Fivavahana, finoana
niryna
(
17/11/2007 12:49)
Na ny manam-pahaizana aza dia nilaza sady niaiky fa izay voasoratra ao anaty baiboly dia efa manomboka mitranga daholo.Mila mivavaka isika hoy izy ireo fa tena tsy fantatra intsony izay hiafarana. :ro...
tohiny
novalian'i niryna ny 29/11/2007 06:19
fijo
(
16/11/2007 23:08)
Aza adino fa ny Evanjely (ny Baiboly mantolo mihitsy koa) dia boky mirakitra tantara personnel: ny zavatra niainan'ilay olona mpanoratra no nosoratany fa tsy zvatra noforonina akory.
tsy tenin'andr...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/11/2007 22:57
fijo
(
16/11/2007 21:49)
misy moa wa milaza fa ny teny nanoratana ny baiboly aza tsyhay ka mba te hiady hevitra.
de tsy hiady hevitra ary aho fa mba hanontany fa tsy mahay.
i adama sy eva no olona voalohany teo an tany ...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/11/2007 23:00
majesty
(
16/11/2007 08:55)
Indramiko kely ny fomba fitarihan'i Tsimiandravola loha-hevitra.Rehefa fotorana ny fehin-kevitra entiny mantsy dia miafara foana ny amin'ny hoe "Maizin-tsaina,voazanaka ara-tsaina,tsy mivelatra ny Kri...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 28/11/2007 18:47
niryna
(
16/11/2007 04:28)
Maro hono ny karazana vorona izay azo tarafana ny toetran'ny kristiana.
[b]Magpie[/b]
http://www.cs.vu.nl/~kielmann/magpie-photo.jpg
Vorona kely mazoto sy mavitrika kanefa tia ady.
Mitovy ny kr...
tohiny
novalian'i niryna ny 23/11/2007 06:23
fijo
(
15/11/2007 23:38)
tsy henjika katolika ity fa aleo dia tsorina mialoha.fa filana famaritana bebekokoa.
nisy teny somary mavesatra be tatsy ambadika tatsy hoe"raha tsy hainao akory ny teny nanoratana ny baiboly aza ....
tohiny
novalian'i fijo ny 23/11/2007 23:27
salmo1
(
15/11/2007 22:19)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/ny+ainga/video/x35n3r_ny-ainga-ainga-vetsom-bavaka_music
Sady ritme, no tonony, no feony... ...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2007 23:16
xxx
(
15/11/2007 13:27)
Raha jerena ny adihevitra isan-karazany eto amin'ity forum Fivavahana sy Finoana ity dia hita fa mihemotra be mihitsy isika Kristiana. Lasa betsaka loatra ny valy boraingina. Misy ireo izay avy hatran...
tohiny
novalian'i prime ny 29/11/2007 09:01
LazaDaddy
(
15/11/2007 10:56)
Sendra tonga tato an-tsaiko ireto andalan-dahatsoratr'i Matio voarakitra ao @ Baiboly Katolika ireto teo am-pamaliana ny fanontanian'i Tsimiandravola tatsy ambadika tatsy.
[quote=Matio 1:24-25]ry r...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/11/2007 23:05
niryna
(
15/11/2007 06:11)
Asa na ny fampianarana any aminareo misy fandaharana toy izao.Asiana manao lahatsoratra famoaboasana fohy ny ankizy mikasika ny hoe "Homosexuallity and Religion " .
Izao avy ilay fanontaniana
1- E...
tohiny
novalian'i niryna ny 18/11/2007 17:16
fijo
(
15/11/2007 05:28)
ary efa nisy kay ny pape nanambady sy niteraka vao lasa papa,
lasa papa 18 ans de nanao ny "lazaina fa tsy vanona rehetra"
ary azon'ny papa iray manaraka foanana kay ny napetraky ny papa teo aloha....
tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2007 22:05
ikaretsaka
(
14/11/2007 23:33)
Saika hadino fa faha 100 Taonan'i mompera P. Arrupe kay androany,
dia miarahana ny fikambanany e:wink:...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 16/11/2007 03:54
fijo
(
14/11/2007 22:56)
niresaka tamina silamo aho androany,de manaratsy be ny krismasy lery.de notoheriko.
ny zanak'ialahy wa mianatra ka avelao izy mba hifaly toa ny ankizy rehetra.
za hozy tsy mila ny zanako manamasina ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 21/11/2007 23:51
zamanoro
(
14/11/2007 19:29)
toa nisy resaka Msaonika izay teto omaly sao mba afaka averina kely ilay izy fa tsy hitako eto nefa nisy zavatra mba tiako narahina kely fotsiny
Mba azo averina eto ve le izy ri Karetsaka. Sa Karetsa...
tohiny
novalian'i fijo ny 14/11/2007 22:34
bosista
(
14/11/2007 18:28)
manaona daoly,
ity mba misy zavatra tsy aritro kely de mba anontaniako,indrindra ny rahalahy mpino namana ao @ tompo ,dia ry zareo katolika izany,mba mila fanazavana aho fa aoka ny fanontaniako tsy a...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/11/2007 23:51
niryna
(
14/11/2007 06:50)
[b]Toy ny voromahery manaitra ny ao amin'ny akaniny Ka manidintsidina eo ambonin'ny zanany, Dia toy izany no namelarany ny elany sy nandraisany azy Ary nitondrany azy teo ambonin'ny elany[/b]Deot 32:1...
tohiny
novalian'i niryna ny 19/11/2007 06:55
tsimiandravola
(
13/11/2007 23:45)
I Matio milaza fa i Jesoa dia taranak'i Davida avy amin'i Salomona.Nefa i Lioka avy amin'i Natana.
Io Natana io nefa dia zanaka faha-3 n'i Davida.I Salomona kosa zanaka faha-4.Ambonin'izany dia tsy...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2007 23:23
piste
(
13/11/2007 18:14)
Dia izay izany ko, fa miandry ny hevitrareo....
tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2007 23:25
Mandefitra
(
13/11/2007 10:40)
Mety be no ho tafintohina nefa ilaina ny adihevitra mba hakana lesona ...
"Libre" ny vehivavy Xtiana, @ teny gasy mo de hoe malalaka.
1/Malalaka @ zay fitafiana tiana hanaovana:mini jupe, decolté,...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 26/11/2007 21:50
tsimiandravola
(
13/11/2007 00:44)
[quote=Niryna]Efa nahita tanamasoandro mamelana ve hianao?
Raha vao maraina dia manaraka ny fiposan'ny masoandro izy ary raha hariva ny andro dia manaraka ny filetin'ny masoandro ihany koa.[/quote]
...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/11/2007 00:20
