Fivavahana, finoana

niryna ( 12/11/2007 13:01)
Efa nahita tanamasoandro mamelana ve hianao? Raha vao maraina dia manaraka ny fiposan'ny masoandro izy ary raha hariva ny andro dia manaraka ny filetin'ny masoandro ihany koa. [b]Hitahy anao anie... tohiny
novalian'i niryna ny 17/11/2007 04:54
ikaretsaka ( 12/11/2007 04:05)
Aleo mba hitokelaka fa aiza no de hiady hevitra foana Mba hijoro vavolombelona koa ry niryna a Sendra mba nandeha kely tany avaratry ny "Kintana" tany aho vao haingana izay! Ao Kanad ao a moa, ... tohiny
novalian'i fijo ny 23/11/2007 23:12
soanja ( 11/11/2007 16:49)
Rehefa natao ny fanadihadihana momban'ny tantaran'ny finoana Kristianina. Dia nisy nahita ny Filazantsaran'i MARIA MAGDALENA amin'ny teny Koptika. Izy no vehivavy voalohany Mpianatry Jesoa ary nifanka... tohiny
novalian'i fijo ny 23/11/2007 00:22
niryna ( 11/11/2007 11:26)
Misaotra an'Andriamanitra fa mbola nomeny tombon'andro isika tsirairay avy ka afaka midera,mankalaza,manome voninahitra ny anarany andro aman'alina. Isaorana koa Izy noho ny fanomezany ity fandaharan... tohiny
novalian'i niryna ny 19/11/2007 07:10
bosista ( 11/11/2007 10:23)
manaona daoly! mety gaga angambany ny sasany amin-tsika ,indrindra mikasika ny fanontaniana na ny loha-hevitra, zavatra roa no horesahiko hitondrana ny dinidinika: ara-baiboly: levitiskosy toko fa... tohiny
novalian'i fijo ny 15/11/2007 23:55
bosista ( 10/11/2007 18:45)
Raha mamaky ny SM isika dia izao no andikan'ny baiboly ny divorce:fisaoram-mpanambadiana,misao-bady!....aza milaza intsony ny hoe kristianina tsy misaraka! misaraka ny kristianina fa fisaorana no ilaz... tohiny
novalian'i fijo ny 13/11/2007 23:30
Fody ( 10/11/2007 13:43)
Ny fiainana tsy misy fitiavana no antsoina hoe: afo be! Raha Kristiana izy dia hiaiky fa raha tsy misy an'Andriamanitra eo amin'ny fiainany dia tsy misy Fitiavana izany. Raha tsy mpino kosa dia hana... tohiny
novalian'i fijo ny 14/11/2007 22:48
niryna ( 10/11/2007 12:46)
Ny fitiavan' Atra dia nampisehony antsika ,ary ny vokany dia ny fampiharantsika izany fitiavana izany amin'ny fitiavana ny hafa sy ny manodidina. Ry namana, andao ampiharina izany fitiavan'Atra antsi... tohiny
novalian'i ygossamer ny 11/12/2024 07:18
bosista ( 10/11/2007 11:50)
araka ny finoana kristianina:afaka mitahy antsika ve ny maty? raha oh ka afaka mitahy izy ireny ,azo atao ve ny mangataka fitahiana aminy? le we mtahia fa lasa ko razana, tahio aho ry razako ...sns?... tohiny
novalian'i fijo ny 23/11/2007 00:18
yah ( 10/11/2007 04:47)
salama dôlidôly ndray e! efa tsy takona afenina intsony ankehitriny fa maro ny atokom pinoana misy eto @tsika raha tany ampiandoana,de nisy ny afatra nataon'ny tompo hoe mandehana ianareo de ataov... tohiny
novalian'i yah ny 16/11/2007 04:17
fijo ( 09/11/2007 20:39)
http://www.madagascar-tribune.com/Des-elus-dans-le-coup,2836.html... tohiny
novalian'i fijo ny 09/11/2007 23:33
Fody ( 09/11/2007 19:29)
Misy moa no milaza fa nalain'ny kristiana,norobainy, nosandohany, sns... ho azy avokoa ny hatsarana rehetra. Tsy olana izany fa andeha àry mba jerena kely ny zava-misy! Dia aza be fofon'aina eo am-pa... tohiny
novalian'i fijo ny 13/11/2007 23:58
niryna ( 09/11/2007 19:10)
Nifankatia ireo olon-droa ary tena latsa-paka tokoa ny fitiavany.Tsy nandray ravin-dena mihitsy ity ramatoa ary nanao izay hiadanin'ity vady aman-janany ity rangahy.Nafindra ny kaonty tany amin'ny ban... tohiny
novalian'i niryna ny 16/11/2007 13:18
rabilabila ( 09/11/2007 15:30)
Hono ho'aho ,ho anareo rehetra mpino (kristianina) eto.Mametraka fanontaniana ihany ny tenako indraindray hoe : MITOVY VE I JEHOVAH SY ILAY ANDRIAMANITRA ATAON'I JESOSY HOE : RAIKO ? Ny mahatong... tohiny
mimich ( 09/11/2007 05:59)
Ho an'izay mahalala, nodimandry omaly tokony ho tamin'ny 11 alina tany ho any i Père Michel Ralibera , zandrin'ny Père Rémi Ralibera. Mopera miaramaila no nahalalan'ny maro azy.Teny amin'ny chapel... tohiny
novalian'i fijo ny 09/11/2007 23:37
bosista ( 08/11/2007 10:23)
mba misy mahay manazava ve ,(teny avy@ soratra masina) fa tsy finoanoanm-poana, hoe inn no tombotsoa azo avy @ fahafatesana? ny filozofiany sns...? ny biby amam-borona(izay fihinana) izao de amin'ny t... tohiny
novalian'i niryna ny 11/11/2007 05:48
ari.malala ( 08/11/2007 07:36)
Nahazo Eveka vaovao. Notendren'ny Papa Benoît16 ho evekan'Ambanja i Mompera Rosario Vella(tsy haiko ilay manoratra ny anarana fa miala tsiny) fantatry ny maro amin'ny anarana hoe Mompera Saro. Dia mi... tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2007 22:58
niryna ( 08/11/2007 06:40)
Tsy ny rehetra akory no manana assurance any am-piasana.(na fahasalamana izany na ny retraite koa) Raha marary fotsiny izao ka tsy manana assurance amin'ny fitsaboana dia izao no vola aloha: Manadio... tohiny
novalian'i niryna ny 14/11/2007 05:58
LazaDaddy ( 08/11/2007 00:07)
Voararan'ny fanjakana Sinoa tsy mahazo mitondra Baiboly ao @ village olympique 2008 ny mpanao fanatanjahantena rehetra mpandray anjara...dia tsimaintsy any ambanin'ny tany koa izany ny atleta no mator... tohiny
fijo ( 07/11/2007 22:21)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/rechercher/video/x1rroh_converti-islam-christianisme_events... tohiny
novalian'i cutie ny 20/11/2007 00:28
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8098