Ny firaisan'ny Kristianina eto amin'ny serasera
21. Rasiligaoma
(
28/02/2007 22:18)
lazadaddy> fa ahoana ity menatra amin'ny finoana ity aloha e..:wink:
za zao kristianina katolika apostolika ortodoksa dia hijoroako tsara!
i masindahy thomas no inoanay fa apostoly tonga nanely ny finoana kristianina taty aminay sy nandrindra ilay rafi-piangonana (ara tantara)
raha any m/kara dia eo behoririka akaikin'ny trano mampiely vaovao (librairie hachette taloha) no misy anay raha mba hijery

24. cutie
(
28/02/2007 23:40)
satria ry fijo matahotra ny finoany ry zareo a :-D:-D:-D:-D
hany sisa atao sisa de ny manezingezina ihany sy manao tsianjery :-D

27. ikaretsaka
(
01/03/2007 01:37)
fijo> misy mahamarina ny an'ialahy mihitsy..
be loatra ilay hidikidirana ko.. manoatra nohon'ny sipa izato izy..androany hanitra de rahampitso amedee, de rafakampitso fanja de.. menatra ry zalahy fa hita be hoe makorelim-pivavahana

30. soanja
(
01/03/2007 03:19)
Ny ahy indray de hoe aza mba mino an'izany hoe hisy na misy ny antikrista satria izany hevitra izany dia efa milaza fanavakavahana sy fanilikilihana ary tsy fitiavana ny hafa tsy mitovy hevitra aminy. Manalavitra an'Andriamanitra ny fankahalana ny namana sy ny tsy mitovy fihevitra amin'ny tena. Mivavaha ho azy no fanafodiny.
Ny tsy mino an'i Kristy no misy.
Mijoroa lalandava amin'izay hinoana ary aza mora rebirebena fotsiny.

32. naritsimba
(
01/03/2007 05:37)
niryna> aiza ho aiza ianao @ ity tenin'ny Soratra Masina ity?
MATIO 5 : 43-48
43 Efa renareo fa voalaza hoe : " Tiava ny namanao" (Lev.19.18), ary mankahalà ny fahavalonao. 44 Fa Izaho kosa milaza aminareo hoe : Tiava ny fahavalonareo, ary mivavaha ho an’izay manenjika anareo, 45 mba ho tonga zanaky ny Rainareo Izay any an-danitra hianareo ; fa Izy mampiposaka ny masoandrony amin’ny ratsy fanahy sy ny tsara fanahy ary mampilatsaka ny ranonorana amin’ny marina sy ny tsy marina. 46 Fa raha izay tia anareo ihany no tianareo, inona no valim-pitia azonareo ? Moa na dia ny mpamory hetra aza tsy mba manao izany koa va ? 47 Ary raha ny rahalahinareo ihany no arahabainareo, inona no ataonareo mihoatra noho ny sasany ? Moa na dia ny jentilisa aza tsy mba manao toy izany ihany va ? 48 Koa amin’izany aoka ho tanteraka hianareo toy ny fahatanterahan’ny Rainareo Izay any an-danitra.
Anjaranao no misafidy ny lalan-kizoranao, miezaha mampiseho toetra mendrika, tsy manaratsy ny hafa, fa kosa mitaona sy mandresy lahatra ireo izay tsapanao fa manana toetra tsy mety aminao.

33. Fiffi
(
01/03/2007 06:33)
naritsimba:nahagaga marina le dinika.....arakin'le lazain'i cutie io ambony io....
niryna> aiza ho aiza ianao @ ity tenin'ny Soratra Masina ity?
zany ny zavatra voatsikaritro eto @ dinika , na eto @ fivavahana sy finoana na ary @ vavolombelona.....
izay tsy mitovy @ le olona de lazaina fa DEVOLY , de hoe teto @ serasera izy vao tena nino fa misy ny devoly.....
Hitako tao @ dinika zay koh hoe nisy olona nilaza hoe "Tompo ô mamela azy fa tsy fantany zay lazainy" tondé nahazo paké io olona io....lazaina fa devoly nefa mivavaka @ Tompo....
Dinika hoe "tiavo ny fahavalonao" arak'io lazain'i naritsimba io.....saingy ....
34. naritsimba
(
01/03/2007 07:35)
Fiffi< ny an'ny sasany ange tsy iainana ilay Soratra Masina fa amboamboarina araka izay mahamety azy @ tenany eh!
niryna> 46 Fa raha izay tia anareo ihany no tianareo, inona no valim-pitia azonareo ? Moa na dia ny mpamory hetra aza tsy mba manao izany koa va ? 47 Ary raha ny rahalahinareo ihany no arahabainareo, inona no ataonareo mihoatra noho ny sasany ? Moa na dia ny jentilisa aza tsy mba manao toy izany ihany va ? 48 Koa amin’izany aoka ho tanteraka hianareo toy ny fahatanterahan’ny Rainareo Izay any an-danitra.
MATIO 5: 46-48
Aiza ho aiza ny toerana misy anao eo anatrehan'io andalan-tsoratra masina io?

35. niryna
(
01/03/2007 07:49)
rush:
niryna:aiza indray zany ry niryna? tsy azo hatao zany ny mihadi-hevitra raha izany? tadidio fa forum kosa ny eto e! io fitsarana ny hafa zay tsy mitovy @ nao io hiany no tena tsy mahalasa ny resaka.
Mitsangana hamotika ,handrava ,hanasavoritaka ny finoantsika ireo anti-krista ato amin'ny serasera.
aiza ho aiza no hatao hoe liberté d'expression raha izany?
Mahazo miady hevitra isika fa raha hitsangana hanodikodina ny sain'ny mpino izay famonjena no tadiaviny dia izay no tiako ho tenenina
36. Fiffi
(
01/03/2007 07:51)
Ny ahy indray de hoe aza mba mino an'izany hoe hisy na misy ny antikrista satria izany hevitra izany dia efa milaza fanavakavahana sy fanilikilihana ary tsy fitiavana ny hafa tsy mitovy hevitra aminy. Manalavitra an'Andriamanitra ny fankahalana ny namana sy ny tsy mitovy fihevitra amin'ny tena.marina zany ry soanja an ! indrisy anefa fa tena misy de misy tokoa ny olona zay manao an'zany....raha vao tsy mitovy aminy na mitovy hevitra aminy de diso avokoa......manjary henjehina , tsikeraina......de raha vao mba milaza ny marina ny sasany de hitarainana any @ hafa hoe zao sy zao.....tsy hitsara zah fa Andriamanitra hiany no mpitsara fa zavatra voatsikaritro matetika teto zany ! (anisan'ny efa nahazo koh ny tena ka..)
Fiffi< ny an'ny sasany ange tsy iainana ilay Soratra Masina fa amboamboarina araka izay mahamety azy @ tenany ehheu.....izany ve no hatao hoe samy manana ny finoany tokotrany sy ny fombany ny tsirairay.....
37. niryna
(
01/03/2007 07:51)
fijo:
za indray dia hiteny hoe tandremo fa efa io i ben laden kristianina ,mitandrema nareo kristianina,fa ireny tsy mahalala izany ady hevitra izany.fa avy dia jinja ,loha tapaka.
Izay rehetra manohitra ny tenin'Atra dia anti=christ
38. niryna
(
01/03/2007 07:54)
LazaDaddy:
fijo> kanefa ianareo toa vao maika mavitrika mandray anjara? :)
Misaotra laza ,izay indrindra mantsy ary maro izy ato no mifandrombaka rehefa voadona ny aty dia marary ny hafero.Rehefa manome hery ny namana tsy manoratra fa rehefa hanisy mitsangana daholo =))=)):@
39. Fiffi
(
01/03/2007 07:55)
niryna::-w:-w:-w heu.....HANODIKODINA NY SAIN'NY MPINO ? :roll: de mbola mitohy hatrany hiany zany hoe rehefa tsy mitovy @ nao de lasa mpanodikodina ny sain'ny mpino an ?????
Mahazo miady hevitra isika fa raha hitsangana hanodikodina ny sain'ny mpino izay famonjena no tadiaviny dia izay no tiako ho tenenina
40. niryna
(
01/03/2007 08:01)
Fiffi:
naritsimba:nahagaga marina le dinika.....arakin'le lazain'i cutie io ambony io....
niryna> aiza ho aiza ianao @ ity tenin'ny Soratra Masina ity?
zany ny zavatra voatsikaritro eto @ dinika , na eto @ fivavahana sy finoana na ary @ vavolombelona.....
izay tsy mitovy @ le olona de lazaina fa DEVOLY , de hoe teto @ serasera izy vao tena nino fa misy ny devoly.....
Hitako tao @ dinika zay koh hoe nisy olona nilaza hoe "Tompo ô mamela azy fa tsy fantany zay lazainy" tondé nahazo paké io olona io....lazaina fa devoly nefa mivavaka @ Tompo....
Dinika hoe "tiavo ny fahavalonao" arak'io lazain'i naritsimba io.....saingy ....
Misy milaza fa kristiana kanefa mivavaka amin'i Jesosy sy ny Rainy ary mbola miampy hafa ihany koa.