Fivavahana, finoana
xxx
(
14/10/2007 09:05)
novalian'i fijo ny 16/10/2007 21:19
niryna
(
14/10/2007 06:04)
Raha tsy Izy no nomba antsika,taiza re izaho na hianao amin'izao fotoana izao e?
Poa-maso ity olona iray misy ireny solomaso lamba mainty ireny ny masony iray.Maso iray ihany izany no mijery .Nanonta...
tohiny
novalian'i niryna ny 17/10/2007 04:08
tsimiandravola
(
13/10/2007 20:34)
[quote=Rasiligaoma]ny fisiany ara-pinoana no resaka ato anie fa tsy ny ara-tantara...[/quote][quote=ragany]Azo atao tokoa hoe tsy nisy ara tantara i Jesoa...[/quote][quote=Naughtyboy]ny tsy azoko @ ts...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 21/10/2007 14:45
gasynamana
(
13/10/2007 13:02)
Misy milaza fa ny kristiana dia tsy mba mandalina fa manaiky fotsiny izay lazaina aminy. Mionina fotsiny amin'ny baiboly sy ny resaka vavaka, manantena lava fahagaga, mpanonofy sns...
Izao anefa:
...
tohiny
novalian'i fijo ny 30/10/2007 23:50
niryna
(
13/10/2007 06:02)
Nisy roa lahy mamo niditra ny fiangonana rehefa naheno ireo nihira izy.Ny fiangonana aty moa dia misakafo kely rehefa mirava ny fotoam-pivavahana ka notarihan'ity rangahy iray ity namany izay samy mam...
tohiny
novalian'i niryna ny 19/10/2007 04:58
rabilabila
(
12/10/2007 22:53)
Rehefa mandinika amin'ny ankapobeny ny resaka rehetra atao eto aho(ary ampidiriko amin'izany ny tenako)dia te-hametraka fanontaniana: - Capables ve isika ireto :handinika ,hamakafàka,hampitaha,hametr...
tohiny
novalian'i fijo ny 30/10/2007 23:48
tsimiandravola
(
12/10/2007 21:34)
[quote=ny Mesia] « En vérité, je vous le dis, cette génération ne
passera pas, que toutes ces choses n'arrivent »
[/quote]
Fa mbola ...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/10/2007 21:43
ann
(
12/10/2007 17:20)
salam alaikom, wr
faly miarahaba antsika mpino silamo rehetra ,
afy faly miarahaba anareo nahatotosa sy nanantanteraka ny didy izay voasoratra ho antsika, enganie ilay ATRA tsy toha , ilay be fiant...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/10/2007 21:51
niryna
(
12/10/2007 17:14)
[b]Izaho hoy kristy no vavahady ,raha Izaho no hidiran'ny olona dia hovonjena izy ka hiditra sy hivoaka,sady hahazo hanina.Ny mpangalatra tsy avy raha tsy hangalatra sy hamono ary handringana.Izaho ar...
tohiny
novalian'i niryna ny 20/10/2007 02:12
ari.malala
(
12/10/2007 13:55)
Mba mangataka fanazavana azafady, fa tsy azoko ny tian'io hira io tenenina: ao @ Matio 1 no misy ny filazana ny razan'i Jesoa dia misy hoe [quote]ary Jakoba niteraka an'i Josefa vadin'i Maria izay nit...
tohiny
novalian'i niryna ny 17/10/2007 04:37
Kwasi
(
12/10/2007 10:55)
Mba mitady fanazavana an'ity teny ity avy @nareo kristiana mpiserasera:
2Kor 13:5 : Diniho ny tenanareo, na mitoetra amin'ny finoana hianareo, na tsia; [b]izahao toetra ny tenanareo[/b]. Moa tsy fa...
tohiny
novalian'i prime ny 17/10/2007 12:16
tezitra
(
11/10/2007 11:00)
[b]1)l’athéisme = qui dit dieu n’existe pas, est faux[/b]
[u]a)philosophiquement:[/u] On ne peut pas prouver l’inexistence ; c’est l’existence qui se prouve ;[/b] iza...
tohiny
novalian'i prime ny 22/10/2007 10:16
Ragadona
(
11/10/2007 10:33)
Tato ho ato to tsikaritra hoe misy antokon'olona misahirana manao mission manokana mitady ireo kilema rehetra mety ho azo roritina hanenjehana ny katolika (gazety, resaka, sites w.,....). Tsy aleo ve ...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 13/10/2007 01:10
Jeankely
(
11/10/2007 08:42)
Dia hitanao tsara Ra-tsaramaso fa misy mahay noho ianao ny Muslim. Mirehereha fatratra ny Praiministra Malaysian ary ny vahoaka rehetra fa nipetraka eo amin'ny tantarany ny Malaysian voalohany miaraka...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 20/10/2007 03:30
hery
(
11/10/2007 07:38)
Salama daholo,
Mitady mpanampy vitsivitsy (na maromaro) vonona hanome tanana izahay ao amin'ny katolika.org.
Raha ohatra ianao ka Katolika ka mba manana fotoana kely, ary vonona ny handray anjara ...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/10/2007 20:59
niryna
(
11/10/2007 05:19)
Misy teny ireto Inona avy no heviny ?
1- Tezera, fa asa manota; ary aoka tsy ho tratry ny masoandro milentika ny fahatezeranareo. Efe 4:26
2- Aza misakaiza amin'ny olona mora tezitra, Ary a...
tohiny
novalian'i niryna ny 23/10/2007 17:18
Kwasi
(
10/10/2007 10:57)
Misy maha samihafa azy ve ny Fahitana (vision) sy ny Nofy (reve, dream). Ao anaty baiboly manko dia indraindray avy @ fahitana no andraisan'ilay mpaminany ny hafatra, indraindray @ alalan'ny nofy.
Ra...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/10/2007 20:33
100tinl
(
10/10/2007 08:43)
Azon'ny mpino KRISTIANA antoka tokoa ny fandovana ny fiainana mandrakizay na dia tsy maintsy ho tonga aza ny fahafatesana, saintsaino mandrakariva izany dia mifampahereza fa manana izany finoana sarob...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/10/2007 20:11
prime
(
10/10/2007 07:30)
Mampalahelo nefa indrisy... mampandinin-tena lalina ny toy izao ny amin'ny fanompoana an'Andriamanitra...
http://www.moov.mg/actualite.php?articleId=330157...
tohiny
novalian'i prime ny 22/10/2007 09:02
lovanivaina
(
10/10/2007 06:37)
Mety ve ny mitehaka am-piangonana. Ary raha izany, dia ahoanano fipetraky ny fomba fihira am-piangonana. Azo atao ve hira mihetsiketsika. Ny hira am-piangonana, hoy ity Pastora, tsy tokony hampihetsi-...
tohiny
novalian'i prime ny 17/10/2007 12:39
