Finoana, fanahy, nofo...

21. prime ( 18/04/2007 15:40)
lapino:
Ny zavatra lojika kokoa hita amin\'io izao dia hoe:
- raha tsy nisy mihitsy ny kristiana sy silamo, dia 100% ny vehivavy noforaina
- ny silamo dia nanova tanteraka ny kolontsaina, ka namafa izay teo nosoloiny ny azy, hany ka 18% sisa
- ny kristiana indray dia tsy namafa izay teo ary tsy nandrara ny kolontsain\'ilay olona, ka mbola voafora daholo ny 61% izay tsy tonga saina.

ilay \"finoana\" aza izany, tsy anaovana an\'ilay izy, fa misakana an\'ilay izy no effet-ny.
... Mazava... raha ny fahitanao azy izany raha io lahatsoratra io dia manafoana azy haingana kokoa ny finoana fa tsy manasarotra ny fanafoanana azy akory? raha jerena tsara mantsy ilay lahatsoratra dia anisan\'ny tena lalim-paka manasarotra azy ny fiaraha-monina indrindra indrindra sy ny finoana... ary eto tsy misy teny mihitsy ao amin\'ilay lahatsoratra hoe azo tamin\'ny fanompoan-tsampy ilay fomba fa mahitsy kokoa manao hoe \"tradition et coutume\"... tsy voalaza hoe \"tradition chrétienne\" sa \"musulmane\" sa de \"réligion ancestrale\"...

\"Les femmes avancent, le plus souvent, la coutume et la tradition comme principal argument en faveur de cette pratique. Dans le même temps, le poids de la pression sociale semble peser plus encore que les contraintes religieuses. L’excision est le moyen de contrôler la sexualité féminine. Elle reste étroitement liée à la question du mariage. Les mères choisissent de faire exciser leurs filles pour leur éviter d’être rejetées et déshonorées. Les campagnes d’information peinent encore à faire bouger les mentalités, car «une fille qui n’a pas été excisée est une fille facile».\"

...Miala tsiny aho ry lapino fa tsy fomban-drazana velively (réligion ancestrale) ny mandrara ny vehivavy tsy hanao firaisana mialoha ny fanambadiana fa fomba fanao notovozina tamin\'ny fivavahana \"monothéiste\"... ary amin\'ity lahatsoratra ity moa dia voatsipika tsara mihitsy ankoatry ny fiaraha-monina (izay rafitra mipetraka mety avy amin\'ny fivavahana sy finoana koa no mahatonga azy) dia ny finoana (silamo sy kristiana) dia manana anjara lehibe manasarotra ny fandravàna ity fomba mahatsiravina ity...
22. ikaretsaka ( 18/04/2007 17:04)
Miala tsiny aho ry lapino fa tsy fomban-drazana velively (réligion ancestrale) ny mandrara ny vehivavy tsy hanao firaisana mialoha ny fanambadiana fa fomba fanao notovozina tamin'ny fivavahana "monothéiste"

diso.. ny egyptians sy ny sumerians, ary ny mayans tsy monotheista fa nanaja an'io koa :wink:
23. naughtyboy ( 19/04/2007 12:13)
ny zvt manahirana @ ty resaka nofo ty kalo de sarotra ny miambina azy ,zay zvt mahafinaritra ankabeazany de voarara @ finoana zao sy zao (marihako fa tsy ho voatery tsara akory):cry:
fa maninona ?iza no afaka manazava an'io:)
24. melody ( 19/04/2007 13:20)
eny wa:wink:
25. fijo ( 19/04/2007 22:33)
marina ny voalazan'i lapino.tsy finoana no anaovana an'io fa ny koltora.saingy mba hanamafisana azy dia ahodina hoe ilain'ny finoana le izy mba hampisy lanjany bebe kokoa azy.
ataon'ny finoan alasa gaigy anie fa minoa ao foana e
26. lapino ( 20/04/2007 11:34)
prime:
...Miala tsiny aho ry lapino fa tsy fomban-drazana velively (réligion ancestrale) ny mandrara ny vehivavy tsy hanao firaisana mialoha ny fanambadiana fa fomba fanao notovozina tamin'ny fivavahana "monothéiste"...
Tsy fantatro aloha ny fomban-drazan-dry zareo, fa tsy ny fivavahana monothéiste aloha no mampanao an'ilay excision e. (Excision izay mahatsiravina amiko, mahatsiravina aminao, ... fa tsy mahatsiravina amin-dry zareo). Mandrara ny fijangajangana ny fivavahana, eny, saingy tsy mampanao excision.

Sady io lazainy mazava io ange ny principal argument amin'ilay izy e, fa tsy "finoana".

pissoa, mody gana fehizay (mgf :wink:) an :p
27. ikaretsaka ( 20/04/2007 12:57)
pissoa: eeeeeenao aaaaa
28. prime ( 24/04/2007 12:38)
diso.. ny egyptians sy ny sumerians, ary ny mayans tsy monotheista fa nanaja an'io koa
... Omeo ny références raha azo atao... dia...http://stehly.chez-alice.fr/lemythe2.htm fa amin'ny fivavahana araka ny kolon-tsaina someriana ohatra dia ampirisihina aza ny zanakavavy mba atolotra ny tempolim-pivavahana mba handray fahasoavana ho lasa "prêtresse", "magicienne", "sorcière"... ny virjiny dia voaomana ho amin'ny sorona... ary amin'izany fomba izany ny "culte orgiaque" dia ampirisihina mihitsy... efa nananatra mafy ny zanak'Israely momba an'io mihitsy Jehovah satria nifandray akaiky tamin'ireo foko ireo koa izy ireo tamin'ny fotoan'andro araka ny voasoratra hoe amin'ny anaran'i Kristy :

"Aoka tsy hisy zanakavavy na zanakalahin'ny Isiraely hanolo-tena hijangajanga ho fanompoan-tsampy." Deotoronomia 23:18
naughty:
ny zvt manahirana @ ty resaka nofo ty kalo de sarotra ny miambina azy ,zay zvt mahafinaritra ankabeazany de voarara @ finoana zao sy zao (marihako fa tsy ho voatery tsara akory)
fa maninona ?iza no afaka manazava an'io
... Raha ny lazain'ny soratra masina dia efa voaozona hanohitra ny fanahy ny nofo araka ny voasoratra hoe amin'ny anaran'i Kristy :
"Fa ny nofo manohitra ny Fanahy, ary ny Fanahy manohitra ny nofo; ary mifanohitra izy roroa, mba tsy hahazoanaroeo manao izay zavatra tianareo." Galatiana 5:17... ny famonjena ny fanahy nefa no programan'Andriamanitra fa tsy ny nofo izay efa lo sy voaozona hiverina amin'ny nihaviany io... ary izany famonjena ny fanahy izany dia ho amin'ny mandrakizay, ny nofo nefa mandalo vetivety ihany, 70 taona na 80 taona eo ho eo hoy ny soratra masina izay...
29. ikaretsaka ( 24/04/2007 15:50)
prime> ka angaha moa raha manao piercing dia hoe manompo sampy sy mijangajanga

Mandrara ny fijangajangana ny fivavahana, eny, saingy tsy mampanao excision.
Sady io lazainy mazava io ange ny principal argument amin'ilay izy e, fa tsy "finoana".
30. xxx ( 24/04/2007 19:12)
kompliké be izy izany ry prime a:wink:
31. Fiffi ( 24/04/2007 21:34)
zah koh tsy maharaka.....
32. prime ( 25/04/2007 06:35)
http://stehly.chez-alice.fr/lemythe2.htm
ikaretsaka:
ka angaha moa raha manao piercing dia hoe manompo sampy sy mijangajanga
... Tsia tsy ny fanaovaa piercing no olana fa ny antony anaovana azy... fa ilay excision moa no tena resahina eto...
xxx:
kompliké be izy izany ry prime a
... Inona no komplike ry xxx? tsy azoko ny tianao ambara...:)
fiffi> Ny lohahevitra dia ny vehivavy manao excision izay manao izany noho ny fanajàna kolon-tsaina sy finoana... dia izay no anontaniako hoe ahoana ny hevitrao?...
33. Fiffi ( 25/04/2007 07:13)
prime:
fiffi> Ny lohahevitra dia ny vehivavy manao excision izay manao izany noho ny fanajàna kolon-tsaina sy finoana... dia izay no anontaniako hoe ahoana ny hevitrao?...
ny hevitro ? tsotra hiany : inona aloha no atao hoe finoana ? ataoko fa samy mahafantatra an'zany daholo isika....

Inona no tena mavesa-danja : io finoana io ve sa ny fanaovana an'zao sy zao ? ny excision ohatra ...Raha misy kosa aloha firenena milaza fa tsy mety am finoany ireny de hajaina io noho io finoana io indrindra...
Fa kosa ohatran'hoe gadget ireny zavatra ireny....(raha tsy am io jereo eto no jerena an !)

Raha jerena am fomba hafa indray de ireny ve no jerena na tsikeraina am olona fa tsy ny finoany ? Ohatra hoe manao percing nefa olona miangona sy kristiana ?


34. ikaretsaka ( 25/04/2007 11:49)
prime:
Ny lohahevitra dia ny vehivavy manao excision izay manao izany noho ny fanajàna kolon-tsaina sy finoana... dia izay no anontaniako hoe ahoana ny hevitrao?.

aza afangaro ny kolontsaina sy ny finoana
rehefa manao asampinoana aloha zao dia manao asam-pinoana
rehefa asana kolontsaina sy fahazarana dia asana kolontsaina sy fahazarana
35. Fiffi ( 25/04/2007 11:51)
eo isika zao .....tsy azoko le kolontsaina !
36. ikaretsaka ( 25/04/2007 12:42)
edre! dia ianaro...ataovy izay ahazoana azy:wink:
37. prime ( 25/04/2007 12:43)
ika:
aza afangaro ny kolontsaina sy ny finoana
rehefa manao asampinoana aloha zao dia manao asam-pinoana
rehefa asana kolontsaina sy fahazarana dia asana kolontsaina sy fahazarana
... Tsy mifangaro ireo fa mifampiakina sy mifameno... tsy kisendrasendra akory ny fahefàn'ny sojabe sy ny ampanjaka ary ny dadilahy ohatra raha eto dago fa sady ara-kolon-tsaina no ara-pinoana... tsy manam-pahefàna noho ireny nefa na dia ny filoha ra8 aza isam-poko...!!!??? dia ahoana???
fiffi:
eo isika zao .....tsy azoko le kolontsaina !
... kolontsaina=culture./.
38. ikaretsaka ( 25/04/2007 13:09)
misaotra an'i prime nanazava
39. xxx ( 25/04/2007 14:02)
prime a, izaho tsy dia mahay fivavahana izany, simple ny fiainako, rehefa tsy manao ratsy olona fotsiny izaho dia izay ny fivavahako. Mazotoa ianareo tia mianatra sy mamaky baiboly fa ny fiainana efa sarotra vao miasa komplikéna @ fivavahana indray.... an2:wink:
40. Fiffi ( 25/04/2007 21:29)
xxx:
fa ny fiainana efa sarotra vao miasa komplikéna @ fivavahana indray.... an2:wink:
heu....tant que ça ? nefa io fiainana sarotra io indrindra no vao maika hanantonana an'Andriamanitra........
"xxx":
komplikéna @ fivavahana indray
tena kompliké ve le fivavahana ? ao fa hivavahako enao ry xxx de tsy ho kompliké intsony io fivavahana io.....fa tena manampy ary mamelona.......


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.2151