Ny Kristianina sy ny fanalan-jaza ary ny fanabeazan' aizana
1. rakapy
(
27/12/2007 02:27)
Mba liana te ahafantra aho hoe maninona ny mpino Kristianina maro no mandrara mafy ny fanalan-jaza sy ny fampiasana capoty ary ny fanabeazan'aizana isankarazany.Ary maninona no fady ny miresaka sex amin'ny ankamaroan'ny mpino eto an-tany?
novalian'i rvando ny 26/05/2016 09:29
2. cutie
(
27/12/2007 03:34)
tantara efa nandeha.
Ndraso fa ho avy eo ry zareo @ toriteny lava be :-d
Ndraso fa ho avy eo ry zareo @ toriteny lava be :-d
4. Jeankely
(
27/12/2007 05:18)
Tsy dia mila toriteny lava io raha sahala ahy. Aza adino fa tsy mitovy ny fomba fisainan'ny rehetra. Raha tena Christian araka ny voalazanao dia mitady izay ahasoa ny zava-boahary rehetra ary ny Olombelona hafa indrindra ny fikajiana azy. Mba valianao hoe midika inona ny fanomezana malalaka ny fanalan-jaza? Midika ve hoe manaova kilalao fitiavana etsy sy eroa dia esory avy eo? Raha mahasoa ny ho avinao dia tsy hitako izay maharatsy azy. Ny zavatra mety tsy takatrao dia samy natao hiarovana na ny fampiasana fanabeazana aizana aza ary mitovy ihany ny tanjona fa ny fomba fanehoana azy no mifanohitra. Ny vahaolana avadika OLANABE rehefa akaiky kely ny fandinika.
5. Bafota
(
27/12/2007 05:20)
Efa misy an'le mpitoriteny mora tezitra sy masiaka be iny ao fa mbola miomana kely izy dia hom avy,dia ataovy matevina ny solomaso fa ho lava ny taratasy hi hi hi:D
6. niryna
(
27/12/2007 05:45)
Jeankely:

=D=D ary dia ho tohizako ato ihany koa fa ny tenantsika dia tempolin'Atra ka saro-pady amin'ny zavatra rehetra.Tsy azo raviraviana na avela ho raviravian'ny olona.Voasoratra ao anatin'ny soratra masina daholo izany,mila mitandrina ny tena fa raha tsy mahataty dia alaivo vady ilay olona na manambadia azy ;-)
Ny fanalana zaza dia famonoana olona ary voasoratra ao anatin'ny didy folo ny aza mamono olona.
Ny fanaovana fiarovana dia araky ny mpivady izay te-hi-teraka sy mbola te hanampy zaza fa raha tsy maharaka intsony ny hoza-pe maninona no ampiana indray? Ny dikany nanaraka ny soratra masina ireo olona milaza fa tsy azo ariana ny tsironaina satria iny no mivadika olona,saingy io voalazako eo ambony io ny hevitro mahatonga ny olona hanao fiarovana.
8. niryna
(
27/12/2007 05:49)
Bafota:
Efa misy an'le mpitoriteny mora tezitra sy masiaka be iny ao fa mbola miomana kely izy dia hom avy,dia ataovy matevina ny solomaso fa ho lava ny taratasy hi hi hi:D
=))=))=)) ny tenin'Atra dia mampianatra antsika tsirairay hikatsaka ny fahamarinana hatrany.Mahery,mandratra fo fa amin'ny farany rehefa mamerimberina ilay fahamarinana voalaza dia miaiky fa fitiavan'Atra daholo izany.
Tsy mila solomaso akory hianao fa rehefa mandray izay tenenin'ny olona dia misaora an'Atra fa mbola nomeny fampihomanana mialoha.
Toy ny sabatra roa lela ny tenin'Atra ka sady maranitra no manindrona. Raha mahavoa mahafaty raha tsy mahavoa mahafanina :-*:-*
9. nandrianina1
(
27/12/2007 05:55)
merci niryna an!mba midira ranga atsy @ lohahevitra ray mafana atsy de mba omeo fahendrena kely ao a satria
ny tenin'Atra dia mampianatra antsika tsirairay hikatsaka ny fahamarinana hatrany
10. niryna
(
27/12/2007 06:03)
nandrianina1:
merci niryna an!mba midira ranga atsy @ lohahevitra ray mafana atsy de mba omeo fahendrena kely ao a satriany tenin'Atra dia mampianatra antsika tsirairay hikatsaka ny fahamarinana hatrany
Tsy misy fisaorana ka :D lohahevitra aiza izany tianao hidirako izany?
13. nandrianina1
(
27/12/2007 06:15)
f'inn le mampme an'i cutie e! ka marina zany fa mila manam-pahendrena hamaly an'io ko
14. niryna
(
27/12/2007 06:15)
nandrianina1:
Ary Jesosy ve nanana sipa t@ zany andro izany? Iza? Firy?
Hay ve iny e,ka tsy dia lanina amin'ireny olona ireny ny fitoriana ny filazan-tsara satria na dia hitory sy hanazava azy eo aza isika raha tsy Atra mihitsy no manova ny fony tsy hiova izy.:cry::cry:
Izany no tsy nandraisako anjara toa ireny.
:D tsy fantatro indray izany fa tsy voasoratra ao anaty baiboly :D Fa ny fantatro dia natao sorona toy ny fanatitra biby tsy nisy kilema izy :arrow: noho izany dia Izy no natao sorina ho antsika olombelona rehetra eto an-tany amin'ny maha zanak'ondry tsy nisy kilema,tsy nanana ota Azy.Naka ny nofo mitovy amintsika Izy ary nahita ny fahorian'ny olona ka dia nomeny fampaherezana koa ireo izay manaraka azy fa hijaly mitovy azy na dia Fanahy velona aza dia naka endrika olombelona ary Izy irery ihany no maty ka nitsanga ary mbola hiverina,tsy misy na iray aza mitovy aminy hatramin'izao :D
15. yuka
(
27/12/2007 06:19)
Ny tenin'Andriamanitra dia milaza mazava hoe:maroa fara,mamenoa ny tany:lol::lol::lol:
16. nandrianina1
(
27/12/2007 06:21)
eo zany no miditra le we "tsy nisy nahavita ny vitan'ny Jesosy ra tsy Jesosy"
18. nandrianina1
(
27/12/2007 06:32)
yuka:
Ny tenin'Andriamanitra dia milaza mazava hoe:maroa fara,mamenoa ny tany:lol::lol::lol:
raha tsy maharaka intsony ny hoza-pe maninona no ampiana indray
20. niryna
(
27/12/2007 06:40)
yuka:
Ny tenin'Andriamanitra dia milaza mazava hoe:maroa fara,mamenoa ny tany:lol::lol::lol:
:D dia araho ary ny tso-drano hoe mitera fito lahy sy fito vavy e.
Ny fanaovana fiarovana dia tsy mahatonga ilay mpivady ho any amin'ny afobe akory :D ny miteraka kanefa tsy miraharaha na tsy manome fitiavana izay ilain'ny zanany no hamaly izy hamaly an'Atra :D tonga teto an-tany izy ireo 14 noho ny sitraponareo kanefa dia navelanareo nitoreo.:D