Fivavahana, finoana

rakapy ( 17/01/2008 00:10)
Raha hiverina i Jesosy dia manana tsindry mandry ny tenako fa dia ireo Kristianina milaza fa mpanara-dia azy sy mpankatoha azy ihany no hamono sy hanaratsy azy. ... tohiny
novalian'i rakapy ny 18/01/2008 02:53
rakapy ( 16/01/2008 23:07)
Ireo anarana ireo no mampifandripaka sy mampiady ny olombelona matetika satria dia samy milaza ny azy ho marina avokoa. Ka nefa hatram'izao dia A/tra iray ihany no mbola hinoana dia ilay tsy Toha Nah... tohiny
novalian'i soanja ny 18/01/2008 00:52
fijo ( 16/01/2008 22:16)
hoanareo mpino,moa ve fahotana ny mitovy hevitra amin'ny tsy mpino????raha vao mitranga mantsy izay ato,dia avy ny mpino sasany manenjika mafy ilay namany.... tohiny
rakapy ( 16/01/2008 21:46)
Ialana tsiny eto ampiandohana raha toa ka manafintohina ny voakasika ilay lohanteny. Raha mandinika ny ankamaroan'ny mpino kristianina ny tenako dia mahita sy mahatsapa fa TAHOTRA sy AKIVINA ary ny AK... tohiny
novalian'i rabaribe ny 05/02/2008 08:00
rabingogilabanga ( 16/01/2008 15:21)
Ny mpino foana no attaquer-na tato ho ato, normal izany satria, izy ireo no mitarika ny olona hanaraka azy, fara faharatsiny izany, mba anontaniana izy hoe: [b]inona no inoanareo?[/b]; misy ny rsy lah... tohiny
Ylly ( 16/01/2008 11:49)
[b]Mivavaka: Inona no ilana azy? Mahery sy mahomby ny vavaka.[/b] Rehefa mivavaka amin’ilay Andriamanitra Tsitoha izay nanao ny lanitra sy ny tany isika: dia toy ny mandeha mihitsy any amin... tohiny
midjoh ( 16/01/2008 07:51)
Tsy haiko intsony hoe iza no tena Finoana Marina fa otrany ndraindray marina, ndray ndray otrany BUSINESS ny egliz !!! :evil:... tohiny
novalian'i prime ny 25/01/2008 13:48
niryna ( 15/01/2008 07:44)
Tsy avy amin'ny herin'ny tenantsika tokoa mantsy ny fitorina sy ny fahalalany ny tenin'Atra fa avy amin'Atra irery.Ary fahadalana ho an'izao tontolo izao izany fitorina ny teniny izany. [i]16 [u]Ne... tohiny
novalian'i niryna ny 18/01/2008 06:04
LazaDaddy ( 15/01/2008 06:59)
Hoy i Paoly: [i]"Manaraha ahy tahaka ny anarahako an'i Kristy"[/i] 1) Mbola misy mpitarika -tsy sandoka- sahy mijoro tahaka an'i Paoly ve ankehitriny ka sahy hilaza hoe: "manaraha ahy"? Raha t... tohiny
maevanantenaina ( 14/01/2008 18:45)
Mba te hafantatra hevitr'olona momba ny famelan-keloka aho! Voatery tsy maintsy mamela heloka ve ny olona amiko mantsy " le pardon ça se mérite" ka tsy haiko hoe diso ve ny hevitro.Mba valio raha ma... tohiny
todisoa2 ( 14/01/2008 12:35)
Ahoana ny hevitrao raha ilazaiko fa mbola tena anjakan'ny kolikoly ny Fiangonana Lehibe? Ialako tsiny etoana raha tezitra hianao ka ilazaiko ny nanjo ahy. 3 volana lasa izay dia nisy test nampanao... tohiny
niryna ( 13/01/2008 23:27)
Fianarana no nomeko anareo, mba hanaovanareo araka izay nataoko taminareo.Izay efa nandro tsy mila hosasana, afa-tsy ny tongotra ihany, fa efa madio avokoa; ary hianareo dia madio, nefa tsy hianareo r... tohiny
novalian'i niryna ny 14/01/2008 13:14
xxx ( 13/01/2008 12:30)
Fivavahana sy finoana izy ity no sady eritreritra mandalo. Hono ho aho? ho an'i kristianina dia i Adama sy Eva no olona voalohany teto ambonin'ny tany izay Andriamanitra no nahary azy roa ireo, dia n... tohiny
novalian'i fijo ny 16/01/2008 21:53
niryna ( 12/01/2008 07:51)
Ho an'Andriamanitra hatrany anie ny dera sy laza ary ny voninahitra,ary ho antsika tsirairay manaraka ity fandaharana ity ny fahasoavana avy amin'ny kristy Tompontsika. Amena Ny fampiharana ny fivava... tohiny
novalian'i niryna ny 13/01/2008 22:14
LazaDaddy ( 11/01/2008 00:44)
[i]“Ary amin'izany andro izany Jerosalema dia hataoko vato mavesatra ho an'ny ny firenena rehetra, ka haràtra dia haràtra izay rehetra mivesatra azy; ary ho tafangona hamely azy ny firenena rehetr... tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 30/01/2008 12:27
niryna ( 10/01/2008 07:11)
[b]Ary indro, avy faingana Aho; sambatra izay mitandrina ny tenin'ny faminaniana amin'ity boky ity. Indro, avy faingana Aho; ary eto amiko ny famaliako, mba hamaliako ny olona rehetra araka ny asan... tohiny
novalian'i niryna ny 12/01/2008 04:25
bosista ( 09/01/2008 15:35)
Manaona daoly, mba manontany zaho hoe raha ho tonga i kristy sandoka,aiza ny firenena hiaviany? gasy ve lery sa jiosy ihany sa ...frantsay sa amerikanina sa ...?avy secte sa tsy secte...iza no afaka ... tohiny
novalian'i fijo ny 15/01/2008 22:21
tontavao ( 09/01/2008 11:10)
Fa maninona tokoa ho aho ny [u][i][b]fivavahana vahiny[/b][/i][/u] (kristiana indrindra indrindra) ankoatry ny katolika angamba amin'ny tranga sasantsasany no manenjika ny fomba amampanao gasy (tromba... tohiny
novalian'i prime ny 25/01/2008 13:56
niryna ( 09/01/2008 07:15)
11 Fa iza no olona mahalala ny ao am-pon'olona afa-tsy ny fanahin'ny olona izao ao anatiny ihany? Ary toy izany koa,[u] tsy misy mahalala ny ao am-pon'Andriamanitra afa-tsy ny Fanahin'Andriamanitra ih... tohiny
novalian'i celesy ny 28/01/2008 08:35
niryna ( 08/01/2008 18:55)
Nisy adi-hevitra izahay omaly: Marary mafy,tsy miasa,mikorosofahana ary mitady sakafo vava-homana enina isan'andro izy mivady.Samy tsy miasa izy mivady,nanana ny ampy(vola,harena,fiara,niroba) ary dia... tohiny
novalian'i niryna ny 15/01/2008 05:57
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2521