Fivavahana, finoana
niryna
(
25/01/2008 06:53)
[b]13[u] Fa efa nantsoina ho amin'ny fahafahana hianareo[/u], ry rahalahy; kanefa aoka tsy ho entinareo hanaraka ny nofo izany fahafahana izany, fa mifanompoa amin'ny fitiavana.
16 Fa hoy izaho: ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 05/02/2008 20:57
betroka
(
24/01/2008 21:03)
Miarahaba amin'ny anaran'ny Tompo,
Tsy azoko tsara ny perikopa voaraiko ny amin'io alahady io :
I KORINTIANA 1.10 – 13,17
Raha azoko tsara dia toko 1°, and. 10 à 13 + Toko faha 17
Tsy misy tok...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 26/01/2008 00:06
midjoh
(
24/01/2008 11:36)
Heverina fôna mantsy h@zay fa avy amin'ny devoly ny ratsy. Ka iza ary no nampanao ratsy ny devoly na satana ??? :-w
Tsara ho marihina fa Andriamanitra no nahary izao rehetra izao ary Izy tsy Hamor...
tohiny
novalian'i fijo ny 25/01/2008 22:49
niryna
(
23/01/2008 08:02)
[b]Fa na iza na iza mitandrina ny lalàna rehetra, nefa diso amin'ny iray loha, dia meloka amin'izy rehetra.[/b]
Car quiconque observe toute la loi, mais pèche contre un seul commandement, devient...
tohiny
novalian'i niryna ny 26/01/2008 06:34
fijo
(
22/01/2008 23:19)
araka ny fikarohana nataon'i tony Boroughs généalogista amerikanina iray.dia fianakaviana maro ry jesoa.satria nisy ny zokiny (jaka)zanak'i josefa manokana ary nisy koa ny anabaviny(salome sy miriam...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/02/2008 23:02
ikaretsaka
(
22/01/2008 20:13)
Miarahaba!
Efa nalefan'i Pissoa (i Hery koa angamba efa nandefa) fa saingy tsy hitako ilay liens officiel misy ny hira faneva (ilay angalisy sy ilay teny rehetra) , video, tonony sns....
1...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 31/01/2008 02:56
fijo
(
22/01/2008 19:53)
dia mbola tena hita fa tsy mijery izay olan amisy sasany amin'ny fiarahamonina ihany ny mpino sasany????rahoviana vao hiova?
http://www.madagascar-tribune.com/Mise-en-garde-de-L-Eglise,4290.html...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 26/01/2008 00:00
LazaDaddy
(
21/01/2008 10:41)
Aleo aloha tsipihina fa [u]naompana ho an'ny Kristianina ito adihevitra ito[/u]
Betsaka ireo "mpanandro" no mitono-tena ho "kristianina" ka dia mahasarika ny "malemy finoana" tokoa izy ireny. Inona...
tohiny
novalian'i soanja ny 10/02/2008 23:33
niryna
(
21/01/2008 06:59)
[b] Koa amin'izany, satria misy vavolombelona maro be toy izany manodidina antsika toy ny rahona, dia[u] aoka isika koa hanaisotra izay rehetra mitambesatra amintsika mbamin'ny ota izay malaky mahazo ...
tohiny
novalian'i niryna ny 24/01/2008 18:27
niryna
(
20/01/2008 06:39)
Rehefa tonga i kristy hitsara ny velona sy ny maty dia izay tsy nibebaka dia ho lasa any amin'ny afobe? Dia hitomany sy hijaly ary ho may ny fanahiny "any no misy ny fitomaniana sy ny fikotroa -nify "...
tohiny
novalian'i prime ny 04/02/2008 13:46
jorandys
(
19/01/2008 15:54)
Notorotoroina tamin'ny fanahimasina, ça s'est passé comment? somary tsy azoko hoe ahoana no fitrangan'izany.:?:...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/01/2008 23:12
midjoh
(
19/01/2008 13:24)
Fa maninona misy zavatra CON-tradictoire otran'izao ny ao anaty baiboly e ? (tena hita mihitsy fa tsy ny tena ny baiboly tonga aty Dago na diso fandika ry zalà)
Maninona sakanana tsy ho marina koa...
tohiny
novalian'i prime ny 05/02/2008 12:26
dokotany
(
19/01/2008 09:34)
Raha ny fahalalako azy, ny hevitry ny teny hoe mivavaka = mangataka amin'Atra.
Voalaza ao amin'ny Baiboly fa izay mangataka no mahazo. Noho izany, normal ny mpino rehetra raha mangataka ho azy na miv...
tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 06/02/2008 23:48
niryna
(
19/01/2008 07:27)
Raiso izay fantatrareo fa marina,diniho ,lanjalanjao.Izay mino an'i kristy dia ny ataony koa no ataony ary mihoatra lavitra noho izany aza satria firenena malagasy erak'izao tontolo izao no torian'iza...
tohiny
novalian'i niryna ny 31/01/2008 08:12
Ylly
(
18/01/2008 20:51)
Enganie ka homba anao Jesoa
Hanadio sy hanazava
Hampahery lalandava
Enganie ka homba anao Jesoa
http://dailymotion.alice.it/mychannel/cuoreblu50/video/x3x62r_homba-anao-jesoa-fafah_music
vava...
tohiny
novalian'i turidro ny 07/02/2008 21:58
LazaDaddy
(
18/01/2008 11:50)
[quote=Susanne Winter]"in today's system" the Prophet Muhammad would be considered a "[b]child molester[/b],"...it is time for Islam to be "thrown back where it came from, behind the Mediterranean."[/...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/01/2008 22:53
niryna
(
18/01/2008 07:51)
Fa izay araka ny nofo dia mihevitra izay zavatry ny nofo; fa izay araka ny Fanahy kosa mihevitra izay zavatry ny Fanahy.
6 Fa ny fihevitry ny nofo dia fahafatesana; fa ny fihevitry ny Fanahy kosa f...
tohiny
novalian'i niryna ny 19/01/2008 11:53
rakapy
(
18/01/2008 05:12)
Mba nanao ahoana ihany no niafaran'i Ra patrice sy Maria izay? ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 02/02/2008 00:19
LazaDaddy
(
17/01/2008 23:16)
Midera an'Andriamanitra ny foko sy fanahiko fa tsy takatra heverina ny fitiavany ahy sy ny famindram-pony...Hihira ho an'i Jehova aho raha mbola velona koa.
Misaora an'i Jehova ry fanahiko, ary iza...
tohiny
novalian'i cutie ny 20/01/2008 15:22
xxx
(
17/01/2008 21:09)
Hoy ilay mpandinika Afrikanina iray
"Nasainy nivavaka aho, ary nasainy nikipy sy niondrika, rehefa vita ny amena dia nitraka aho, ka nijery akory ny hatairako fa ny baiboly no teo an-tanako ary ny ta...
tohiny
novalian'i xxx ny 27/01/2008 02:26
