Fivavahana, finoana

rakaroka ( 11/01/2007 11:32)
Sao misy mahay ny tonony miaraka @ accord?... Dia misaotra mialoha... Toa iny hira iny no [b]mahamanina[/b] nampahatsiahivin'i Pissoa:("Hoy ilay hira tiako be izay (tsy haiko raha tadidin'i Soanja :... tohiny
novalian'i pissoa ny 14/01/2007 16:51
LazaDaddy ( 10/01/2007 01:52)
misy manana an'io tononkira io sy tondrom-peo gitara ve azafady? Mba tiako adika @ teny vahiny mantsy ka dia misaotra mialoha. Raha ho any an-danitra isika Hijoro eo amin'ny fitsarana ... Tsy ... tohiny
novalian'i prime ny 12/01/2007 10:45
niryna ( 09/01/2007 18:44)
Ireo zavatra telo ireo no saika mianjady amin\'ny fiainantsika isan\'andro.Misy vahaolana anefa mety hialana aminy.Alefaso ary ny dinika sy ny tafa fa tena liana izahay indrindra ny taona ity vaovao i... tohiny
novalian'i niryna ny 20/01/2007 05:12
Fiffi ( 09/01/2007 07:46)
Raha jerena ny "calendrier Liturgique" dia hita fa tena maro tokoa ny zava-mitranga arahina mandritrin'ny taona ......saingy maharaka an'ireo ve isika ? Sao mba misy afaka manazava hoe inona marina ... tohiny
novalian'i niryna ny 14/01/2007 19:43
niryna ( 07/01/2007 05:21)
Teny mazava be io notenenin'ny tompo io.Raha marary isika hoy izy dia manantona ny diakonina sy ny olon'Atra hivavaka ,hanasitrana. Fa raha misy roa na telo ihany koa mangataka zvtra @ny anaraka dia e... tohiny
novalian'i prime ny 30/01/2007 12:14
soanja ( 06/01/2007 19:22)
Andao horesahintsika amim-pahendrena ity resaka ity. Possible ve io? zany hoe possible moa fa hoe maharitra ve? Kristianina vontom-pinoana no resahiko an. Ilay vontom-pinoana moa samy manana ny azy f... tohiny
novalian'i laalah ny 26/01/2007 13:35
niryna ( 06/01/2007 03:23)
Ny fahalalana ny zava-boarin\'Atra,ny rivotra tsy hita maso ka sempotra isika raha tsy misy azy.Vao tao ambohoka izaho dia efa fantany ny fisiako.Ny lalana izay hizorako dia efa fantany.Inona tokoa n... tohiny
novalian'i prime ny 25/01/2007 13:29
soanja ( 05/01/2007 22:09)
Ity misy teny azontsika hanaovana meditation ho an'izay te handray azy. Raha misy tsy mazava dia afaka manontany ahy ihany. Misaotra indrindra mitsilo ny hafa amin'ny lalanao. Soanja "Our deepest f... tohiny
novalian'i cutie ny 06/01/2007 21:42
niryna ( 05/01/2007 19:19)
Sendra niresaka ahy ity mpino iray raha nilaza izy fa isika rehetra hono dia samy ho any an-danitra daholo rehefa maty.Mino an\'izany ve ianareo sa manana fisalasalana:?::?:... tohiny
novalian'i prime ny 25/01/2007 13:02
niryna ( 04/01/2007 17:34)
Ny Matio 7:7 dia manome fanantenana antsika fa raha mangataka isika dia omena, raha mitady dia ahita,ary raha mandondona dia hovohana..kanefa hoy ny teny hoe hatramin\'izao tsy mbola nangataka tamin\'... tohiny
novalian'i prime ny 23/01/2007 10:48
LazaDaddy ( 04/01/2007 09:56)
"Ho tonga anie ny fanjakanao"... tohiny
novalian'i prime ny 25/01/2007 15:46
LazaDaddy ( 04/01/2007 05:01)
nisy hafatra izay nataoko hoe "ho an'ny mpanenjika Baiboly, inona marina no antony tsy itiavanao an'io Baiboly io?" Ny nahagaga ahy dia maro be ny hafatra sy mpandray anjara t@ io dinika io tao ana... tohiny
novalian'i cutie ny 26/01/2007 16:41
niryna ( 03/01/2007 18:19)
Anisany zavatra iray lehibe eo amin\'ny mpino ny fandraisana ny sakrameta na kominio.Misy fahazarana fotsiny ary dia mandray fe mandray fotsiny.Ny teny anefa milaza fa alohany andraisana azy io dia ma... tohiny
novalian'i cutie ny 29/01/2007 13:38
LazaDaddy ( 03/01/2007 12:19)
"Ry Rainay izay any an-danitra, hohamasinina anie ny Anaranao." Inona no sakafom-panahy azo tsoahina avy amin'io fehezan-teny io?... tohiny
LazaDaddy ( 03/01/2007 09:52)
Mamaly vavaka Andriamanitra. Inona no antony mety tsy maha resy lahatra ny olona amin'izany?... tohiny
novalian'i niryna ny 26/01/2007 17:45
LazaDaddy ( 02/01/2007 23:02)
T"[i]Raha tsy misy fahitana, dia atondraka hanaram-po amin'izay tsy mety ny olona[/i]" Ohabolana 29:18 "[i]Without vision, people perish[/i]" Proverb 29:18 Ny Kristianina tsirairay dia manana andr... tohiny
novalian'i cutie ny 12/01/2007 20:23
prime ( 02/01/2007 13:57)
Amin'ity indray mitoraka ity aho dia mametraka teny fohy ho antsika tsirairay avy mpandray anjara mavitrika ato anatin'ny lahadinika "fivavahana sy finoana" manao hoe : [i]"raha nisy ny teny mafy, ... tohiny
novalian'i cutie ny 29/01/2007 13:03
soanja ( 02/01/2007 07:03)
Mirahaba antsika rehetra tratry ny taona vaovao 2007. Enga anie ka hitondra soa ho antsika rehetra ity taona ity ary Andriamanitra hitantana antsika lalandava. Ireto misy teny mahasoa nodihiko and... tohiny
novalian'i cutie ny 05/01/2007 21:13
LazaDaddy ( 02/01/2007 00:42)
Tratry ny taona daholo ny "Baibolista" sy ny "anti-krista". :)... tohiny
novalian'i cutie ny 04/01/2007 03:28
xxx ( 30/12/2006 21:28)
"Lazaiko aminareo marina tokoa: Na zovy na zovy no tsy handray ny fanjakan'Andriamanitra tahaka ny zaza, dia tsy ho tafiditra aminy akory." Fanomezana avy amin'Andriamanitra ny fidirana ny fanjakan... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1542