Fivavahana, finoana

fijo ( 28/12/2007 22:34)
dia izay aloha ny fandraisako anjara eto tamin'ity taona 2007 ity,fa dia amin'ny taona vaovao indray aho miverina,koa tsy handao an tsika eto sosotra aho,fa hirary antsika kosa taona vaovao.ary hanten... tohiny
novalian'i cutie ny 03/01/2008 23:54
niryna ( 28/12/2007 12:59)
Mpanao sari-hosokoko ity rangahy ka nahita ilay mpitori-teny teny teo ambonin'ny alitara ary dia niangaviany ilay olona mba ataony sary,izay nataony solon'i kristy Mitovy izao izany ilay sari-hosodo... tohiny
novalian'i niryna ny 12/01/2008 02:11
hery ( 28/12/2007 09:23)
Aleo koa mba handefa hafatra ho an'ireo tsy mpino eto amin'ny serasera. Tsy vao izao, ary tsy vao ny Gasy, ary tsy vao ianao, no tsy nino teto antany. Betsaka izy ireo... hatramin'izay mihitsy, ary... tohiny
novalian'i fijo ny 04/01/2008 23:44
niryna ( 28/12/2007 06:33)
Hoy ilay olona nanontany hoe :Inona aloha no atao hoe "fahotana" e? Ary izay zavatra tiako sy mahafinaritra ahy no ataoko inona no olana amin'izany? Maninona no atao hoe ratsy ilay izy ka lazaina f... tohiny
novalian'i niryna ny 29/12/2007 08:23
fijo ( 27/12/2007 21:47)
raha ny nampianarina anay fony kely dia hoe i anjely gabriela no niseo tamin'i maria ,ary nilaza taminy fa hiteraka zazalahy izy ary ny anarany dia atao hoe jesoa. de vao nijery fandaharana momba n... tohiny
novalian'i fijo ny 04/01/2008 23:45
bosista ( 27/12/2007 15:52)
miarahaba antsika rehetra tratran'ny fety, ny tiako ho fantarina kosa amin'ity loha hevitra ity dia izao: toa tsy voalaza ao amin'ny baiboly na dia indray mandeha ary mandritra izay teo-polo taona ma... tohiny
novalian'i niryna ny 05/01/2008 20:38
niryna ( 27/12/2007 13:48)
Efa hita ombieny ombieny ary efa samy mahatsampa isika fa misy ilay Atra,marina izay voalaza ao anatin'ny teniny.Indraindray anefa dia mandratra ilay izy ka toherina foana ilay fahamarinana,na ny teny... tohiny
novalian'i niryna ny 04/01/2008 04:47
rakapy ( 27/12/2007 02:27)
Mba liana te ahafantra aho hoe maninona ny mpino Kristianina maro no mandrara mafy ny fanalan-jaza sy ny fampiasana capoty ary ny fanabeazan'aizana isankarazany.Ary maninona no fady ny miresaka sex a... tohiny
novalian'i rvando ny 26/05/2016 09:29
ari.malala ( 26/12/2007 12:16)
Mba lasa hoa ny saiko, t@ krismasy zay nivavaka tao am carmelite tao Ampasanimalo, de lasa teo ny saiko hoe ireto masera mihiboka ireto ve, mba toy ny olon-drehetra iany hoe mifanao ndry refa miresaka... tohiny
novalian'i fijo ny 04/01/2008 23:49
niryna ( 26/12/2007 06:10)
Fa hisy Kristy sandoka sy mpaminany sandoka hitsangana,ka haneho famantarana sy fahagagana hamitahany na dia ny olom-boafidy aza, raha azo atao izany.Marka 13:22 Ary izao famantarana izao no hanara... tohiny
novalian'i niryna ny 05/01/2008 20:10
soanja ( 24/12/2007 00:51)
Mifoha maraina aho dia faly mahita ny hazavan'ny masoandro mitsiky amiko. Ny ranomandry eny amin'ny tongotro no mamerina an-tsaiko ny tsiahy fa mangatsiaka ny tontolo. Ny fo ao anaty kosa mientanent... tohiny
novalian'i niryna ny 26/12/2007 05:53
bilakarenjy ( 23/12/2007 10:19)
http://bilakarenjy.multiply.com/music/item/285/HIRA_MALAGASY_KRISMASY_2007 Dia samia ho tahian'Andriamanitra daholo e!.... tohiny
niryna ( 23/12/2007 06:58)
Raha nitsidika ny tanindrazana aho dia nitamberina daholo ireny toerana feno rano maloto sy toerana ratsy tsy nisy na inona na inona ireny.Noho ny fivoarana anefa dia lasa feno trano mijoalajoala sy n... tohiny
novalian'i niryna ny 26/12/2007 05:36
fijo ( 21/12/2007 22:02)
hoantsika namana mpandray anjara mavitrika eto manokana no handefasako ity fiarahabana ity. na mino isika na tsy mino ny fahamasinan'io zaza io,dia samy mifety kosa ity andro ity. koa dia mirary... tohiny
novalian'i fijo ny 26/12/2007 23:13
Yfaralahy ( 21/12/2007 15:09)
Raha manana fisiana manokana ary ny fanahy raha oharina amin'ny vatana dia nahoana no tsy afaka mandeha tsy misy vatana ny olona fa fanahy fotsiny rehefa mbola velona? Raha tsy misy indray ny fan... tohiny
novalian'i xxx ny 02/01/2008 16:51
niryna ( 21/12/2007 06:51)
Lohateny : Hafatra ho an'ny rehetra. Miarahaba antsika rehetra aho, Alefako eto amin'ny eritreritra ity ary any amin'ny fivavahana.Ny antony dia mety misy tsy mandray anjara any amin'ny fivavahana .... tohiny
novalian'i niryna ny 26/12/2007 05:55
rakapy ( 20/12/2007 23:21)
novalian'i prime ny 08/01/2008 06:06
rakapy ( 20/12/2007 19:31)
Mba manotany tena aho mahita itony fiangonana milaza fa mandroka devoly itony. Tena mitombona ve fa devoly no roahiny sa ve de cinema be fotsiny? Tsy dia mampaninona ahy loatra izay fombany any fa ny... tohiny
novalian'i prime ny 08/01/2008 07:01
LazaDaddy ( 20/12/2007 06:50)
[u]Izaho secte satria:[/u] - Niala tamin’ilay fiangonana katolika lehibe izay nisy ahy nandritry taona maro - Tsy mifantoka amin’ny denomination noforonin’olombelona fa mionona @ anarana hoe K... tohiny
novalian'i prime ny 07/01/2008 10:42
niryna ( 20/12/2007 06:25)
Ahoana no fahazoanao ireto teny ao amin'ny soratra masina ireto? [quote]16 Fa potraka impito ny marina, nefa tafarina ihany; Ary ny ratsy fanahy kosa solafaka, raha azom-pahoriana. [Na: ka idiran-d... tohiny
novalian'i niryna ny 04/01/2008 04:58
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 6.4581