Fivavahana, finoana
soanja
(
22/02/2008 04:58)
Tsy tadidiko efa nisy namaly ve io azafady sa ahoana? tsy arako tsony manko izay forum efa lasa fa mba te hahalala aho raha mahavaly an'io izay milaza fa feno ny baiboly eny ampelatanany....
tohiny
novalian'i sasasasa ny 09/03/2008 15:45
LazaDaddy
(
22/02/2008 03:00)
Ianareo ve afe nahita na nilalao "sabaka" fahagola?[quote]Tsy misy satana fa ny saina no mampisy na tsy mampisy azy[/quote][quote]Tsy misy Andriamanitra fa ny saina no mampisy sy tsy mampisy azy[/quot...
tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 23/02/2008 05:15
badboy
(
21/02/2008 12:30)
Otran'ny tsy dia mino loatra ny fisian'andriamanitra ny scientifique!!
Ny "antichrist" koa tsy mino ny fisian'andriamanitra fa hoe devoly ihany no misy!
Ny mpino dia mino tanteraka, nefa toa tsisy m...
tohiny
novalian'i badboy ny 01/03/2008 10:40
tslem
(
21/02/2008 02:37)
Iaraha-mahalala ny zava-mitranga any Madagasikara amin'izao fotoana izao, tora-po kely avy amintsika tsirairay; miangavy mafy raha azo atao mba tsy asiana ady hevitra na iadiana hevitra an.Misaota ind...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/02/2008 20:53
LazaDaddy
(
20/02/2008 23:21)
Resaka matetika fanao eto, ary iraisan'ny besinimaro, rehefa miady hevitra momba ny Baiboly ny hoe: "jereo aloha ny dikateny Grika sy Hebreo" niandohana.
Misy anefa ireo hita sy manaiky fa ny baibo...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 24/02/2008 16:13
niryna
(
20/02/2008 08:27)
[b]9 Koa dia mbola misy sabata fitsaharana ho an'ny olon'Andriamanitra.
10 Fa izay niditra tao amin'ny fitsaharany, dia Izy koa no nitsahatra tamin'ny asany, tahaka an'Andriamanitra tamin'ny Azy.
...
tohiny
novalian'i niryna ny 01/03/2008 04:50
fijo
(
19/02/2008 21:29)
io moa no lohatenin'ilay fandaharana tamin'ny alahady tolakandro tao amin'ny la2.
ny mpandray anjara tao dia maro ny mpanoratra boky sy mpahay tantara,fa nisy pretra 3 koa tao dia :
-pere Hérvé Gi...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 22/02/2008 22:55
Fody
(
19/02/2008 20:19)
Nisy an’ity reaka ity koa mba tiana hangatahina fanazavana, na valiny mazava.
[quote]Mpandefa : arialy [ Valio ] 18-12-2007 20:12:20
Lohateny : resaka secte
Za manana olana be, misy olona...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 28/02/2008 14:59
Fody
(
19/02/2008 19:03)
Nisy resaka tsy vita hatramin'ny farany moa teto ka tiana mba hotohizina, satria miverimberina foana. Tsy inona izany fa ny resaka sampy sy ny fampiasana sary.
Tsy izay rehetra mampiasa sary akory ...
tohiny
novalian'i caprio ny 11/04/2008 19:55
soanja
(
19/02/2008 08:18)
Misy an'ity soratra ity izay mitondra zavatra goavana tokoa- dia ny Trinite masina- saingy nisy voadingana ny teo ampovoany. Aiza ary Erasmus hamerina ny zavatra nodinganiny teo ampadikana teny avy ta...
tohiny
novalian'i Rasiligaoma ny 23/02/2008 07:04
todisoa2
(
19/02/2008 07:46)
fanontaniana tsotra: '' mety amintsika mpanara-dia an' i Jesosy Kristy ve ny fisaonana raha sendra fahoriana?''
hivelatra koukou hatreo ny adihvt arakaraky ny fanoloranao hvt.:lol::lol::lol:...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/02/2008 21:36
tslem
(
19/02/2008 06:57)
Misy indraindray ny olana mianjady eo amin'ny fiainana, na tsy voatery hoe olana aza fa tanjona iray ho tratrarina.Mitaintaina, miahiahy manoloana an'izany zava-mitranga izany.Ny olona sasany milaza f...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/02/2008 21:59
niryna
(
19/02/2008 06:25)
ny fanatonana an'Atra dia misy fomba maro : ao ny fiderana Azy,fisaorana Azy,fanandratana ny heriny sy ny fitiavany nomeny antsika.
Misy fotoana koa anefa dia te-hanatona azy be be kokoa isika ka dia...
tohiny
novalian'i niryna ny 24/02/2008 00:55
Georgs
(
18/02/2008 23:16)
Miarahaba antsika rehetra.
Manao antso avo ho an'ny Malagasy monina aty Guyane Francaise (Amerique du Sud), izay manampanirina hitaiza ny finoana maha Kristiana Malagasy fa hijoro tsy ho ela ny Fiang...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 23/02/2008 01:09
LazaDaddy
(
18/02/2008 22:15)
Ampy amin'ny lafiny tsara rehetra...tsy ampiana ny fanahin'ny razana, sary sikotra, sampy le, diplaoma, fombafomba, tsianjery, ...
Jesosy Irery Ihany, Filazan-tsara soa :)...
tohiny
novalian'i yonikafopl ny 02/03/2008 10:09
niryna
(
17/02/2008 08:25)
Ny kristiana no jiro manazava ny manodidina azy,raha jiro tarafana dia tsy tokony atao ambany latabatra fa atao eo afovoany ka mazava daholo ny rehetra.
Ny kristiana dia toy ny olona rehetra ihany,...
tohiny
novalian'i niryna ny 24/02/2008 21:39
rakapy
(
16/02/2008 23:51)
Tsy ampy hoy aho ny baiboly satria: Io boky io dia toy ny boky guide ihany fa tsy mahalaza na mahavita ny fianinanao manotolo sy izay zavatra rehetra hiseho any aoriana any. Io boky io no fanovozana n...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/02/2008 22:10
rabingogilabanga
(
16/02/2008 11:25)
-ho anareo mpi-kritika fivavahana: hita fa [b]zaza vao nahita zavatra, ka manao excès de critique[/b], ny critique efa nisy ary t@ rennaissance no tena mafy be: ary ny mpino no nanao izany voalohany...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/02/2008 22:12
rakapy
(
16/02/2008 06:05)
Maro tokoa ireo olona izay mandany andro sy ron-doha @ fivavahana sy finoana nefa ny olana mianjady @ mpiara-belona azy izay eo ambany masony aza dia hodiany tsy hita na jerena akory. Mahay ny toko s...
tohiny
novalian'i tommykyle ny 26/03/2008 16:46
niryna
(
16/02/2008 04:46)
Ho an'ATra Irery ihany anie ny voninahitra ary ho antsika tsirairay ny fankasitrahana avy amin'ilay Zanany mpanavotra sy Tompontsika.Amena.
Maro ny fanontaniana apetraky ny ankizy ka mba zaraiko anar...
tohiny
novalian'i niryna ny 22/02/2008 06:18
