Ny firaisan'ny Kristianina eto amin'ny serasera
61. Rasiligaoma
(
02/03/2007 14:33)
tsy mety kosa ilay hoe rehefa tsy mitovy fisainana amin'ny tena dia antikrista e..
62. tywa68
(
02/03/2007 14:56)
f'inona no olana eto r'izareo an ! namaky ihany aho fa tsy tokony hifamaly ohatr'izao kosa e ! samy manome ny heviny dia izay !
f'angaha tsy hoe :lol: d ampy fa nampiana majuscules be koa ry fiffi a !:-D:-D
f'angaha tsy hoe :lol: d ampy fa nampiana majuscules be koa ry fiffi a !:-D:-D
63. soanja
(
02/03/2007 15:51)
Fiffi o> Tsy misy diso mihitsy ny tenin-dry. Ny hany tiako ampitaina fotsiny dia hoe aza dia sendotra amin'izany aky a. Fomban-javatra anie io e. Izay ara ny fahitany ny olna tsy mitovy hevitra sy finoana aminy ka.
Ny tokony ho valin'ny fitsarany dia ny hoe aseho azy fa tsy oloolom-poana akory ny hafa raha tsymistovy hevitra ary manana ny valeur mampijoro eo amin'ny fiarahamonina.
Io resaka Fanahy sy Finoana io mantsy matetika mampitsingevaheva, ary raha tsy mahay mikirakira azy tsara dia mety mitarika fisarantsarahana sy fanvakavahana. Mitonia ao amin'i Tompo.

64. Fiffi
(
02/03/2007 17:22)
tywa68 , soanja: eny.....marina fa nohetim-po loatra zah t@ ireo zavatra nolazaiko ireo......hialako tsiny @ nareo ary hifonako.......:(:(
Fa misy ny zavatra tsy rariny an ! hatramin'ny voalohany manko de nahazo ny paquet-ko zah ! tsy mba niteny zah hatramin'zay....satria nisy ny hatao hoe "tolérance" fa....rehefa feno ny vazy de mi-déborde....
Tsy fantatro na zah no nanao ny fahadisoana na i niryna @ ireo volazany etsy ambony ireo......fa raha zah de mangatam-pamelana zah.....
Misy nefa ny zavatra tsy rariny an ! samy mahita avokoa isika ireo zavatra nolazainy ireo.....ka de azy no miheritreritra.....
Fotoanan'ny karemy sy ny fibebahana isika zao ka aleo samy miheritreritra.....

65. rakaroka
(
02/03/2007 20:22)
Fiffi:

Ny fahitako azy, misy "concept" asa na "fifohazana" na inn loatra no manimbolo lava ny devoly sns izany!
Isaorako aza i Fiffy nanitsy ny biloka satria ny "absence"n'io "esprit critique constructive" io mihitsy no mampikororosy ny fitanilan'ny olona @ fivavahana! Marina loatra ny tein'ny namana hoe: "ipitsiho" na "andosiro": ka izay ary ve ny "effet" andrandraina @ fitoriana?....
66. fijo
(
02/03/2007 23:14)
ka i niryna anie tsy mpino fa manaraka e.izany hoe tsy misaina firy le hinoany izy,fa manaraka be fahatany izay lazaina sy asaina ataony.eo no loza
67. linarako2
(
03/03/2007 00:43)
fijo:
ka i niryna anie tsy mpino fa manaraka e.izany hoe tsy misaina firy le hinoany izy,fa manaraka be fahatany izay lazaina sy asaina ataony.eo no loza
Io no efa nanarahako anao hatraiza hatraiza.Tsy anjaranareo sy ny tsy mpino ny hitsara azy.Tsy mahafantatra azy rehetra akory ianareo dia manebaka,maneso,mandatsa.Moa mba fantatrareo ny fiafaran'izao fanenjehinareo ny mpanaradia an'i Kristy izao?Raha tsy manana ny finoana intsony ianareo,tsy nisy olona nanery anareo rehetra izay mpanenjika ny mpivavaka sy ny mpitory ny filazan-tsara eto ka nanary anareo indrindra fa ianao Atoa fijo.Tsy nanery anareo hanaraka an'Andriamanitra izy.Nitori-teny sy nanome izay fahasoavana noratoviny izy.Tsy izy anie no enjehinareo sy ny namany eto fa Andriamanitra e.
68. xxx
(
03/03/2007 00:55)
linarako2:nefa ianao aza manaraka an'io olona io hatraiza hoy ianao HANENJEHANA AZY. Sa fantatrao koa io olona io no HARAHINAO HATRAIZA HATRAIZA tahak'izao? hitsarana azy koa? dia marina sy rariny daholo izany ireo lazain'io olona hiarovanao io?
Io no efa nanarahako anao hatraiza hatraiza.Tsy anjaranareo sy ny tsy mpino ny hitsara azy.Tsy mahafantatra azy rehetra akory ianareo dia manebaka,maneso,mandatsa.
69. fijo
(
03/03/2007 01:22)
xxxx an,ka i niryna ihany ani eity lasa hoe linarako ity e;te ho be isa de mody ny PS no atao betsaka
70. soanja
(
03/03/2007 01:43)
fijo:
xxxx an,ka i niryna ihany ani eity lasa hoe linarako ity e;te ho be isa de mody ny PS no atao betsaka
:-D:-D
Nareo nama de mahita ny tsy hita any. Zah de tsy mba maharaka hoe iza no iza fa de raisiko eo zay manoloana ahy. Ny zavadehibe de afaka mampita ny hevitro aho sady hijoro amin'ny mahaSoanja ahy fa tsy hanam-pahavalo amin'ilay xxx. Bonne Chance e.
71. ikaretsaka
(
03/03/2007 02:20)
Rasiligaoma:
fa finoana inona kay ilay manao foana hoe "antikrista" ireo izay tsy mitovy fisainana aminy?
toa tsy sahy milaza mazava foana io rehefa anontaniana fa lasa jongleur theologique foana?
menatra ny finoany ve sanatria?
ity tsy mbola nisy namaly hatramin'izao
72. fijo
(
03/03/2007 05:05)
ka ireo letsy tsy mamaly fa le zatra manebaka an.tsy nampianarina hamaly sy hiady hevitra ireny,fa hoe vao misy mifanohitra dia tapao ny lohany
73. soanja
(
03/03/2007 06:54)
fijo:
ka ireo letsy tsy mamaly fa le zatra manebaka an.tsy nampianarina hamaly sy hiady hevitra ireny,fa hoe vao misy mifanohitra dia tapao ny lohany
Raha ny teny tokoa ry Fijo no manapaka aina sy mamono dia efa ela zah no maty teto e. Soa fa misy Andriamanitra Mpiaro ary mitsimbina hatrany.
Ny fitiavan'Andriamanitra tokoa mantsy tsy manam-petra e. Ny antsika olombelona no manam-petra.
74. niryna
(
03/03/2007 08:37)
soanja:

Tsy atao mahagaga io ary ny mahasamy hafa dia mahay mamela ny olona izay enjehina sy aratsiana ary vao maika manamafy ny finoana an'Atra
75. tywa68
(
03/03/2007 08:50)
Fiffi : aza malahelo ary aza mifona @iza² eto fa miresaka maneho ny hevitsika anie isika eto, dia ampy :wink:
niryna : mitory teny zany mizara ampitiavana ary tokony olona tony ny mamaly fa tsy tonga dia mitsara hoe fanahy ratsy sns...
Soanja : =D=D
niryna : mitory teny zany mizara ampitiavana ary tokony olona tony ny mamaly fa tsy tonga dia mitsara hoe fanahy ratsy sns...
Soanja : =D=D
76. Fiffi
(
03/03/2007 17:45)
tywa68:heu....zany akia no hataoko rehefa mahatsiaro sy mahatsapa tena fa nanao hadisoana zah an !
Fiffi : aza malahelo ary aza mifona @iza² eto fa miresaka maneho ny hevitsika anie isika eto, dia ampy :wink:
77. lamie
(
04/03/2007 08:12)
ny an'i niryna zany zay tsy kristiana dia devoly!samy manana ny finoany ny olona ka aza manambany ny an'ny hafa ianao, ary inona koa ty "manenjika"mananona e" sy ny sisa ty?samy milaza ny fijeriny fa aza terena ny hafa hanaiky ny hevitrao e!mba tianao koa io teny "devoly" io an!
78. ikaretsaka
(
04/03/2007 15:39)
aleo kosa mba "hahitsiko kely " ry lamie an..
Izay "tsy iray fiangonana aminy" na kristianina aza dia "devoly" aminy
Izay "tsy iray fiangonana aminy" na kristianina aza dia "devoly" aminy
79. lamie
(
04/03/2007 17:35)
sady tianao ry niryna ny teny oe "manenjika",maninona kay?tsy ary mitovy hevitra daolo ny olona,samy manana ny fandraisany ny TENY,izany no ilana ny mpitory teny: manazava ,manoro, mampianatra,manafatra fa aza dia tezitra e,sady tsy mety koa raha hisera isika dia mifanao teny hafahafa e!
80. niryna
(
07/03/2007 07:59)
rush:
niryna:aiza indray zany ry niryna? tsy azo hatao zany ny mihadi-hevitra raha izany? tadidio fa forum kosa ny eto e! io fitsarana ny hafa zay tsy mitovy @ nao io hiany no tena tsy mahalasa ny resaka.
Mitsangana hamotika ,handrava ,hanasavoritaka ny finoantsika ireo anti-krista ato amin'ny serasera.
aiza ho aiza no hatao hoe liberté d'expression raha izany?
Tsy misy mandrara ny hady hevitra fa mba fidiana ny vava avoaka tsy handratra fo olona