Fivavahana, finoana

LazaDaddy ( 04/02/2008 03:34)
Taloha na mpino na tsy mpino dia notandrovana fatratra ny maha virijiny ambara-panambady. Ankehitriny kosa efa betsaka ny tokatranomaso...Fivoarana sy fivelarana hono... Taloha dia taratry ny fahen... tohiny
ainaheri ( 02/02/2008 05:51)
Nisy fiangonan'ny namako zay ao dago ao,itanareo ny fiangonana misy an'ireny valopy isantelovolana ireny san isambolana? Notononon'ny dapasy tery ambony tery hono ny vola nomen'ny tsi11 sy ny anaran'n... tohiny
niryna ( 02/02/2008 02:34)
Hoy ity ramatoa ,nisaraka ny vadiko aho noho ny vono ,ny ratra ary ny fanaovany tokantrano maso tamiko. Tsy tantiko intsony ny niaina,ary tsy niraharaha izay fiainana intsony aho.Andeha hody aho,feno... tohiny
novalian'i niryna ny 06/02/2008 07:09
fijo ( 01/02/2008 22:50)
be loatra ny anarna maria ao anaty baiboly,ary mifamaofao be hoan'izay nandinika izany. ka sao dia fanahiniana natao be io,hisavoritahana tsy ahitana izay tena marina?... tohiny
novalian'i fijo ny 06/02/2008 21:04
tsinjo ( 01/02/2008 06:19)
fa maninona kay no tsy voasoratra ao anaty baiboly ny fiainany jesosy taminy fahatanorany ? inn ny antony misy zvt nataony ts tiana ha fantatra ve taminy izy tanora ? ... tohiny
novalian'i soanja ny 17/02/2008 05:43
rakapy ( 01/02/2008 01:16)
Toa mahagaga ihany fa na ny samy kristianina aza dia mifanipaka @ resaka baiboly. Misy ny milaza hoe ao anaty baibolinay sy hoe ao anaty baibolinareo??? Ka nefa dia samy mitono tena hoe mpanara-dia a... tohiny
novalian'i coopsal ny 07/11/2008 08:40
LazaDaddy ( 31/01/2008 20:56)
1) Misy olona ve "impossible" amin'Andriamanitra ny hamonjy azy, ahatonga azy ho tena mpanara-dia an'i Kristy? 2) Raha misy, iza? 3) Raha tsy misy, andeha faingana hitory ny filazantsaran'ny fan... tohiny
novalian'i cutie ny 09/02/2008 06:35
hery ( 31/01/2008 07:49)
Betsaka mihitsy tato ho ato ny fanontaniana mipetraka momba ny finoana katolika. Fahasoavana daholo izany satria matoa liana ny olona dia misy zavatra mahaliana ao izany. (Tahaka ilay ohatra nataoko i... tohiny
novalian'i fijo ny 07/02/2008 22:52
fijo ( 31/01/2008 05:22)
http://www.madagate.com/reveillon-malgache/index.php?module=photoalbum&PHPWS_Album_id=12&PHPWS_Photo_op=view&PHPWS_Photo_id=308... tohiny
betroka ( 30/01/2008 22:08)
Voatendry hitari-bavaka alohan'ny famakiana ny Tenin'ny Soratra Masina aho amin'ny alahady. Misy afaka manome ohatra ve ? Tsy voatery ho lava akory, misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i niryna ny 01/02/2008 08:56
niryna ( 30/01/2008 19:20)
Ny teny izay nampianarina eto dia voasoratra ao anaty baiboly avokoa,tambazako izay mahita soratra miteny hoe[b] " ny afo fandiovana dia izao..."[/b] Tsy sanatria aho miantsy ady a,fa mba tiako ho vo... tohiny
novalian'i herinoels ny 30/08/2016 18:49
LazaDaddy ( 29/01/2008 23:18)
"Ary ravehivavy dia nitafy lamba volomparasy sy jaky ary niravaka volamena sy vato soa ary pèrila sady nitana kapoaka volamena teny an-tànany, feno zava-betaveta, dia ny zava-maloto momba ny fijanga... tohiny
novalian'i fijo ny 08/02/2008 21:18
ari.malala ( 29/01/2008 14:22)
Mahalasa saina ahy ny fomba niantsoan'i Jesoa andry Piera sy André... teo am-panjonoana de hoe ndao manaraka ahy d lasa, d amzao fotoana izao, ankoatry ny relijiozy izay manokana ny fiainany @ fanara... tohiny
novalian'i niryna ny 01/02/2008 09:43
veromahefa ( 28/01/2008 10:39)
Voalaza ao amin'ny Soratra Masina hoe : [b]"Aoka ny vehivavy tsy hitafy fitafian-dehilahy, ary aoka ny lehilahy tsy hitafy fitafiam-behivavy, fa izay rehetra manao izany dia fahavetavetana eo anatreh... tohiny
niryna ( 28/01/2008 06:02)
Nivavaka nandritra ny dimy ambin'ny folo taona ity ramatoa na andro na alina izany.Ny vadiny kosa dia reraka ka dia tsy nivavaka niaraka taminy intsony.Tsy mahita fifaliana,fiadanam-po ary toa tsy met... tohiny
niryna ( 26/01/2008 07:57)
Isan-taona dia misy fanomezana ra maimaipoana ao amin'ny toeram-piasana.Ny any amin'ny hopitaly moa dia mivoha isan'andro.Misy fianakaviana marary ka tsy mahatakatra ny vidin'ilay ra dia miangavy ny h... tohiny
novalian'i niryna ny 13/02/2008 06:35
betroka ( 25/01/2008 22:23)
Faly tokoa aho fa ny dinika "fivavahana sy finoana" no mahasarika olona be indrindra (androany : 67942) 2) Ny fitiavana (54574) 3) Hatsikana sy lalao (50211) Mampalahelo fa ny vetso serasera no far... tohiny
novalian'i fijo ny 29/01/2008 22:26
ikaretsaka ( 25/01/2008 17:29)
Tsy Pub akory fa mba hijerena ny realite. http://fr.youtube.com/watch?v=w7ynqPKBrPg ... tohiny
novalian'i fijo ny 07/02/2008 22:56
mpanarivo ( 25/01/2008 14:52)
iza no mety hanome fanazavana ho ahy ny @ fomba hihinananreo kristianina ny biby tahaka ny (kisoa). ary aiza ny porofonareo fa azo hanina ny (kisoa) ianareo v izany mamorona sa tsy miraharaha ny te... tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 09/02/2008 06:31
todisoa2 ( 25/01/2008 12:57)
Inona no tena fomba fivavahana marina. Izany no lohahevitra tiako apetraka. Izany hoe inona no système de prière tokn hapetraka mba hampivaly ny vavaka izay atao. Mila valiny avy aminao Namana seras... tohiny
novalian'i rhanitra ny 09/02/2008 21:27
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3707