Fivavahana, finoana
Jeankely
(
21/10/2007 05:36)
Izany no mba torohevitry ny Sekta Tsaramaso hoe rehefa manahirana ny sipan'ny tena dia miatantehera @'ny vadin'olona ao ampiangonana. Fa inona no tena tian'izany sekta tsaramaso izany zahavina sy atao...
tohiny
novalian'i fijo ny 31/10/2007 23:36
soanja
(
20/10/2007 16:29)
Miasa ny saiko hoe ahoana ny fomba hanamafisana ny integrity ao anaty ny sain'ny Kristianina marobe.
Tsy ampy ve ny voalaza ao anaty baiboly hanorenana izany sa ny olombelona no mora rendrehan'ny haf...
tohiny
novalian'i prime ny 07/11/2007 10:24
niryna
(
20/10/2007 02:15)
Efa nandinika ny lanitra hianao?Inona avy no mety ho hitanao eny? Arak'izay rahona sy ny fomba fijerin'ny olona azy no ahitana sary eny.Efa nahita toy izany ve hianao.Mahita ranomasina manonja,mahita ...
tohiny
novalian'i niryna ny 02/11/2007 17:44
xxx
(
19/10/2007 21:03)
ahoana indray ny fahitanareo an'ity reportazy momba ny fiforonan'ny tany ity?
http://www.dailymotion.com/video/xj8op_la-creation-de-lunivers
...
tohiny
novalian'i steeeel ny 20/10/2007 20:21
bosista
(
19/10/2007 10:12)
ataoko fa isika rehetra efa nahita ireny olona sampona ireny ,ataoko hoe sampona satria izany no filaza azy raha tsy diso aho ary miala tsiny raha toa ka misy ato amin'ny namana,misy ny vehivavy sasan...
tohiny
novalian'i prime ny 05/11/2007 12:54
niryna
(
19/10/2007 06:20)
Tsy mpino ity vehivavy ary taty aorina izy nivadika ho kristiana.
Inona no ataoko ho izy mba hamonjeko ny havako izay sisa tsy maty sy ny vadiko izay tsy mino an'Atra?
Samy milaza ny azy ho marina d...
tohiny
novalian'i niryna ny 02/11/2007 05:53
LazaDaddy
(
19/10/2007 05:34)
Misy fitenenana izay @ teny Anglisy manao hoe: "the worst thing you can do to a new convert is to mix him/her with Christians".
[u]dika teny malalaka:[/u] ny zava-doza lehibe indrindra mety ataonao...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/10/2007 22:09
xxx
(
18/10/2007 13:38)
Azo ekena fa:
1 - Na tsy ao anatin'ny fiangonana aza dia azo atao ny mampianatra zavatra tsara sy manao zavatra tsara
2 - Ny fiangonana dia nanao hadisoana lehibe teo amin'ny tantara.
Izao anef...
tohiny
novalian'i niryna ny 02/11/2007 17:32
xxx
(
18/10/2007 07:56)
Manaiky an'ity ve ianareo ?
Ho an'ny kristiann hona raha misy ny fisaraham-panambadiana dia izay manana ny marina no diso ....
tohiny
novalian'i fijo ny 07/11/2007 22:18
bosista
(
18/10/2007 07:44)
azafady zaho mba manontany raha misy afaka manome fanazavana na valiny,indrindra izany raha misy advantista eto vao mainka tsara,fa tsy azoko ny antony andavan'ny finoana advantista ny vehivavy tsy ha...
tohiny
novalian'i cutie ny 09/11/2007 04:47
niryna
(
18/10/2007 05:41)
Nihaino toriteny aho androany dia nisy olona izay mormonism hono izy no niala.Ka toy izao no fitantarany:
Ny mormonims na mormon hono dia :
- Mino ny fanambadiana maro (polygamy-polygamie) kanefa ...
tohiny
novalian'i niryna ny 02/11/2007 17:01
tsimiandravola
(
17/10/2007 20:41)
-Ny karazantsoavaly dia boriky hoy ny tenintsika,ary "âne" hoy ny teny vazaha.Efa nandefa lohateny mikasika an'io ane io aho tetsy aloha tetsy,ary nomarihiko fa tsy "péjoratif" mihitsy io teny io ta...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/10/2007 20:46
niryna
(
17/10/2007 05:02)
Maro tsy takatry ny saina ny fahasoavana azoko na ny marina azontsika rehetra nomen'Atra .Eny fa na dia ny fitiavany antsika sy nanolorany ny Zanany teo ambonin'ny hazofijaliana aza dia efa tena zavat...
tohiny
novalian'i niryna ny 02/11/2007 16:56
LazaDaddy
(
17/10/2007 02:31)
[img]http://www.inthedays.com/wp-content/uploads/2007/10/popefire390.jpg[/img]
http://www.inthedays.com/doctrines-of-devils/is-this-pope-john-paul-ii-waving-from-beyond-the-grave-vatican-tv-director-...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/10/2007 22:19
fijo
(
16/10/2007 22:26)
raha jerena ny isan'ny fiangonana"trano fivavahana" sy ny mpino gasy.dia alefa ny saina hoe mbola ohatra izao ihany ve mada?
dia lasa ny saina hoe ,ny gasy ve no tsy mahay mivavaka,sa ny resaka hifan...
tohiny
novalian'i cutie ny 05/11/2007 15:26
xxx
(
16/10/2007 21:33)
Vavaka ho anao androany Iza no mampamirapiratra ny kintana amin'ny
> >hatsarany rehetra ? Iza no mampikoriana ny renirano ? Ianao koa, tsy
> >mila miady mafy vao tafita amin'ny fiainana, satria ...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 17/10/2007 13:35
niryna
(
16/10/2007 05:33)
Ho antsika rehetra:Mahereza ao amin'ny Tompo sy amin'ny herin'ny faherezany.Tafio avokoa ny fiadian'Andriamanitra, mba hahazoanareo hifahatra amin'ny fanangolen'ny devoly.
12[u] Fa isika tsy mito...
tohiny
novalian'i niryna ny 17/10/2007 03:57
soanja
(
16/10/2007 01:33)
Sao mba misy mahatadidy an'ilay hira Katolika hoe:
Aoka hanantona ny Tompo e ia,
Aoka hanantona ny Tompo.
E ia, e e manantona isika izao mangetaheta.
Ny fitiavany tsy manakavaka e ia.
e ia e...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/10/2007 20:58
tsimiandravola
(
15/10/2007 21:30)
[img]http://carpofolo.canalblog.com/images/Ane.jpg[/img]
...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/10/2007 21:15
xxx
(
15/10/2007 20:32)
Nanontaniana ity zaza iray hoe
Nahoana no misy rano ao akaikin'ny la grotte à Lourdes.
Ny Valiny : Pour laver Maria sa pour l'Ave Maria...
tohiny
novalian'i fijo ny 31/10/2007 23:39
