Fivavahana, finoana

niryna ( 30/11/2007 15:29)
Raha ohatra ,sanatria ity an ka hoy ny dokotera aminao hoe enimbolana sisa no fetr'andro hiainanao fa tsy voatsabo intsony ity aretina ity,telo,iray volana ,indray andro sisa ,ora vitsivitsy ary minit... tohiny
novalian'i niryna ny 01/12/2007 03:09
niryna ( 30/11/2007 06:10)
Amiko,ny antony andehanako any am-piangonana dia hidera sy hisaotra an'i Jehovah fa mbola nomena andro aho hiainako hiderako ny anarany ,fa mandrakizay ny famindram-pony. - nitaraina tamin'i Jeho... tohiny
novalian'i niryna ny 15/12/2007 06:05
simplex ( 29/11/2007 19:22)
Ireo zavatra kely majinijinika misy hifandraisana @ kristy nefa toa tsy hita izay handraisana azy, fahotana ve: * ny mikoty masera? * manitsaka/manary/mandrovitra baiboly? * mangetotra ao a... tohiny
Fody ( 29/11/2007 16:46)
Miverimberina foana moa ny hoe: ny kristiana dia manambony ny azy, ary manilika ny an'ny hafa. Misy tokoa ny kristiana manana an'io toe-tsaina io. Ka izay no antony nanokafana an'ity lohahevitra ity. ... tohiny
novalian'i fijo ny 05/12/2007 22:02
niryna ( 29/11/2007 07:47)
[b]Ary noho izany dia lazaiko aminareo hoe: Aza manahy ny amin'ny ainareo, dia izay hohaninareo na izay hosotroinareo, na ny amin'ny tenanareo, dia izay hotafianareo. Moa ny aina tsy mihoatra noho ny ... tohiny
novalian'i niryna ny 19/12/2007 07:30
soanja ( 29/11/2007 05:36)
Mety betsaka ny ho tezitra saingy mila jerena ny zavamisy. Nahoana no namono ny olona rehetra Andriamanitra tamin'ny safo-drano, tafiditra tamin'izany ny zaza tsy manan-tsiny be dia be? Aiza ho aiza... tohiny
novalian'i soanja ny 01/12/2007 18:53
xxx ( 28/11/2007 17:01)
Inona kay no hitovizan'ny trano fiangonana sy ny fasana ... tohiny
novalian'i fijo ny 28/11/2007 22:39
xxx ( 28/11/2007 09:26)
Misy heviny roa mazava ireo teny Malagasy ireo: - Ny mandalina dia ho an'ny siansa sy fandratoam-pahaizana - Ny manakatra kosa dia eo amin'ny lafiny Finoana. Mila manakatra ny hevitr'Andriamanitra... tohiny
novalian'i fijo ny 30/11/2007 21:10
tsimiandravola ( 27/11/2007 22:29)
Jean 6:15 Et Jésus, sachant qu'ils allaient venir l'enlever [b]pour le faire roi[/b], se retira de nouveau sur [b]LA[/b] montagne, lui seul. Mba fantatsika ve ny tena antony nitsoahany? NB: La ... tohiny
xxx ( 27/11/2007 14:18)
Izaho tsy dia te-hanao hoe finoana no iresahako izao zavatra manaraka izao. Ny Malagasy dia nahalala fa misy mahita matoa niteny hoe "Aza ny lohasaha mangina no jerena fa Andriamanitra an-tampon'ny... tohiny
LazaDaddy ( 27/11/2007 08:42)
Tsy sanatria mitady sitraka aho akory fa ho famporisihina anareo namana. Nanontany antsika namana aho tamin'ny fiandohan'ny taona hoe miisa firy ny olona tsy mahafantatra an'i Jesosy kasainao hitor... tohiny
novalian'i prime ny 07/12/2007 13:44
niryna ( 27/11/2007 06:47)
Inona no hevitra tiana ho lazaina amin'ity soratra masina ity? Jaona 12;35-36 35[i] Dia hoy Jesosy taminy: Mbola kely ihany ny hitoeran'ny mazava aminareo. Mandehana, raha mbola manana ny mazava h... tohiny
novalian'i niryna ny 01/12/2007 04:26
Rakotofaly ( 26/11/2007 12:24)
Manahoana daholo e! Izany hoe misy brochure(boky kely)iray nosoratana Zaïrois (Frère Jésuite) BAKAJIKA MUANA NKUBA mitondra ny lohateny hoe "RESCAPE DE L'ENFER" ary io boky io dia manenjika sy man... tohiny
novalian'i niryna ny 17/07/2006 20:48
niryna ( 26/11/2007 09:30)
Ho antsika ray aman-dreny sy ireo olona very fanantenana no hilazako ity ho vavolombelona fa mamaly vavaka foana Atra na rahoviana izany na amin'ny inona izany.Ny tadiaviny amiko sy aminao ihany dia n... tohiny
novalian'i niryna ny 01/12/2007 04:27
dokotany ( 25/11/2007 07:24)
Na mahantra na manankarena na bodista na kristiana na .... dia hotriny tsy mahafoy ity tany ity daholo. Ao ny mikarakara sy mitandrintandrina vatana mafy mba ho ela velona. Ao ny mahasahy mandany vo... tohiny
novalian'i soanja ny 01/12/2007 21:02
piste ( 24/11/2007 23:09)
Manararaotra @ izao fetin'i Kristy Mpanjaka izao( au moins les Cathos), ka lasa ihany ny saina : Voalaza fa i Kristy ilay Mpanjaka hanavotra an'izao tontolo izao @ jiogan'ny fahotana. Ka ahoana ary ... tohiny
tsimiandravola ( 24/11/2007 19:46)
Arahabaina daholo indray ny mpisera! Ny NT dia manatsidika zava-nisy ombieny ombieny.Zava-nisy mikasika ny Mesia ,sy ireo andiana Zelota (Boanarjesy),izay mpiara-dia sy mpandroba niaraka taminy. ... tohiny
novalian'i rijadolly ny 08/12/2007 06:08
xxx ( 24/11/2007 07:47)
Misy fanonataniana mba tiako hapetraka kely ty mba hitomboan'ny fahalalana sy finoana ka zao hoa : misy karazany firy Andriamanitra , raha tokana izy dia iza ary nahoana no tsimaintsy izy no hivavahan... tohiny
novalian'i fijo ny 28/11/2007 23:47
niryna ( 24/11/2007 05:04)
Raha te-ho voavonjy aho dia manaiky fa kristy no Tompoko sy Mpamonjiko.Mifona azy aho,mangataka ny famelan-keloka aminy aho ary tsy hamerina an'iny intsony.Omeko ho tantanany ny fiainako rehetra,Izy a... tohiny
novalian'i niryna ny 29/11/2007 06:41
fijo ( 23/11/2007 23:33)
hoanareo protes,inona kay no tena tsy hitovianareo amin'ny katolika????? ny fond ve sa ny forme??? toa be ihany mantsy ny fanoherana hita avy amin'ireo namana mpino kristianina protestanta eto,ata... tohiny
novalian'i prime ny 17/12/2007 10:30
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.3797