hoe antikristy zany e!
ikaretsaka,Salut,ka izay no tena olana @ io olona io e!tena manahirana ny miady hevitra aminy fa ny azy hiany no ataony tsy maintsy marina!
tsy azo ahitsy izy,ary asa na voatsikaritrareo fa raha misy olona manitsy na milaza ny marina dia tsy mamaly an'io izy fa izay tiany valiana hiany no ataony!
131. prime ( 13/03/2007 15:28)
rush> Ny ambarako dia izay voasoratra ao amin'ny soratra masina raha ny mikasika ny atao hoe antikristy sy ny fisian'ny devoly, tsy anampiana tsy analàna...

Izaho misokatra amin'ny adihevitra fa tsy maintsy manambara izay voasoratra sy ambaran'ny Tenin'Andriamanitra kosa...
132. niryna ( 14/03/2007 04:51)
ikaretsaka:

niryna .. za lo nahita an'io fisainanao hoe ze tsy manaraka anao de lazainao fa antikrista sy devoly io fa azafady a

Diso tanteraka ianao raha izany no eritreritrao.Tsy mbola niteny olona ho antikrista izany aho.Misy olona milaza izany hoe raha tsy manaraka ny teneniko dia antikrista.Fa izaho angaha no hitsara?Manontany ny dikan'ny antikrista ny sasany dia manazava izany aho.Efa averiko im-betsaka foana fa tsy izaho no tokony arahina fa Jesosy kristy izay hitoriko,Izy no tokony arahina.Tadidio fa samy manana ny fisainany daholo ny olona tsirairay.Tsy misy afaka mitsara raha ety ivelany fa afaka milaza ny marina ao anaty baiboly.Impiry ny olona miteny hoe secta io.Na izany zavatra izany aza tsy fantatro ary manontany aho hoe azavao ahy izany.Tsotra ny teniko,ny tenin'Atra no toriko antsika,izay mino dia izy no ahita valiny,raha tsy mino kosa izy ka marina ny teniko dia anjarany sy Atra no miresaka.Ny helo dia misy ary izay tsy mino dia azy ho azy fa efa vitako ny anjarako.

133. niryna ( 14/03/2007 04:54)
paris10:

niryna :inona kay ny finoanao?aiza ianao no mivavaka fa hafahafa ny fijeriko ny firesakao ato @ serasera,tena marina ny filazan'i lamie sy ikaretsaka !tsy dia mifanakalo hevitra ato @fivavahana sy finoana aho,nahaliana ahy ny namaky kosa ny resaka rehetra,fa tena hitako fa mametraka fanontaniana ianao dia ianao no mamaly azy ka ra vao toherina dia tsy valianao,asa koa fa ny fahafantarako ny secte no tia manonona ny teny :devoly: ireny fa tsy ny kristiana,mamelà ahy raha diso aho.

Afaka mitsara daholo ny olona tsy misy azo tapenam-bava.Mametraka fanontaniana aho satria mba tiako hozaraiko ny namana izay kely fantatro.Izay olona rehetra mametraka fanontaniana eto mino aho fa misy tonga dia mahalala ny valiny ihany koa.Samy avelako mandray anjara ny olona ary amin'ny farany dia manome ny hevitro aho.Inona no mahadiso izany.Sa hoe manontany fa tsy mamaly no tianao kanefa misy fanontaniana manitikitika ny namana izay mety ho fantatra?

134. niryna ( 14/03/2007 04:57)
Zina:

nyrina =D=D

Tywa 68
Ny tena tiako ampitaina dia ny hoe : aza manao ny mampalahelo ny namanao enao raha tena kristiana, @ fiteny sy fihetsika !



raha manopa azy dia tsy mety ka...

Ny maha kristiana atsika dia mijoro @ fahamarinana izay lazaina ao @ baiboly ka na tian'ilay olona io na tsy tiany dia tsy maintsy lazaina, azy avy eo no mieritreritra.

Ny filazana ny fahamarinana eto dia fitiavana antsika mboa ho voavonjy daholo isika..

Tadidio fa ny fahamarinana tsy sarotra amin;ny ra-olombelona no manaiky azy voire tezitra mihitsy..




Marina izany zina a fa ny an'ny olona tsy tiany ny miteny direct ny zava-misy.Raha efa fantatra ve ny valiny dia hiteny hoe asa aloha e eny angamba tsy angamba=))=))=))
135. niryna ( 14/03/2007 04:59)
prime:

Azafady aloha fa mba fanamarihana ihany koa no arosoko : tsy resaka sekta na tsy sekta ny devoly fa voambaran\'ny Tenin\'Andriamanitra ny mahaizy azy ka sao diso hevitra isika fa ny sekta no tena mpampiasa an\'izany teny izany... ny antikristy koa dia toy izany, ny Tenin\'Andriamanitra mihitsy no mamaritra azy hoe izao izany fa tsy olona no mametraka izany araka izay tiany...

Izay ihany fa misaotra... mahereza daholo...

Toa tena lavitra ny afo ny kitay ry prime,izany anefa tsy mahakivy fa izay no mety ho fantany.:roll:
Misaotra anao.jereo fa hisy hanohitra indray izao io.

136. niryna ( 14/03/2007 05:01)
Salut:

Ireo fanamarihana rehetra ataonareo ireo dia hamafisiko ihany koa. Manahirana ny miady hevitra amn'io olona io. Entiny amin'izay itiavany azy ny Tenin'Andriamanitra.
Tsy tsikera be fahatany ireo rehetra ireo ry namana fa fanitsina ny fomba fanaonao tsy mety kosa. Raiso ho toy ny tenin-drahalahy aby fa aza atao ohatra ny tenim-pahavalo. Raha tsy mety aminao moa, avereno aty aminay fa tsy olana. Misaotra e



=D=D=D=D=D=D
137. niryna ( 14/03/2007 05:03)
prime:

rush> Ny ambarako dia izay voasoratra ao amin'ny soratra masina raha ny mikasika ny atao hoe antikristy sy ny fisian'ny devoly, tsy anampiana tsy analàna...

Izaho misokatra amin'ny adihevitra fa tsy maintsy manambara izay voasoratra sy ambaran'ny Tenin'Andriamanitra kosa...

=D=D=D Izay ilay hoe anjaran-tsika no mitory ny teny fa tsy anjaran-tsika kosa no ahatonga azy hibebaka na andray an'i krsity.EFa voasoratra daholo io ary izany no mahatonga ny teny hoe efa nomena fahalalana ianareo fa tsy nihaino na nandray.

138. niryna ( 14/03/2007 05:08)
rush:

ny an'i prime sy niryna dia mitovy!izay rehetra tsy mifanaraka @ heviny koa dia antikrista!asa na mba azonareo hoe inona no tena dikan'io antikristy io!tsy misy izany hoe antikristy zany e!
ikaretsaka,Salut,ka izay no tena olana @ io olona io e!tena manahirana ny miady hevitra aminy fa ny azy hiany no ataony tsy maintsy marina!
tsy azo ahitsy izy,ary asa na voatsikaritrareo fa raha misy olona manitsy na milaza ny marina dia tsy mamaly an'io izy fa izay tiany valiana hiany no ataony!

Raha olona manohitra ny tenin'Atra foana dia izay voalazan'ny mpitory ny tenin'Atra dia ho toeriny foana.Tsy misy olana izany raha ny amiko satria izaho aza mandany ny androko mitory ny filazan-tsara,izay mandray dia isaorako ny AVO izay tsy mandray dia mivavaka azy ireo aho mba nilatsahan'ny fanahy masina izy ireo.Sady tsy maty antoka aho no tsy mahazo tombom-barotra raha izany no tianao ho fantatra.Ny adidiko fotsiny dia mitory ny filazan-tsara,mandray ahy ianareo tena isaorako ny tompo izany,tsy mandray moa dia aza mangataka andro fa tsy ho fantatra ny ho avin'ny ampitso.Miverena ao amin'ny baiboly fa izay voasoratra ao ihany no toriko.

139. paris10 ( 14/03/2007 08:34)
niryna: tsy mitsara anao aho fa fanamarihana no nataoko,tsy azonao lay izy,maninona hoy aho raha avy dia mitory zany ianao e!lazainao avy hatrany ny fanoroana dia manampy na atao ny dinika e!satria milaza ny heviny ny rehetra d toherinao sy misy tsy valianao,oh tezitra zany ianao @ zay lazin'ny sasany!ary inona indray io teny "mitsara" io? diso toerana le izy
140. rush ( 14/03/2007 08:36)
ka izy ange ilay milaza fa tongalafatra tsy azo hahitsy e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0089