Rehefa resaka finoana
21. prime
(
18/10/2007 11:20)
fijo> asa raha vakian'ise tsara ny voasoratra fa samihafa ny hoe "mpanohitra" sy ny hoe "tsy ilaina"... sa mitovy izany???
Raha ny momba ny finoana an'i Jesosy Kristy dia tsy indray mandeha Kristy no nanazava fa hafa ny "raison" sy intélligence" an'olombelona ary hafa ny "raison" sy "intélligence" an'Andriamanitra... "goutte d'eau" eo anatrehan'ny fahalalàn'Andriamanitra ny fahalalàn'olombelona... ny olombelona tsy maintsy maka "références physiques", "palpables", "démontrables selon la logique humaine et dans les meilleurs des cas démontrables scientifiquement"... indrisy ny an'Andriamanitra sady manome "références physiques" Izy no manao "démonstration métaphysique" izay tontolo iray mbola tsy misy hain-draolombelona na dia kely aza fa iantsoana izao karazam-panahy rehetra izao vao afaka mba milaza kely amin'ny antsipiriany ny zara raha fantatra...

23. fijo
(
18/10/2007 21:58)
tsy mitovy ireo ka,fa ny mahagaga dia toa tsy mila io nareo satria aminareo misy zavatra tsy hay fisiana,manana raison avy dia tsimaintsy marina,na mamono aza.
24. prime
(
19/10/2007 12:22)
fijo> ka izay ilay hoe ny "raison" sy "intelligence" takatry ny sain'olombelona dia voafetra ihany... tsy ny olombelona noforonina no handeha hitsara ny mpamorona azy fa ny mifanohitra amin'izany... tsy ise rehefa manamboatra trano ohatra no hotsarain'ilay trano namboarina hoe tsy mahay n'inon'inona na tsy mahavita azy fa ise no manana fahefàna amin'ilay trano... satria manana "raison" sy "intelligence" noho ilay trano namboarina...