Fivavahana, finoana

LazaDaddy ( 10/02/2008 20:37)
Inona ny mampazoto anao kokoa, ka tsy mila "ampahatsiahivina" ianao manao azy ary anokananao fotoana manokana bebe kokoa satria tianao ilay izy? - Mianatra ny Tenin'Andriamanitra? - Miara-mivavaka... tohiny
novalian'i fijo ny 12/02/2008 23:48
jorandys ( 09/02/2008 11:03)
Avy aiza kay ny vadin'ny Kaina sy Seta Zanak'i Adama sy Eva, moa ve tsy izy telo lahy ireo ihany no zanak'i Adama sy Eva(Kaina sy Abela ary i Seta taty aoriana)nefa dia nahita vady ihany izy mtsam, fa... tohiny
novalian'i fijo ny 13/02/2008 22:58
niryna ( 09/02/2008 08:20)
Ny tenin'Atra dia tsy azon'iza na iza ovaina.Matoa izy izay misy manova dia tsy mifanaraka ny fomba fiainany ilay izy araka ny sitrapony ary dia tiany hanarona ilay fahotana ao amin'ny fiainana iainan... tohiny
novalian'i niryna ny 15/02/2008 23:57
fijo ( 08/02/2008 21:26)
rehefa arahana ny fomba firesaka eto,dia izao no tsapa amianreo kristianina. ny mpino kristianin aprotestanta dia tsy mijery ary tsy mamakafaka izay ivelan'ny baiboly.(ny ankamaroany wa an)sao boo... tohiny
prime ( 07/02/2008 11:36)
Hoy ny tenin'ny RAD am-panahy lehibe iray nanambara fa raha tsy nisy rà latsaka tsy tanteraka ny famonjena... nefa izy ihany koa no nanamafy fa ny tenin'Andriamanitra mihitsy no mandrara ny fandatsah... tohiny
novalian'i prime ny 13/02/2008 12:37
ainaheri ( 07/02/2008 06:01)
Maro ireo mpino sasany zary manome tsiny sy manadino,refa tojo fahoriana na fahavoazana eo @ fiainany,ka minia manao Atra tsy misy raha tsy voavaly ny faniriany,raha namaky sy nitazona izy,nahita ilay... tohiny
fijo ( 06/02/2008 21:40)
mifanaritaka sy samy milaza ho tena mpanaraka azy aby ny mpino kristianina,ka hoy ny mpitazana,iza aminareo no tena mpandova azy e????... tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 09/02/2008 21:38
simplex ( 06/02/2008 15:07)
Fa ahoana aloha ny tsonjo no azo pehana fa ny hena tsy azo pehana ee? :) tsy mitovy ihany ve? :P... tohiny
endrika01 ( 06/02/2008 08:20)
Manao ahoana daholo ndray ary é!Mba misy afaka hanazava ve ny namana we inona no atao hoe\"FETIN\'NY LAVENONA\"CENDRE @teny vahiny!!!Misaotra tompoko!... tohiny
niryna ( 06/02/2008 08:20)
Efa namaky ity tantaran'i Melkizedeka ity ve hianao? Ao amin'ny Hebreo 7 no ahitanao izany Fa io Melkizedeka io, izay mpanjakan'i Salema sy mpisoron'Andriamanitra Avy Indrindra, ilay nitsena an'i ... tohiny
novalian'i niryna ny 07/02/2008 05:35
rafoko ( 06/02/2008 08:12)
Hono hoa tsimba mahatezitra anareo ve ra ny rainao manana ny lazany no ataon'nireo gafilo hira hotran'ireny ? sa ve le Santima no ambony de tsisy tsony ny reflex... tohiny
tahina119 ( 06/02/2008 05:55)
Miarahaba antsika rehetra @ anaran'i ,jesoa kristy, mahafaly ahy ny mba mamela hafatra ato @ forum ny @ ty resaka finoana sy fivavahana ity satria zava-poana tokoa ny fiainantsika raha misaraka @ Andr... tohiny
novalian'i tahina119 ny 08/02/2008 14:26
fijo ( 05/02/2008 22:06)
indray andro izay nisy nanontany hoe ny pretra ve tsy nanao voady momba ny tsy fanaovana? tamin'ny alahady teo aho dia nahita fandaharana izay nanaovana resaka tamin'ny taranak'i "papa clément 5" ... tohiny
niryna ( 05/02/2008 07:37)
[b]Koa amin'izany, satria efa nohamarinina tamin'ny finoana isika,[i] dia aoka isika hanana fihavanana amin'Andriamanitra amin'ny alalan'i Jesosy Kristy Tompontsika.[/i] Rom 5:1 [/b] [quote] Ry raha... tohiny
novalian'i niryna ny 09/02/2008 08:12
soanja ( 05/02/2008 03:29)
Isaorako izay namorona ity hira ity. Vavaka feno ho ahy isa-maraina vao afaka manohy asa hafa aho. http://www.youtube.com/watch?v=gCHdFGTx2G0 ... tohiny
novalian'i cutie ny 08/02/2008 22:51
rakapy ( 05/02/2008 02:57)
novalian'i prime ny 15/02/2008 14:46
ari.malala ( 04/02/2008 08:10)
Mba mahalasa saina ahy hoa, mety hisy ve olona ohatra hoe efa dokotera ny asany, d tapakevitra hanao mopera na hanao frera? satria misy frera mandrakizay fa ts manao mopera mantsy (miala tsiny @ hafa ... tohiny
novalian'i fijo ny 06/02/2008 20:53
LazaDaddy ( 04/02/2008 03:34)
Taloha na mpino na tsy mpino dia notandrovana fatratra ny maha virijiny ambara-panambady. Ankehitriny kosa efa betsaka ny tokatranomaso...Fivoarana sy fivelarana hono... Taloha dia taratry ny fahen... tohiny
ainaheri ( 02/02/2008 05:51)
Nisy fiangonan'ny namako zay ao dago ao,itanareo ny fiangonana misy an'ireny valopy isantelovolana ireny san isambolana? Notononon'ny dapasy tery ambony tery hono ny vola nomen'ny tsi11 sy ny anaran'n... tohiny
niryna ( 02/02/2008 02:34)
Hoy ity ramatoa ,nisaraka ny vadiko aho noho ny vono ,ny ratra ary ny fanaovany tokantrano maso tamiko. Tsy tantiko intsony ny niaina,ary tsy niraharaha izay fiainana intsony aho.Andeha hody aho,feno... tohiny
novalian'i niryna ny 06/02/2008 07:09
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 5.0949