Finoana, fanahy, nofo...

1. prime ( 17/04/2007 10:19)
http://www.topchretien.com/topinfo/default.php?/12601/

Maro ny zavatra toy izao atao amin\'ny anaran\'ny finoana... mila miambina ny mpino...

Ahoana ny hevitrao?
novalian'i prime ny 15/05/2007 09:29
2. lapino ( 17/04/2007 10:30)
prime > inona ilay atao amin'ny anaran'ny finoana ? ilay excision ve ? aiza koa e ?
3. rakaroka ( 17/04/2007 10:38)
Nefa maro @ jeune "occident" no manao "percing", @ foitra, ny eo @ volomaso sns...
'za aloh tsy tia mainty "escision":-P a!
Ny vazaha maro moa dia tsy mifora 'ndrao manahirana koa 'ngamba raha animbinana kely (tsy voajanahary re e):-D:-D:-D:-D
4. prime ( 17/04/2007 11:26)
lapino:
prime > inona ilay atao amin'ny anaran'ny finoana ? ilay excision ve ? aiza koa e ?
... Raha mandinika tsara ny voasoratra i lapino dia voalaza fa ny kolon-tsaina mihitsy no mibaiko ilay fanao, ary ilay kolon-tsaina dia mifandraika betsaka amin'ny finoana... ohatra ho fiarovana ilay vehivavy tsy hanao firaisana mialoha ny fanambadiana izay tena fampianarana avy amin'ny finoana tanteraka ohatra... fiarovana ny vehivavy tsy hijangajanga dia fampianarana feno avy amin'ny finoana ohatra... sa ahoana hoy ianao?...
5. ikaretsaka ( 17/04/2007 12:07)
izay:
ary tsy any ampiangonana ihany io fampianaram-pinoana io fa eny rehetra eny, an-tsekoly, any@ fianakaviana sns
6. Fiffi ( 17/04/2007 12:21)
zah koh aloha de tena anisan'ny contre am ireny ohatra hoe percing ireny an ! na de ny fandehanana any am-piangonana ahitana an'ireny feno zavatra ireny aza de heu....mahasorea ahy...
7. lapino ( 17/04/2007 12:29)
prime,
- marina fa raràn'Andriamanitra ny fijangajangana (ho an'ny lehilahy koa fa tsy vehivavy irery);
- marina fa misy ifandraisany amin'ny finoana ny kolontsaina (fa aza afangaro eto ny anaran'ny finoana izay mety ho finoana sampy, sy ny Anaran'Andriamanitra na ny finoana an'Andriamanitra)

Saingy ilay excision dia kolon-tsaina nentim-paharazana no mahatonga an'ilay izy. Fa tsy kolon-tsaina maha-kristiana (na maha-silamo koa aza, na dia manana ny fomba "hiarovany" ny vehivavy tsy hijangajanga ny silamo) mihitsy.

Raha misy milaza hoe tokony hoforaina ny vehivavy hoy ny baiboly, dia mandainga izy izay. Kanefa tsy izay ilay voaresaka ao amin'ilay article.

nb: tsy ny resaka fijangajangana na ny excision no iadiako hevitra, fa ilay tranga tokana raisin'i prime ho ohatra hoe atao amin'ny anaran'ny finoana.
8. prime ( 17/04/2007 14:35)
lapino> Mazava... ny amin\'ny mahafinoana azy dia voasoratra tsara amin\'ilay lahatsoratra fa ny antsasaky ny mpino any Erythrée dia \"Musulmans\" ary ny antsasany dia \"Chrétiens\" (marihiny manokana mihitsy hoe \"Orthodoxe\")... rehefa zohina tsara ny lahatsoratra dia voatsipika tsara ery ambany fa ny fitaizàna nataon\'ny fiarahamonina izay eo ambaniny fifehezan\'ireo finoana roa ireo no anisan\'ny tena fototra mahamafy ny fandravàna ity tranga iray ity...
lapino:
- marina fa raràn\'Andriamanitra ny fijangajangana (ho an\'ny lehilahy koa fa tsy vehivavy irery);
... Ilay lahatsoratra tsy miteny izany loatra...
lapino:
- marina fa misy ifandraisany amin\'ny finoana ny kolontsaina (fa aza afangaro eto ny anaran\'ny finoana izay mety ho finoana sampy, sy ny Anaran\'Andriamanitra na ny finoana an\'Andriamanitra)
... Raha mamaky tsara ianao dia finoana silamo sy kristiana no voaresaka ao ary notsipihina manokana mba handinihan\'ny tsirairay tena mikasika ny fanao ara-pinoana fa tsy resaka sampy veliely...
lapino:
Saingy ilay excision dia kolon-tsaina nentim-paharazana no mahatonga an\'ilay izy. Fa tsy kolon-tsaina maha-kristiana (na maha-silamo koa aza, na dia manana ny fomba \"hiarovany\" ny vehivavy tsy hijangajanga ny silamo) mihitsy.
... Raha resaka kolon-tsaina fotsiny dia mifanohitra tanteraka amin\'ny kolon-tsaina amin\'iny faritra iny izany... fa aoka tsy hadino fa ny tena kolon-tsaina \"erythréenne\", mifandray amin\'ny tany manodidina ary tonga taty Madagasikara mihitsy aza (ho an\'ireo foko akaiky ny afrikàna) dia zara aza ny vehivavy manao firaisana aloha ary bevohoka mialoha... ary ny vehivavy bevohoka mbola tsy manam-bady aza no tena ifandrombahan\'ny lehilahy vadiana satria voaporofo mivantana fa afaka ananana anaka fa tsy momba... (notsongaina tao amin\'ny lahateny sy ny boky nosoratan\'i Nalisoa Ravalitera) (vakio ny fomba sy fanao mikasika ny fomban-drazana sy ny valakely ary ny valabe)

Rehefa tonga ny karazam-pivavahana dia niova tsikelikey ny kolon-tsaina sy ny fanao... ary voasoritra manokana etoana (sady \"site chrétien\" rahateo ity nangalàna azy ity) fa zava-doza izy ity ka tokony jerena akaiky satria firenena maro no voakasika...
lapino:
Raha misy milaza hoe tokony hoforaina ny vehivavy hoy ny baiboly, dia mandainga izy izay. Kanefa tsy izay ilay voaresaka ao amin\'ilay article.
...La religion semble un facteur déterminant : 61% des filles chrétiennes sont excisées avant leur premier anniversaire contre 18% de filles musulmanes....... Miala tsiny raha mitsonga io andalana vitsivitsy io entina maneho ny maha-zava-doza ity tranga ity nefa kristiana avokoa ireo...

Raha ny voalaza ao amin\'ilay lahatsoratra dia mitombina ny voalazanao ary tsy misy milaza izany ao amin\'ny baiboly... fa ny tiako ahatongavana dia mitovy amin\'ny nanoratra ilay lahatsoratra ahatongavana mikasika ny hoe, mila mandinin-tena lalina ny kristiana mikasika ny fomba amam-panao izay heverina ho mitombina nefa efa manohitra ny lazain\'ny soratra masina...
9. ikaretsaka ( 17/04/2007 14:47)
sangisangy ity an..
fa ny ahy aloha raha vao sipa feno piercing izany dia "sipa goka" izy izay e..
10. pissoa ( 17/04/2007 16:32)
Oops, mbola tsy namaky za fa tapa-tsinay fotsiny nahita an'le sary vehivavy misarona manao kavin'orona
http://www.topchretien.com/illustrations/topinfo/personnages/erythree_femme.jpg
:-D:-D:-D:-D:-D
11. simplex ( 17/04/2007 16:40)

:-w mijery fitaratra ndray i pissoa le :°):-P:)
12. pissoa ( 17/04/2007 17:19)
za kou ve de manja be otran'io :roll::-D:-D:-D
13. Fiffi ( 17/04/2007 19:36)
ié :)
14. simplex ( 17/04/2007 19:56)

mifandoka indray ny mpirahavavy an :roll::°):)
15. prime ( 18/04/2007 09:38)
Lasa resaka piercing kay moa izy ity?...:-D dia hitohy tatooing ihany koa...:-D:-D

Dia ahoana hoy aho ny hevitrareo?...
16. lapino ( 18/04/2007 11:43)
...La religion semble un facteur déterminant : 61% des filles chrétiennes sont excisées avant leur premier anniversaire contre 18% de filles musulmanes.....
Tsy hoe amin'ny anaran'ny finoana akory no anaovana an'ilay excision; fa ilay mpanao gazety no manao rapprochement noho ilay tarehimarika. Ny zavatra lojika kokoa hita amin'io izao dia hoe:
- raha tsy nisy mihitsy ny kristiana sy silamo, dia 100% ny vehivavy noforaina
- ny silamo dia nanova tanteraka ny kolontsaina, ka namafa izay teo nosoloiny ny azy, hany ka 18% sisa
- ny kristiana indray dia tsy namafa izay teo ary tsy nandrara ny kolontsain'ilay olona, ka mbola voafora daholo ny 61% izay tsy tonga saina.

ilay "finoana" aza izany, tsy anaovana an'ilay izy, fa misakana an'ilay izy no effet-ny.

(sady "site chrétien" rahateo ity nangalàna azy ity)
izay no anarana entiny aloha ...

prime > mety somary zedemô ngamba, fa te hanisy precision amin'ny hevitr'ilay teny hoe "finoana" za; mety ho amin'ny anaran'ny finoana ny sampy manko no nanaovan-dry zareo an'ireny tamin'ny nentim-paharazany ...

pissoa > ilay volomasony no tena danzz :)
17. ikaretsaka ( 18/04/2007 12:38)
prime> za aloha tsy manan-kambara afa tsy hoe ny finoana sy ny koltora dia samihafa.. nefa mifandray
18. pissoa ( 18/04/2007 12:54)
lapino :-D:-D:-D

mba fintimpintino fa tsy azoko le teny farantsay lava be :oops::-D:-D:-D
19. pissoa ( 18/04/2007 12:55)
Ooops, nadinoko ny niteny oe AZAFADY :oops:

mba fintimpintino azafady fa tsy azoko le teny farantsay lava be :-D:-D:-D
20. ikaretsaka ( 18/04/2007 15:36)
pissoa> za koa tsa nahazo..
fa enao ty toa lalina ka!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4054