Rehefa resaka finoana
1. rabilabila
(
12/10/2007 22:53)
Rehefa mandinika amin'ny ankapobeny ny resaka rehetra atao eto aho(ary ampidiriko amin'izany ny tenako)dia te-hametraka fanontaniana: - Capables ve isika ireto :handinika ,hamakafàka,hampitaha,hametra-panontanianaamin'ny tena, hihaino ny hafa ? tout en balayant les préjugés,toutes convictions personnelles,toutes idées reçues et ne faisant parler que LA RAISON et L'INTELLIGENCE ? et tout en evitant les attaques personnelles ,la généralisation hatives et toute forme de paralogisme ? Misokatra ho an'ny rehetra ny dinika :Théistes , Déistes (même les voltairiens) ,agnostiques , libre penseur,AT,Mpandàla ny fomban-drazana,siantifika ,filozofy, sociologue ,psychanalyste......mino an'i fée clochette............
novalian'i fijo ny 30/10/2007 23:48
2. tsaramaso
(
12/10/2007 23:13)
lohateny:
Rehefa resaka finoana
contrainte:
et ne faisant parler que LA RAISON et L'INTELLIGENCE ?
donky zany : diso ny lohateny !!!!! hahahaha !!!! resaka bilabila ty !!!!!!!
4. tsaramaso
(
12/10/2007 23:20)
hahahahahahh!!!! raha ny RAISON sy ny INTELLIGENCE letsy no mahatonga finoana ry lery efa athé i tsaramaso otran'zay a !!!!!! hahahaaha !!!
5. ikaretsaka
(
12/10/2007 23:24)
eee,
"rehefa mino ianao dia mahafantatra, ary rehefa mahafantatra dia mino"
ho'zy St Augustin rehefa avy nihinana tsaramaso

6. tsaramaso
(
12/10/2007 23:32)
"tout en balayant les préjugés,toutes convictions personnelles,toutes idées reçues et ne faisant parler que LA RAISON et L'INTELLIGENCE ?"
"rehefa mino ianao dia mahafantatra, ary rehefa mahafantatra dia mino"
I) mino => mahafantatra
fa tsy
II) mahafantatra => mino
démarche rabilabila : II
hahahaah !!!! ka elah ve no tena be saina sa elah no tena maranitra ka LA RAISON et L'INTELLIGENCE no itsarana ny minomino foana ???!!!!!
7. kiranil
(
13/10/2007 02:07)
Miarahaba,
\"Raison et intelligence\" hoy ianao.
1- \"raison et intelligence\" an\'iza??
Amiko mantsy ny \"raison\" n\'olombelona sy ny \"raison\" an\'Andriamanitra dia tsy mitovy ary mifanipaka mihintsy.
Betsaka ny Tenin\'Andriamanitra milaza izany. fa anisany ireto:
Isaia 55:8-9
\"Fa ny hevitro tsy fihevitrareo ary ny lalanareo tsy mba lalako, hoy Jehovah
Fa tahaka ny ahavon\'ny lanitra noho ny tany no ahavon\'ny lalako noho ny lalanareo sy ny fihevitro sy ny fihevitrareo\"
Ohatra : Ny fitiavana nasehon\'i Jesosy Kristy tamin\'ny nanekeny ho faty hamonjy ny olona ary nitsngana t@ maty dia \"fahadalana\" amin\'ny olombelona. satria aiza @ resaka finoana no hisy hoe Andriamanitra kanefa andeha hanaiky ho faty sy vonoin\'olombelona raha tsy ao @ Jesosy Kristy irery ihany?
Izany hoe tsy manaraka ny \"raison sy ny intelligence\" an\'olombelona mihintsy izany, kanefa izay no nofidian\'Andriamanitra nanehoana ny heriny sy ny fitiavany ny olombelona mba ho voavonjy.
Ikor 1:18 :
\"Fa ny teny ny amin\'ny hazo fijaliana dia fahadalana ho an\'izay ho very fa herin\'Andriamanitra kosa amintsika izay hovonjena\"
2- Ny olona na manaraka ny atao hoe \'raison\' an\'olombelona sy izay saimpatany dia lasa amin\'ireo voatanisa ireo: tahaka hatramin\'ny \"fee clochette\" sns.. dia hijinja ny vokatr\'izay...
na manetry tena kosa eo anatrehan\'Andriamanitra ka manaiky sy mino fa fahadalana tokoa ny an\'Andriamanitra nitia ny olona t@ nandefasany ny zanany lahitokana ho faty hamonjy azy...
..saingy izao kosa ny tohiny.. :
\"Ny fahadalan\'Andriamanitra dia hendry noho ny olona, ary ny fahalemen\'Andriamanitra dia mahery nohon\'ny olona\" I kor 1:25.
misaotra.

8. ikaretsaka
(
13/10/2007 03:47)
misy fotoana mifanipaka foana ny raison rehefa mi raisonne ka.. eny fa na Andriamanitra aza... indraindray izy mpamindra fo (ilay be mpino hoe mamela heloka rehefa mikonfesy sns) indraindray izy masiaka (araka ny lazaina sy inoan'i LD sy ampitahoriny ny olona)
tsaramaso: tsy za no niteny an'io fa saint anankiray izay ka.. misy fahendrena izy matoa lasa saint ary marina ny filazany ka asa izay manao tsaramaso tsy mety masaka isika mitsam!

9. tywa68
(
13/10/2007 07:45)
rabilabila : efa fantatrao ny valiny :lol: tsia na mody miezaka fa tsy mety e !
Jereo izao i tsaramaso fa hors sujet foana :-D na nampiasa intelligence aza tsy mety :wink:
Ika : ny an'i St Augustin zay zany ny famaranana an'ity resaka ity :lol:

10. mandrindra
(
13/10/2007 08:19)
rabilabila, fa inn kay ny fototra ijoroan'ny raison sy intelligence? mba mametraka fanontaniana ihany aho mantsy fa tsy dia manana an'ireo e:D
13. Kwasi
(
13/10/2007 11:56)
ne faisant parler que LA RAISON et L'INTELLIGENCE
Dia aleo atao Filozofia ny resaka fa tsy fivavahana na finoana.
Capables ve isika ireto :handinika ,hamakafàka,hampitaha,hametra-panontanianaamin'ny tena, hihaino ny hafa ?
Misy ny miezaka tsy azo lavina, fa @ ankapobeny aloha dia Tsia no valiny @ mpandray anjara eto.
Fa ho an'ireo izay tonga eto ka mamaky fotsiny fa tsy miteny dia mety ho Eny.
tout en balayant les préjugés,toutes convictions personnelles,toutes idées reçues
Sarotra be izany rakoto satria anisan'ny maha olona ny olona koa ireo zavatra lazainao ireo.
14. rabilabila
(
13/10/2007 12:48)
Marina mihitsy ny zavatra lazain'i tsaramaso ,fa antinomiques tokoa ireo hevitra roa ireo : finoana Vs raison et intelligence.
:lol:Marina koa ny nolazain'i tywa68 fa efa fantany ny valinteniko.
Marina ny an'i Kwasi eo amin'ny famelabelarany
Ny tiako lazaina angamba no tsy tafitako ,ka ndeha hitady fomba hafa aho hi-formuler-ko azy.
Ny tiako ahatongavana (raha misy afaka manampy ahy ) raha ny marina dia ny ahafahantsika mifanakalo hevitra tsy misy tomiaka ,arguments contre arguments izay mitaky fahalalàna ,fitombonana (esoriko ny teny hoe porofo satria tsy misy mànana porofo ,asymptote no hananana fa tsy porofo ).....
Asa raha mazava na tsia ? Raha tsy izany dia ataoko amin'ny teny firatsay.

15. naughtyboy
(
13/10/2007 18:21)
afaka mifanakalo hevitra malalaka oh.ra tsy mamaritra fefy manokana ny ts1-1 @
fanehoany hafa hevitra,ny andaniny mahay mihaino mandray ary mandalinany ankilany ko mahay mampita ny eritreriny tsy ampisalasalana de afaka manomboka eo ny adihevitra,ny azoko ambara @ io finoana vs intelligence io zao defa voalaza tany alo tany foana mifameno fa tsy mifandrafy8)

16. pissoa
(
13/10/2007 19:05)
Rabilabila : otran'ny efa io tadiavinao io anie no atao eto e. Sa ve za no tsy raisonable sy tsy intelligente :oops: Otran'ny arguments contre arguments no hitako eto ... Saingy fotsiny hoe ny arguments mitombina no samy manana ny mitombina aminy ny tsirairay, araka ny finoany, ny coco-ny, ny boky novakivakiana sns ! Toa samy mirakitra fahalalana daholo ireo ... :-D:-D:-D
17. soanja
(
13/10/2007 21:58)
rabilabila:
Rehefa mandinika amin'ny ankapobeny ny resaka rehetra atao eto aho(ary ampidiriko amin'izany ny tenako)dia te-hametraka fanontaniana: - Capables ve isika ireto :handinika ,hamakafàka,hampitaha,hametra-panontanianaamin'ny tena, hihaino ny hafa ? tout en balayant les préjugés,toutes convictions personnelles,toutes idées reçues et ne faisant parler que LA RAISON et L'INTELLIGENCE ? et tout en evitant les attaques personnelles ,la généralisation hatives et toute forme de paralogisme ? Misokatra ho an'ny rehetra ny dinika :Théistes , Déistes (même les voltairiens) ,agnostiques , libre penseur,AT,Mpandàla ny fomban-drazana,siantifika ,filozofy, sociologue ,psychanalyste......mino an'i fée clochette............
Atomboy ary hijeravana azy e. Eo am-pandrasana ihany mantsy no ahitana ny atiny.
19. prime
(
17/10/2007 13:01)
Amiko tena mitombina ny fanamarihan'i pissoa...
Ny tontolo sy fahalalàna ary ny fo sy fanahy mahaolona tsy azo fohanana na ahilika rehefa miresaka na ady hevitra... ka tsy hety mihitsy ny hoe handeha hiresaka na hiady hevitra dia tonga dia asiana arofanina be dia be toy ny miteny ny hafa hoe izay ambaranareo ka mahakasika ny idées sy ny convictions personnelles tsy manaraka ny "RAISON et INTELLIGENCE" araka ny iheverako azy... dia tsy mitombina...
Moa tokoa va tsy efa argumentations tsy hita pesimpesenina sahady ireo efa natomboky ny namana ireo, raha tsy hamerina izay nambaran'i tsaramaso sy kiranil fotsiny aza...
Ny hevitro raha ny fahitako azy mialoha dia ny "RAISON" sy "INTELLIGENCE" araka ny fahalalàn'olombelona mihitsy no mpanohitra voalohany ny "finoana"... (itoviako hevitra tanteraka amin'ny voambaran'i tsaramaso sy kiranil)
Fa raha entina anaovana resaka ankapobeny dia zavatra hafa indray izay... iresahana politika, na ekonomia, na fitantanana, na siansa, na filozofia sns... dia manampy betsaka tokoa ny asan'ny "RAISON" sy "INTELLIGENCE"...
Ka raha mitovy ny vala famaritana iresahana vao manomboka eo dia ny hoe, malalaka ny rehetra haneho hevitra dia mety handroso fa raha asiana aro fanina betsaka dia tsy hety araka ny tokony ho izy... fa efa fantatra mialoha ny tiana ahatongavana...

20. fijo
(
17/10/2007 19:57)
izany hoe aminareo ny finoana tsy mila "raison sy intelligence"???itako loza be le