Fivavahana, finoana
niryna
(
05/03/2008 08:22)
Toa tsotra sady mora kely ity lalana arahintsika raha te ho any an-danitra isika.
Jereo anie ny teny ao amin'ny Romana e !
Hoy Ndrema:[b]Fa maninona no tsy mankany an-danitra isika ?[/b]
Hoy Na...
tohiny
novalian'i niryna ny 28/03/2008 05:44
fijo
(
04/03/2008 20:33)
Ambondrombe
Nifanandrina tamin’i Belzeboba ny Apokalipsy
mardi 4 mars 2008, par Hery A.
Imprimer cet article Enregistrer au format PDF envoyer l'article par mail title=
Nihantsy an’i ...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/03/2008 21:56
simplex
(
04/03/2008 16:59)
Tsy haiko ity na politika na finoana fa
http://www.madagascar-tribune.com/Nifanandrina-tamin-i-Belzeboba-ny,5180.html
ny hevitrao? :P...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/03/2008 23:22
todisoa2
(
04/03/2008 15:59)
raha mandinika ny baiboly hianao, d inona no hevitrao manoloana ny mety hoendriky ny fitsarana farany?:lol::lol::lol:
aza hadino ny ref @ baiboly e...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/03/2008 22:44
niryna
(
04/03/2008 07:50)
Raha mamaky ny tantaran'i Jakoba isika dia ahitana fananarana azo ampiasana amin'ny fiainana izany.
[b]0 vonjeo aho amin'ny tànan'ny rahalahiko, dia amin'ny tànan'i Esao; fa matahotra azy aho, fand...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/03/2008 22:59
Papoose
(
04/03/2008 05:28)
somary nampieritreritra ahy!
raha misy mpamosavy mandalo nefa ianao mivavaka ao an-trano, mbola andairan'ny mosavy ve ianao? ohatra hoe tsy afaka mihetsika na mangatsiaka tampoka na tsy fantro zay ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 25/03/2008 16:47
lagoon
(
03/03/2008 13:33)
"La Bible nous révèle qu'à la fin des temps, Satan va prendre une forme humaine et va, par toute une série de miracles et autres prodiges mensongers, tromper les hommes pour capter leur adoration,...
tohiny
novalian'i niryna ny 14/03/2008 03:23
xxx
(
03/03/2008 11:40)
aiza ho aiza ao aminy baiboly kay no misy anio teny io zé malala?dia misotra d ni mialo raha afaka manazava vao may tsara...
tohiny
novalian'i niryna ny 14/03/2008 03:06
rakapy
(
02/03/2008 22:15)
Mba manotany aho hoe inona no porofo fa tena zanak'Atra marina i Jesosy? valiny akaotran'ny baiboly no tadiavaiko. ...
tohiny
novalian'i prime ny 17/03/2008 11:40
Kwasi
(
01/03/2008 11:24)
Jesosy Kristy, ombieny ombieny, dia milaza azy ho ZANAK'OLONA. Nefa etsy ankilany dia mampiseho @ fampianarany sy ny famantarana (fahagagana) fa izy no ilay Mesia, Zanak'Andriamanitra.
:?::!:?????
...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/03/2008 22:35
niryna
(
01/03/2008 07:28)
Mizara "ticket"iray isan'olona an, omena fotsiny,tsy misy vola aloha,tsy misy filaharana ka tongava mijery ato raha fa ho faly sy ho ravo tokoa ny fonao ......(l)(l)(l)(l)(l)
[b]Fa ny vokatry ny ...
tohiny
novalian'i Rasiligaoma ny 22/03/2008 04:50
Kwasi
(
29/02/2008 12:38)
novalian'i fijo ny 04/03/2008 23:43
niryna
(
29/02/2008 09:22)
[b]3 Raha misy olona manao fampianarana hafa noho izany ka[u] tsy manaiky ny teny tsy misy kilema, dia ny an'i Jesosy Kristy Tompontsika, sy ny fampianarana izay mahatonga ny toe-panahy araka an'Andri...
tohiny
novalian'i niryna ny 01/03/2008 06:33
rabingogilabanga
(
28/02/2008 19:25)
Tsy zanakay sy rabilabila, na i niryna no resahako an!
voaresaky niryna, atsy ambadika ny ampahan'ity(kristianina sy tsy mpino) sujet ity, saingy ho generaliser-ko eto:
-andaniny ny zaza entre [...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 20/03/2008 05:35
niryna
(
28/02/2008 18:36)
Raha mihevitra ny tenako ho sarobidy aho dia miasa tsara any am-piasana,ary ho totosako tsara ny asa aman-draharaha rehetra.
Mahay mifanaraka ny vady aman-janako aho ,ny manodidina ahy ary mavitrika...
tohiny
novalian'i niryna ny 05/03/2008 06:11
Fody
(
28/02/2008 17:40)
Somary mahavarina ahy ilay resaka dikan-teny ity:
[quote]36. Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 19-02-2008 21:22:33
Lohateny : Re : Jesosy irery fotsiny ihany dia ampy :)
Fody> [u]Jereo eto[/u] fa r...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/03/2008 22:47
Fody
(
28/02/2008 14:39)
[b]- Jesoa: "Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Raha tsy mihinana ny nofon'ny Zanak'olona sy misotro ny rany hianareo, dia tsy manana fiainana ao aminareo".
- Fariseo: "Hataon'Ilehio ahoana ...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/03/2008 22:49
xxx
(
28/02/2008 13:30)
novalian'i fijo ny 05/03/2008 22:51
peugeot
(
28/02/2008 08:09)
ahoana ny hevitrao @ olona kristianina ,tsara ve izy ireny mihoatra ny slamo ?...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/03/2008 22:58
rakapy
(
28/02/2008 04:42)
Hanaraka an'iza ianao ry xana raha toa ka voaporofo ny fahamarinan'ny fikaroahana nataon'i James cameron sy Jackobovici Simcha momba ny taolam-balon'i Jesosy?
Raha toa mantsy ka mitombona ny fikaroha...
tohiny
novalian'i prime ny 11/03/2008 10:05
