Fivavahana, finoana

Kwasi ( 09/12/2007 10:52)
afo
Samy hafa ve ny afo izay mahazatra antsika ety an-tany sy ilay hoe afobe any @ helo? Ilay afo ety an-tany manko dia mahakila forehitra, izany hoe raha atsipy ao ianao dia lasa lavenona, ary tsy mis... tohiny
novalian'i Veloo ny 13/12/2007 01:44
niryna ( 09/12/2007 08:13)
[color=blue]Izay olona anarina matetika ka mihamafy hatoka Dia ho torotoro tampoka, ka tsy hisy fahasitranana.Oha 29:1 [/color] Inona no hevitra tian'ny soratra masina lazaina amin'izany? [b]Fa ... tohiny
novalian'i niryna ny 12/12/2007 18:05
bosista ( 08/12/2007 14:42)
mba misy mahatsiaro an'Andriamnitra ve ny sasany amin-tsika(isika kristianina) alohan'ny hanao firaisana ara-nofo? zany hoe ny tiako hambara mila tso-drano Aminy mba ho tahiny amin'izay atao indrindra... tohiny
novalian'i fijo ny 26/12/2007 23:55
diamondra27 ( 08/12/2007 14:15)
[b]"Antsoy aho dia hovaliako ianao"[/b] Dia samia mandray izay tandrifiny avy ô! :-*:-*(l) miala tsiny fa @ teny vazah an! copier coller io tsinona La Bible répond à toutes nos questi... tohiny
novalian'i niryna ny 17/07/2006 21:21
raozyfotsy ( 07/12/2007 09:04)
Malaza ho entité diabolique ny franc-maçonnerie,ny membres ao anefa manindraindra fa asa fanasoavana no atao ao,ny papes catholiques rehetra h@ izay anefa mandrara ny mpino ao aminy ny tsy hidirana ... tohiny
niryna ( 06/12/2007 07:06)
Raha voasoratra ao anatin'ny bokin'ny fiainana ve ny anarana dia mety ho voakosika? Eny tompoko. Fa ahoana ? satria nahalala fa nivily lalana indray . [i][b] Ary anke­hitriny, enga anie ka hamel... tohiny
novalian'i niryna ny 13/12/2007 06:23
fijo ( 05/12/2007 22:05)
namaky tao ambanimbany tao aho,dia nahatsapa,fa samy mibitsika mangina amianreo tsirairay aby ny fanahy masina.izany hoe samy ao aminareo ao izy raha ny fiheveranareo. koa tsy mbola mba nibitsika ana... tohiny
novalian'i fijo ny 19/12/2007 22:49
kabatritra ( 05/12/2007 21:33)
Misy afaka manome tononkalo noely ve hampianariko ny ankizy ho amin'ny 25 desambra ? Misaotra mialoha.... tohiny
patrick2002 ( 04/12/2007 14:32)
betsaka ny olona amin'izao fotoana izao no milaza ny tenany ho croyant non pratiquant ,,hitantsika izany @ finoana maro . Dia mametraka fanontaniana izaho hoe mba ho an'ireny olona ireny ve ny fahaso... tohiny
novalian'i fijo ny 07/12/2007 21:45
niryna ( 04/12/2007 06:57)
[b]Inona ary no holazaintsika ny amin'izany zavatra izany? Raha Andriamanitra no momba antsika, iza no hahatohitra antsika?[/b] 32 Izay tsy niaro ny Zanani-lahy, fa natolony hamonjy antsika rehet... tohiny
novalian'i niryna ny 17/07/2006 20:29
ari.malala ( 03/12/2007 09:31)
Dia faly miarahaba antsika mianakavy nahatratra ny taom-baovaon'ny Fiangonana indray e, dia miarahaba iany koa nahatratra ny avent, fotoana isany manan-danja eo @ finoan-tsika, satria iomanana @ faha... tohiny
tsimiandravola ( 03/12/2007 07:30)
[quote=Niryna] 10 Izahay dia adala noho ny amin'i Kristy, fa hianareo no hendry ao amin'i Kristy! Izahay malemy, fa hianareo no mahery! Hianareo manan-daza, fa izahay mavomavo!..20 Fa ny fanjakan'And... tohiny
salmo1 ( 02/12/2007 21:32)
Misy ny olona milaza fa tsy mpino maintsy amin'ny teny avôkany vavany... Kanefa izy mino ihany any aneritreritreriny any, fa tsy havoakany ao ampony fotsiny, fa hafeniny tahaka tsy marina. Misy ... tohiny
novalian'i fijo ny 05/12/2007 00:36
niryna ( 02/12/2007 14:34)
Na dia maro aza no nahazo vahana niditra ity fivavahana ity tato ato dia mbola manamafy sy tsy mitsahatra ny mizara ny fahasoavana nomen'i kristy ahy sy ireo olona marrrrrrobbbbbe tsy ho voatanisa aho... tohiny
novalian'i niryna ny 10/12/2007 04:42
tsiambaratelo ( 02/12/2007 13:48)
Ianareo zanaka,mpanaraka ny Tompo ianareo ka maneke ny ray aman-dreninareo,fa rariny izany. " hajao ny ray sy ny reninao";izany no didy voalohany miampy fampanantenana,dia ny hoe:"mba hahita... tohiny
novalian'i endrika01 ny 03/02/2008 13:13
tsimiandravola ( 01/12/2007 23:14)
Diniho sy sainontsika tsara ity. Raha mahefa ny zava-drehetra i Jesoa satria "créateur", "tout puissant" etc... Dia tsy misy antony mihitsy tsy ahavitany ny fahagagana nataony amin'ny alalan'ny "... tohiny
niryna ( 01/12/2007 12:56)
Samy nomen'Atra fahaizana na fahalalana na fizarana ny teniny avy isika tsirairay fa ao ny sasany manana iray,ao roa ao na ao no maro be. Ka araka ny hampiasaina azy dia ampitomboan'Atra amintsika hat... tohiny
novalian'i niryna ny 10/12/2007 04:45
niryna ( 01/12/2007 08:04)
Mba misy afaka hanazava amin'izany hoe "fianakaviana ao amin'ny kristy izany ve hianareo ? Raha fianakaviana dia tokony hifankatia e.Sao mba misy atao ary ka hilazana fa kristiana tokoa isika? Raha... tohiny
novalian'i niryna ny 03/12/2007 06:38
ainavola ( 01/12/2007 03:41)
Ny tantaran’ny fiangonana tantara tsy mba fanadino milaza mantsy ny katolika fa izy irery no fiangonana nahorin’i Jesoa, lazainy fa manejika azy raha vao misy olona milaza ny marina lavalava izy i... tohiny
novalian'i prime ny 27/12/2007 08:33
fijo ( 30/11/2007 22:36)
ny mpino rehefa mivavaka dia matetika mangataka.ny protes no tena itako fa za tsy mbola tany amin'ny katolika. "tompo ô,homeo anay ny ....andriamanitra ô ataovy..izahay"sns. dia rehefa sendra mi... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.7768