Fivavahana, finoana

hearty ( 09/02/2007 20:28)
Malaza ho maro kristiana eto amitsika aty Dago Hono hoaho araka ny hevitrareo: Zay rehetra miditra ampengonana , mivavaka isak'alahady , manao asa soa sy activite ao ampengonana v dia azo antoka fa ... tohiny
novalian'i fijo ny 03/03/2007 01:41
niryna ( 09/02/2007 08:25)
Raha mijery ny tantaran'ny Ranavalona isika dia iny sariny iny no mandeha hatraiza hatraiza.Mahita boky na sary maro anefa ny tena ataon'ny olona ho sarin'i Jesosy.Tsy mba iray io sary io fa ataony mi... tohiny
novalian'i niryna ny 27/02/2007 07:39
rakaroka ( 08/02/2007 18:48)
Ilaina 'ngamba izany amiko! Moi... suis conscient de ce que je vis Moi...suis connecté à mon être divin Moi...suis mes convictions Moi suis amour et paix Moi...suis sûr d'être protégé Moi... tohiny
novalian'i prime ny 14/03/2007 06:20
niryna ( 08/02/2007 07:25)
Inona ka no tena mahatonga anao mandeha miangona?... tohiny
novalian'i fijo ny 28/02/2007 23:18
LazaDaddy ( 06/02/2007 23:41)
inona avy ireo famantarana nomeny ry zareo?... tohiny
novalian'i fijo ny 03/03/2007 06:02
rakaroka ( 06/02/2007 18:23)
Hono ho'aho: Aiza ho'aiza moa ny fiomanantsika Kristiana manoloana ny fiveranan'ilay Kristy izay?.... Mino ve isika sa tsia?...:?::?::?::idea::idea::idea:... tohiny
novalian'i fijo ny 24/02/2007 06:19
xxx ( 05/02/2007 23:40)
Fa maninona kay ny fifohazana refa manala adala devoly no mitabataba be de ndraindray otran miteny aminteny tsy fantatra inona no tena fotokevitra ijorony nadeha niaraka tam zanako zah de tsy nety and... tohiny
novalian'i prime ny 23/02/2007 11:24
niryna ( 05/02/2007 04:29)
Raha eto amintsika foana Atra ahoana izy no sarotra tadiavina? "If God is always with us,why is he so hard to find?" Kanefa Izy hakaiky anao mihitsy tsy araky ny fiheveranao azy."God is closer than y... tohiny
novalian'i fijo ny 28/02/2007 06:35
tsimiandravola ( 04/02/2007 22:40)
Ka io no antsoin'ny vazaha hoe "malentendu".Nino an'i Jesoa ihany aho taloha satria [b]nisy ara-tantara KOA izy[/b] arana ny nasaina ninoako.Nony tena nozohiana ny tena marina:hay i lery TSY NISY ara-... tohiny
novalian'i fijo ny 28/02/2007 06:29
hertix ( 04/02/2007 13:00)
Tena mahagaga mihitsy ankehitriny fa dia mirona any @ fanaovana politika ny ankabeazan'ny pasitera ao @ fjkm!! Nisy mihitsy aza moa sahy nanao propagandy tao am-piangonana ao anaty fotoam-pivavahana.... tohiny
novalian'i hertix ny 24/02/2007 09:31
niryna ( 03/02/2007 18:49)
Voasoratra hoe nanana zanaka Noa tamin'izy 500 taona. Maty izy 950 taona.Ahoana no fomba fanisana izany moa ve mitovy amin'ny andro ankehitriny ihany sa hafa ? Misaotra betsaka:P niryna... tohiny
novalian'i cutie ny 24/02/2007 17:07
niryna ( 03/02/2007 18:45)
Inona no tena hevitra mifono amin'io fitenenana io hoe minoa fotsiny ihany dia hovonjena ianao sy ny ankohonanao? ... tohiny
novalian'i niryna ny 10/02/2007 04:48
bazylou ( 03/02/2007 00:01)
ady any ampiangonanan ity e!! hatao ohatran'ny fjkm izany ny ao amin'ny katolika satria tsy mety ho azo i^pety... tohiny
novalian'i niryna ny 10/02/2007 04:42
xxx ( 02/02/2007 16:26)
[size=13px]Size 13px[/size] Manahoana daholo, Mba fantatrareo ve ry zareo an, inona no hatao hoe " Haramagedona" ???? Tsy zany fa tazako ato anaty baiboly io mot io de tsy azoko mihintsy ny dikany... tohiny
novalian'i niryna ny 09/02/2007 08:00
xxx ( 02/02/2007 14:29)
Rehefa tsy manaraka ny nataon'i Jesosy dia mpanohitra azy.Mifohaza isika fa tsy ny hoe efa niangona tao izahay dia miziriziry tsy mino.Aza ilay olona manoro antsika no enjehina fa ny zava-misy. Roman... tohiny
novalian'i prime ny 23/02/2007 11:48
nolalaina ( 02/02/2007 14:23)
http://blog.france2.fr/holly-wins/index.php/2006/01/17/17144-seigneur-je-te-remercie-de-ce-jour Si tu as fait cette prière, que Dieu te bénisse!!!! Répète juste cette phrase et vois comment ... tohiny
novalian'i niryna ny 10/02/2007 04:38
tsimiandravola ( 02/02/2007 00:22)
novalian'i prime ny 23/02/2007 12:16
niryna ( 01/02/2007 17:47)
Izay zavatra mitranga amintsika amin'izao fotoana izao dia efa saiky ao anaty baiboly daholo.Misy fitenenana ao milaza fa tokony manome tso-drano ny zanak'israely isika dia omen'Atra tso-drano ihany k... tohiny
novalian'i niryna ny 09/02/2007 07:31
xxx ( 01/02/2007 00:12)
Ra tena fitiavana Andriamanitra an, nahoana no navelany hisy zao fijaliana zao, toy ny herisetra, ny ady, ny mosary, ny vono olona, ny aretina, ny loza vokatrin'ny natiora...ary ny fahafatesana??? ... tohiny
novalian'i prime ny 23/02/2007 12:30
LazaDaddy ( 31/01/2007 22:37)
Mba misy hafatra kely tiako ambara an'ireo manaraka ny fampianaran'ingahy Benny Hinn e, ary tokony ampiharina @ fampianarana rehetra mihitsy koa: "Aza miala sy misaraka @ Tenin'Andriamanitra, fa raha ... tohiny
novalian'i niryna ny 09/02/2007 07:21
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1494