Fivavahana, finoana

tontavao ( 08/01/2008 11:14)
Raha ny fivavahana na ny fandehanana ampiangonana tokoa mantsy no mampandroso ara-toekarena dia angamba ao anatin'ny dimy voalohany matanjaka indrindra ara-toekarena erantany i Madagasikara, nefa indr... tohiny
novalian'i prime ny 25/01/2008 11:44
LazaDaddy ( 08/01/2008 10:42)
Ho anareo ao Berlin: tandremo ny lehilahy mpanelaka misandoka ho vehivavy na dia tsy misarakotra lamba mainty be aza! http://inventorspot.com/articles/dance_club_gay_muslims_9662 ao Berlin!... tohiny
novalian'i fijo ny 10/01/2008 23:40
niryna ( 07/01/2008 07:44)
Tamin'ny voalohany [color=blue]ny Teny[/color], ary ny Teny tao amin'Andriamanitra, ary [color=blue]ny Teny dia Andriamanitra.[/color] [u]Izy dia tao amin'Andriamanitra tamin'ny voalohany.[/u] ... tohiny
novalian'i niryna ny 18/01/2008 20:35
ari.malala ( 07/01/2008 05:16)
Manahoana daolo, misy zavatra tsy azoko hoa t@ majy nitady an'i Jesoa e, tonga tao @ Heroda ry zareo de hoe aiza ny mpanjakan'ny jody vao teraka, de namory ny lohandohan'ny mpisorona i Heroda de tonga... tohiny
novalian'i fijo ny 09/01/2008 22:49
LazaDaddy ( 07/01/2008 05:04)
Nanambara i Jesosy fa toy ny tamin'ny andron'i Noah ny fiverenany, ary nanome famantarana be dia be Izy hiomanana sy hiambenan'izay mino Azy. Raha dinihina tsara dia misy sokajin'olona roa tamin'... tohiny
novalian'i prime ny 16/01/2008 15:36
tsiambaratelo ( 05/01/2008 18:28)
Hoan\'ireo namana tsy mba afaka manamboatra mofomamy,ny @io fety rahapitso io,na tsy mba afaka nanao voeux hoan\'ity taona vaovao ity.Dia occasion kely ity nefa tena mba nahomby,efa nanao aho t@taona ... tohiny
novalian'i endrika01 ny 03/02/2008 13:09
niryna ( 05/01/2008 04:20)
38 Efa renareo fa voalaza hoe: " Maso solon'ny maso, ary nify solon'ny nify" (Eks.21.24). 39 Fa Izaho kosa milaza aminareo hoe: Aza manohitra izay manisy ratsy anao; fa na zovy na zovy no mamely ta... tohiny
novalian'i niryna ny 07/01/2008 05:49
rakapy ( 05/01/2008 03:21)
Nahoana wa ny fiangonana sy ny fanjakana no mandrara sy manejika ny gay sy lesbien amin'ny lafiny rehetra?... tohiny
novalian'i cutie ny 18/01/2008 01:27
soanja ( 05/01/2008 00:57)
Raha tena mahavita ny zava-drehetra Andriamanitra, maninona raha fohanany any io Devoly devoly na Satana io fa io no tena manelingelina antsika? Izy manko tia antsika e! Amiko sao tsy misy io Sata... tohiny
novalian'i xxx ny 18/01/2008 08:10
niryna ( 04/01/2008 05:25)
[b] 27 Efa renareo fa voalaza hoe: " Aza mijangajanga" (Eks.20.14). 28 Fa izaho kosa milaza aminareo fa izay rehetra mijery vehivavy hila azy dia efa nijangajanga taminy tam-pony sahady.[/b] I... tohiny
soanja ( 04/01/2008 01:22)
Lasa ny saiko nandinika hoe raha mba i Jesoa mihitsy no nanoratra sy namela hafatra an-tsoratra ho antsika dia nilamina isika Kristianina e. Mino aho fa lafatra ny zavatra nosoratany. Efa nisy ny so... tohiny
novalian'i prime ny 15/01/2008 05:46
niryna ( 03/01/2008 22:33)
Inona tokoa no mahatonga ny olona tsy manaiky an'i kristy ho Mpamonjy sy Tompo? Hindramiko kely ity lahatsoratra ity ry kiranil a [b]Toutes les autres religions ont été fondées par des être h... tohiny
novalian'i niryna ny 05/01/2008 04:04
fijo ( 02/01/2008 22:23)
dia nanaraka nyjour de seigneur indray aho ny alahady 30/12/07 teo ary dia naheno ity teny ity tao amin'ny fandaharana momba ny finoana jiosy. i "hirsh jean" no miteny: hoy izy,i jesoa dia tsy nis... tohiny
novalian'i prime ny 14/01/2008 14:12
niryna ( 02/01/2008 17:06)
Misy rangahy iray niasa tamin'ny orin'asa nandritra ny 35 taona. Araka izany fahelana tamin'ny asa izany dia mazava ho azy fa tsara fiasa io rangahy io:Tonga ara-potoana ,tsy tara.Tsy mivoaka aloha iz... tohiny
novalian'i niryna ny 11/01/2008 07:38
rijadolly ( 01/01/2008 09:23)
http://www.linternaute.com/cartes/envoi/588674/1059206699/index.shtml (l)(l)(l)... tohiny
novalian'i niryna ny 05/01/2008 20:30
xl ( 31/12/2007 07:33)
Hitondra ambavaka ny taona vaovao 2008 isika rehetra ho hambinina, sy ho salama ary ho ela velona daholo xl... tohiny
niryna ( 31/12/2007 06:28)
Miarahaba antsika tratry ity faran'ny taona 2007 ity aho.Enga anie ny taona 2008,hitondra fiadanana,fifaliana,fahasoavana ary fametrahana ny fiainana ho eo ambanin'i Tompo mahery. Tian'Atra isika aha... tohiny
novalian'i niryna ny 05/01/2008 20:28
niryna ( 30/12/2007 07:16)
Efa naheno ny tantaran'i Lota ve hianao ( Gen 19)?Rehefa novonjen'Atra ny fianakavian'i Lota dia norarany tsy hierikerika kanjo: http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=GENESISY&toko=19&andininy=24-26&... tohiny
novalian'i niryna ny 06/01/2008 04:23
rakapy ( 30/12/2007 03:33)
Ho anareo izay mitompo teny fantratra fa ny baiboly no lalana sy fahamarinana ary fiainana. Ny baiboly dia voalaza fa tenin'A/tra nefa aoka ho fantatsika mazava fa nosoratan'olombelona izy io. Koa ... tohiny
novalian'i prime ny 14/01/2008 11:31
rakapy ( 29/12/2007 03:31)
Dia mba ahoana no mba fiehitreritrao Kristianina an'ireo mpitondra fivavahana kristianina maro be efa tratra nanao PEDOPHILIE sy nangalatra ary nanodikodina volan'ny fiangonana. Tsy hoe eo Mada ihany ... tohiny
novalian'i fijo ny 04/01/2008 23:42
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1761