Fivavahana, finoana

rakapy ( 20/12/2007 05:52)
Mba somary lasa saina ho aho ny tenako raha niaraka nipetraka t@ ilay pisoko teo an-davarangana ka nanotany tena hoe mba mankaiza ary ny fanahin'ny biby rehefa jokona?... tohiny
novalian'i fijo ny 27/12/2007 23:33
niainalynx ( 19/12/2007 10:50)
Inona marina no zavatra nitranga tamin'ny demi finale tam zoma lasa teo fa toa tena nisy conférence de presse mitsy tao am Fiangonana Amparibe Famonjena omaly ! Ny mba henoko tam télé record nolaza... tohiny
novalian'i fijo ny 20/12/2007 22:15
niryna ( 19/12/2007 08:08)
Misomebiseby daholo ny olona amin'izao andro fety izao,misy aza ny tsena dia misokatra foana.Mizara fanomezana,mifankahita ny havana,malahelo ny fankalazana ny andro krismasy any amin'ny tanana raha o... tohiny
novalian'i niryna ny 23/12/2007 06:14
arialy ( 18/12/2007 19:12)
Za manana olana be, misy olona akaiky ahy tafalatsaka anaty ny secte, izany 3F izany ao Antananarivo, fa tena niova tanteraka, lasa tsy mety miditra amin'ny fiangonan'ny sasany, manao teny tsy voahevi... tohiny
Fody ( 18/12/2007 17:45)
Sarotra ho an'ny Fiangonana rehetra misy no tena hoe: miray. Toy izany koa, sarotra ho antsika kristiana no tena mikambana ho Iray. 1 - Inona no olana na sakana araka ny hevitrao? 2 - Inon... tohiny
novalian'i prime ny 10/01/2008 11:44
salmo1 ( 17/12/2007 21:19)
Vaovao vao nande teo tamin'ny TV. - rangahy silamo 58 taona anakiray natao raharaham-panambadihana amin'ny ankizivavy silamo vao 8 taona. - rangahy silamo 30 taona anakiray natao raharaham-panam... tohiny
novalian'i fijo ny 28/12/2007 22:30
LazaDaddy ( 17/12/2007 11:28)
naninona i Jesosy no nanome famantarana marobe mikasika ny andro farany?... tohiny
novalian'i prime ny 28/12/2007 07:53
soanja ( 16/12/2007 13:50)
Mba faly zany aho androany fa sambany nandray taratasy na vaovao avy amin'ny Ambasadintsika eto US- Washington DC- hatramin'ny efa elabe. Ny tena nahagaga ahy anefa dia taratasy fanangataham-bola ho... tohiny
novalian'i Papoose ny 22/12/2007 21:56
niryna ( 15/12/2007 18:07)
MIARAHABA ANTSIKA REHETRA TRATRY NY ANDRO FIRAVORAVONA DIA NY NAHATERAHAN'ILAY KRISTY MPAMONJY NY REHETRA. MISAOTRA AN'NY TOMPO FA MBOLA NOMENY HERY HIANTSO ,HIDERA ARY HANKALAZA NY ANARANY HATRANY.... tohiny
niryna ( 14/12/2007 07:59)
Ahoana izany? Raha manam-pitiavana amin'ny olona na namana na fianankaviana isika dia mila mananatra azy hono raha mahafantatra fa tsy mety ny ataony,satria raha mahafantatra isika ka tsy miteny dia i... tohiny
novalian'i niryna ny 17/07/2006 21:38
tynah ( 12/12/2007 19:55)
Avy amin'inona ny voyance? avy amin'ny herin'Andriamanitra sa herin'ny inona? Misy mantsy toa manonona ny anaran'Andriamanitra , misy koa miantso an'i satana nefa dia maro tokoa ny manao azy io . Ana... tohiny
niryna ( 12/12/2007 18:29)
Amin'izao fitsingerenan'ny fetin'i kristy izao dia mankalaza izany ny kristiana rehetra eran-tany,manomana izany isika" 1- herinandro voalohany dia ny fanantenana (hope) Izay manana an'i kristy dia ... tohiny
novalian'i niryna ny 27/12/2007 13:35
Fody ( 12/12/2007 13:31)
Misy Andriamanitra ary lazaina fa Fitiavana. 1 - Nahoana anefa no misy ny olona mijaly? 2 - Nahoana no misy ny tsy fitoviana saranga, misy ny ambinina amin'izay ataony rehetra nefa misy ny tsy m... tohiny
novalian'i fijo ny 26/12/2007 23:38
ari.malala ( 11/12/2007 12:21)
Misy ilay mivazavaza mitondra haut parleur mankadilo sofina ireny oa zany eo ambanin'ny tranonay refa alahady hariva, fa tena tafintohina kely mints za tam tapabolan'ny alahady teo ts nihaino azy à v... tohiny
niryna ( 10/12/2007 05:27)
Rehefa natao ny fitsaboana nandritra ny taona maro dia tsy maintsy nodidiana ity rangahy. Tsy azo atao anefa ny fandidiana aza miaraka fa tsy mahazaka ny vatany ka natao aloha ny fandidiana iray ary d... tohiny
novalian'i niryna ny 17/07/2006 20:13
bimanoa ( 10/12/2007 04:48)
miala tsiny fa @ teny vahiny, nanohina ny fo nefa d zaraina amintsika ! Vous rappelez vous de mon anniversaire? Comme vous le savez tous, la date de mon anniversaire approche. Tous les ans, il y ... tohiny
novalian'i niryna ny 11/12/2007 05:52
endrika01 ( 09/12/2007 13:48)
Voalohany indrindra dia misaotra ireo namana marobe namaly t@io loha-hevitra io tary aloha. Ilaina fototra mafy ny Finoana mba ho tsara horona. ka indro aho miverina indray mitondra ity hev... tohiny
novalian'i endrika01 ny 03/02/2008 13:12
Kwasi ( 09/12/2007 10:52)
afo
Samy hafa ve ny afo izay mahazatra antsika ety an-tany sy ilay hoe afobe any @ helo? Ilay afo ety an-tany manko dia mahakila forehitra, izany hoe raha atsipy ao ianao dia lasa lavenona, ary tsy mis... tohiny
novalian'i Veloo ny 13/12/2007 01:44
niryna ( 09/12/2007 08:13)
[color=blue]Izay olona anarina matetika ka mihamafy hatoka Dia ho torotoro tampoka, ka tsy hisy fahasitranana.Oha 29:1 [/color] Inona no hevitra tian'ny soratra masina lazaina amin'izany? [b]Fa ... tohiny
novalian'i niryna ny 12/12/2007 18:05
bosista ( 08/12/2007 14:42)
mba misy mahatsiaro an'Andriamnitra ve ny sasany amin-tsika(isika kristianina) alohan'ny hanao firaisana ara-nofo? zany hoe ny tiako hambara mila tso-drano Aminy mba ho tahiny amin'izay atao indrindra... tohiny
novalian'i fijo ny 26/12/2007 23:55
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 3.7031