Fivavahana, finoana

kitjo ( 31/01/2007 18:01)
t@ izaho vao ho aty dia natahotra oe aty ve hisy afatsy bodisma? akory anefa ny hagagako Aleo ny sary no hilaza azy... 2005: Benny Hinn taty, ny City harvest Church no naka azy saingy tsy a... tohiny
novalian'i niryna ny 09/02/2007 07:16
xxx ( 31/01/2007 13:48)
Marina ve zany fa tsy 25 déc ny nahaterahan' ny jesosy ? araky ny tennin ' ny T de jehovah. sy hoe tsy teo @ la croix izy no nofantsiana ? ... tohiny
novalian'i mendrika ny 15/03/2007 21:41
diamondra27 ( 31/01/2007 10:47)
mba te-hizara aminareo aho sao dia mahasoa, indrindra ho antsika aty an-tany lavitra aty. ity misy site hira fivavahana: http://www.harena.info/ raha misy olona afaka manome site hafa koa dia m... tohiny
novalian'i niryna ny 09/02/2007 07:03
niryna ( 31/01/2007 07:31)
Rehefa noresahin'Atra Noa hanao sambo satria naditra sy tsy nanaraka ny tenin'Atra ny olona.Inona sisa no tsy maty, tavela taty ivelan'ilay sambo tamin'ilay tondrandrano? Marihako ity fa tsy ao anaty... tohiny
novalian'i niryna ny 08/02/2007 18:07
niryna ( 30/01/2007 07:04)
Voahantso hanompo firenena ity kristiana iray fa nisy ady teo amin'ny tanindrazana.Nisy fifanjevoana ary dia voatery nampiasa basy izy namono ilay olona fahavalony 8O.Ny didi-folo anefa milaza hoe aza... tohiny
novalian'i niryna ny 01/02/2007 17:28
niryna ( 30/01/2007 06:32)
Misy olona raha vao mamaky baiboly izy dia renoky ny torimaso.Inona no mety mahatonga izany?Hafa ny mamaky boky hakana torimaso an! Efa voan'izany ve ianao dia inona no nataonao mba hialana an'io ?... tohiny
novalian'i niryna ny 09/02/2007 07:00
LazaDaddy ( 29/01/2007 23:34)
Nandeha nanarato "crabes" aho tamin'iny alina iny saingy varian-dresaka sy nandinika ilay kaomety (raomantika :-D ). Vokany dia tsy nahazo afa-tsy "crabe" iray (1) fotsiny nandritry ny alina iray mano... tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 31/01/2007 23:28
diamondra27 ( 29/01/2007 19:00)
pourquoi on pose des questionS bizzare?... tohiny
novalian'i cutie ny 02/02/2007 22:17
niryna ( 29/01/2007 05:44)
HOY IANAO "Tsy marina izany" HOY NY TOMPO " Moa misy zavatra tsy ho vitako va?" HOY IANAO "Tsy afaka ny hizotra aho" HOY NY TOMPO "Ny fahasoavako dia feno." HOY IANAO "Mahatsiaro irery aho... tohiny
novalian'i prime ny 23/02/2007 14:38
xxx ( 29/01/2007 02:36)
Iza ny vadin'i kaina???... tohiny
novalian'i niryna ny 06/02/2007 07:56
xxx ( 29/01/2007 00:30)
La question nous pose: Pourqoui on vit, pourqoui on meurt???... tohiny
novalian'i prime ny 01/02/2007 11:07
niryna ( 27/01/2007 07:34)
Raha nanaraka ny baiboly Gen 20 isika ka namaky ny hevitry ny namana dia mety nahita irika kely ihany hamaliana azy.Raha toa ka ny hevitra nomena fotsiny no vakiana ary tonga dia valiana dia mety sahi... tohiny
novalian'i prime ny 07/02/2007 07:13
bazylou ( 27/01/2007 00:34)
tena fiantsiana ady amin'ny katolika mihitsy iny nanaovana perquisitionnt tranon'ny mpitondra ny finoana katolika tao fianarantsoa iny ann!!... tohiny
novalian'i Zina ny 29/01/2007 22:25
xxx ( 26/01/2007 04:18)
Fa maninona ny resaka fanabeazana aizana tsy eken ny katolika? misy tenin Atra ve entina hanohanana io hevitra io fa izaho tsy mahafantatra. ... tohiny
novalian'i cutie ny 22/02/2007 03:07
rakaroka ( 25/01/2007 17:43)
Jereo rubrique fitiavana!... tohiny
novalian'i rakaroka ny 31/01/2007 18:17
xxx ( 25/01/2007 16:11)
"Mibebaha hianareo; fa efa akaiky ny fanjakan'ny lanitra" MATIO 3:2 "- Tompoko, inona no mety hataoko, mba hovonjena aho? - Minoa an'i Jesosy Tompo, dia hovonjena hianao sy ny ankohonanao." Asa ... tohiny
novalian'i niryna ny 02/02/2007 23:13
niryna ( 25/01/2007 07:37)
'How are you going to get to Heaven? Jaona 14:6 manambara antsika. Hoy Jesosy taminy:"Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana,Tsy misy olona mankany amin'ny Ray afa tsy amiko." Ohabolana 16:25... tohiny
novalian'i cutie ny 20/02/2007 16:50
majesty ( 25/01/2007 06:19)
Hono ho ah e,azo eritreretina ve indray andro any ny hisian'ny boite de nuit évangelique satria raha mandinika ntsika dia toa mangalatahaka ny fanao eo @ fiaraha monina izany ny fiangonana ankehitrin... tohiny
niryna ( 24/01/2007 07:35)
Nomen'Atra ny fara sy dimby ireto mpivady ka faly toy izany.Tsy nidilana akory ny iray volana dia narary ity zaza ka notenenin'ny mpitsabo fa nanao izay farahery izy,tsy misy intsony ny alanenina.:cry... tohiny
novalian'i niryna ny 01/02/2007 06:32
naritsimba ( 24/01/2007 05:35)
Miarahaba antsika namana rehetra. Betsaka ary maro tsy tambo ho isaina na dia azo atao aza ny lohahevitra sy dinika nandeha sy mbola handeha eto @ ity sehatra ity. Ny zavatra voamariko dia betsaka... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 7.7882