Fivavahana, finoana
ikaretsaka
(
02/10/2007 03:14)
oktobra indray ity ny andro. volan'ny raozery, ho an'izay liana!
http://ikaretsaka.blaogy.org/...
tohiny
novalian'i rafangotsohana ny 23/10/2007 12:00
beza
(
01/10/2007 14:12)
Faly manolotra antsika radio direct avy any Madagascar 24/24
Mihainoa finaritra
http://www.faniloradio.com...
tohiny
novalian'i kalina80 ny 07/10/2007 18:54
bosista
(
01/10/2007 09:11)
manaona dolidoly!
ao AN...ao de misy namana izay diso fanantenana ,ilay vhvv de tena tso-po sy tsara fanahy be,izy koa bikana rahateo,ary nifandray t@'ity namana tsara,bonne relation, hay ity toetran...
tohiny
novalian'i bosista ny 19/10/2007 10:17
niryna
(
01/10/2007 05:01)
Rehefa natao hono ny fanisana dia mahatratra 2 billions no isan'ny olona manao ny vavaka nampianarin'ny Tompo isan'andro.Ny any am-piangonana izany tsy nisaina.
Vavaka nampianarin'ny Tompo: Mat 6:9...
tohiny
novalian'i prime ny 16/10/2007 11:37
melody
(
30/09/2007 19:49)
http://www.dailymotion.com/rawestern/video/x3207a_fafah-bodo-vi-francia-luk-mahery-vh...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 08/10/2007 17:39
soanja
(
29/09/2007 20:09)
- Satria betsaka ny fanontaniana napetraka na hevitra tsy mitombona natsofoky ny fiangonana tsotra na main stream tsy voavaly na tsy nojerena akaiky momba ny fiainana ara-panahy n'ireto namorona sekta...
tohiny
novalian'i rinja ny 08/10/2007 16:03
gasynamana
(
29/09/2007 19:44)
Araka ny hevitr'ity manam-pahaizana iray dia ny fahantrana sy ny anohanana no matonga ny olona hino an'Andriamanitra, fa rehefa voky sy manana ny zavatra rehetra izy dia hadinoany mora io Andriamanitr...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/10/2007 21:11
cutie
(
29/09/2007 18:19)
Asa any @ toerana sasany fa aty aminay misy ny fanaovana tso-drano ny biby .
An event in honor of St Francis Assisi :)
Dikan'zany azo lazaina we manam-panahy koa ny biby :)
Sa ahoana hoy nareo :)...
tohiny
novalian'i cutie ny 13/10/2007 00:24
gasynamana
(
28/09/2007 23:18)
Mba tiana hotohizina kely ity resaka ity.
http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m46e7abe548b0e
fijo: Ka na mino na tsy mino ianareo dia tsy afaka hanova ny fahamarinan'iza...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/10/2007 21:31
fijo
(
28/09/2007 20:52)
hoanareo mpikambana amina sekta,"ry niryna,gasynamana,tsaramaso,sns"inona no antony nahatonga anareo hiditra amin'ireny nefa ny katolika sy ny protestanta eo mbola manohy hatrany ny asany?????sa misy...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/10/2007 22:33
niryna
(
28/09/2007 07:04)
27[i] Fa Hianao mamonjy ny olona ory; ary ny maso miandranandrana kosa aetrinao.
28 Fa Hianao mampirehitra ny jiroko; Jehovah Andriamanitro no mampahazava ny fahamaizinako.
29 Fa Hianao no ahazo...
tohiny
novalian'i niryna ny 06/10/2007 03:03
fijo
(
27/09/2007 21:06)
misy zavatra tsikaritro kely aminareo mpino kristiania.dia ilay fomba fanehoana azy.
toa aseho foana amin'ny fomba misy "alahelo" le finoana.ny hira manjombona,ny endrika somary atao malahelo na" mao...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/10/2007 21:02
Fiffi
(
27/09/2007 20:38)
-io de nisy nandefa ho ahy tam mail...de lasa ny heritreritro hoe : inn kalou io sary io ? iza ? Maria ve ? raha Maria io nahoana no hoe mampisy zava-doza ?
-hoax fotsiny ?
-nefa namaranana an 'l...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/09/2007 17:59
diamondra27
(
27/09/2007 15:00)
Ity misy hira nohirain'ilay bandikely izay t@ izy vao nanapa-kevitra ho an'i Tompo. Rivo ny anarany
Indro hozaraiko aminareo ankehitriny.
[b]Nanapa-kevitra aho izao
nanapa-kevitra aho izao
hana...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 29/09/2007 01:58
ordinera
(
27/09/2007 14:35)
miarahaba an-tsika rehetranohon\\\\\\\'ny aasa sy andraikitra sasan-tsasany dia tsy tafahaona indray isika raha tsy izao,hay nisy dinika masaka tato ary raha resume-ko kely dia izao:
-tsy manaiky ny...
tohiny
novalian'i prime ny 10/10/2007 08:52
tsaramaso
(
27/09/2007 02:56)
satria tsy mahita
alefaso SMS @ 3712 ny valin-teninao :
- izay te-hahita : tapez 1
- izay tsy te-hahita : tapez 2
mino inona ndray hoe ??!!!! hahahahaa!!!...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/10/2007 21:22
fijo
(
26/09/2007 21:46)
misy zavatra tsikaritro hatrany mada ka mbola taratro eto.fa sarotra be hoan'ny gasy mpino ny hanaiky fa misy gasy tsy mino an'izany andriamanitra izany.
marihiko hoe gasy,satria amin'ny vazaha io di...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/10/2007 20:50
soanja
(
26/09/2007 16:02)
NY ZAVADEHIBE DIA IZAY HINOANAO
Misy finoana toy ny zaridaina anaty fefy. Izay manilikilika ary mahatsapa fa nomena fiangarana manokana.
Misy finoana izay mitatra sy mitondra amin'ny lalana mal...
tohiny
novalian'i rabilabila ny 11/10/2007 21:41
Jeankely
(
26/09/2007 12:19)
Tsy izaho no mamorona fa ny gazety no nanoratra an. Pastora mi-sipa @ mpivavaka, Mopera na freres manola zazakely; pastora mpanao politika gaigilahy ary mahatezitra ny mpanaradia, sns... Ireo olona ir...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/10/2007 21:00
niryna
(
26/09/2007 06:51)
Ny marina dia mandratra indraindray satria tsy te-ho resy lahatra na tsy mety anaiky ho diso.Na koa manao ilay zavatra tsy tokony atao.Tsy hiteny anefa toa mijery harina an-tava,hiteny anefa toa ahita...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 06/10/2007 17:52
