Fivavahana, finoana

Fody ( 22/03/2008 10:26)
Nanokatra ity lohahevitra ity nyrina: "Ny tenantsika dia tempolin'Atra:ny sigara,toaka,rongony sns?". Nisy fanontaniana roa tonga tao an-tsaiko teo am-pamakina azy io. Saika hapetrako tany ireo fa... tohiny
novalian'i fijo ny 03/04/2008 21:20
fijo ( 21/03/2008 21:26)
jereo anie e, i bouda dia velona boudista,maty boudista. i mahome,dia velona silamo maty silamo. i krishna sa iza koa,dia velona indou ary maty indou. fa ity anareo ity no hafa sy mampanahy.fa v... tohiny
novalian'i fijo ny 04/04/2008 21:15
niryna ( 21/03/2008 18:28)
Raha tempolin'Atra ny tenantsika dia tsy azo simbana izany na amin'ny inona na amin'ny inona.Raha mifoka sigara tsy mitsahatra ny olona dia mety hiantefa amin'ny aretina toy ny cancer izany,raha mifok... tohiny
novalian'i niryna ny 08/04/2008 17:24
Fody ( 21/03/2008 14:20)
I Jesoa dia manao sarin-teny matetika, ilazana zavatra marina, mba hanampiny ny olona hahazo izay zavatra lazainy. Ohatra: I Jesoa dia nilaza fa ny fanjakan'ny lanitra dia toy ny voantsinapy http... tohiny
patrick2002 ( 21/03/2008 13:41)
efa mazava amintsika inona no hakalazaina @ paka kristianina ,fa izao mahare koa hoe misy ny paka jiosy ,dia lasa ny eritreritro inona no hankalazaina @ paka jiosy nefa ry zareo tsy mino an'i jesosy h... tohiny
novalian'i fijo ny 28/03/2008 22:19
todisoa2 ( 21/03/2008 12:51)
"Nahafoy ny aiko Aho, hanavotako anao....." Hira FFPM Efa nisy namana sera iray nandefasako io tonon-kira io. D zaraiko @ namana kou le iz. Aoka isika handinin-tena tsara @zao Paska izao. Hib... tohiny
ari.malala ( 21/03/2008 09:37)
1/Mahalasa kely ny saiko hoa, ny alakamisy masina hariva no namoronan'i Jesoa ny Eokaristia, ko manin no ny fanasany ny tongotry ny mpianany no Evanjely vakiana @ io andro io? 2/samy mananana ny fi... tohiny
novalian'i endrika01 ny 30/03/2008 14:54
niryna ( 20/03/2008 05:53)
Hiaraha mahalala fa be fanahiana ity fiainana ity,kanefa ny tenin'Atra dia manambara fa tsy tokony hanahy isika satria tsy misy mahay manampy ny andro na dia iray akory aza isika. Ny fahalalako an'iz... tohiny
novalian'i niryna ny 10/04/2008 14:51
hira ( 19/03/2008 03:22)
Manao ahoana daholo ô! Manavao aho @ ity forum ity, nefa efa mba mpamakimaky ihany ka mino aho fa mety misy afaka hanampy ahy ny torohevitrareo, ary isaorana anareo mialoha izany. Dans 1an et demi... tohiny
novalian'i moi ny 08/04/2008 11:23
jigs ( 18/03/2008 04:53)
Resa-be tokoa tato ho ato izay ity pasitera nilaza ho nanala devoly tany Ambondrombe ity. Ny hevitro aloha momba azy dia izao e: un imposteur! ita izao mihitsy fa olona efa nomanina mialoha ilay nasai... tohiny
novalian'i fijo ny 27/03/2008 23:19
endrika01 ( 17/03/2008 19:58)
Misy namana ve,mahafoy minitra vitsy amin\'ny fandaharam-potoanany trop chargés,mba hanasana tongotra ny namana na havana,na fahavalony,kamboty,marary...amin\'izao herinandro Masina izao!?... tohiny
novalian'i Rground ny 07/04/2008 08:44
ari.malala ( 17/03/2008 12:06)
JMJ/ALAROBIA-AMBATOMANGA. Les jeunes catholiques ont fait preuve d’une grande piété et autant d’engagement vis-à-vis de leur foi chrétienne. Ferveur et foi au rendez-vous «Je n’ai ja... tohiny
ari.malala ( 17/03/2008 09:50)
Ialako tsiny dieny mialoha raha sanatria manafintohina ity fanontaniako ity fa somary mivantambantana. Misy miteny foana hoe ny nofo manohitra ny fanahy moa sa manin manin ny asan'ny nofo... ka mba... tohiny
novalian'i niryna ny 20/03/2008 05:14
Rasiligaoma ( 17/03/2008 05:09)
Mba nanaitra ahy kely io Evanjely androany io: Satria nony niala i Pilato ka niteny fa tsy te ho tompon'antoka amin'i famonoana an'i Jesoa (Matio 27:24) dia namaly ny Jiosy hoe aoka "hiraraka amina... tohiny
novalian'i fijo ny 20/03/2008 22:22
niryna ( 17/03/2008 04:56)
Hiaraha mahalala fa ny fiainana rehetra dia mila an-dravola avokoa,io no tadivintsika,hiasantsika andro aman'alina ary ny tsy fanana an'io koa dia miteraka ilay toetra hivadika ka ahatonga hanao ratsy... tohiny
novalian'i niryna ny 10/04/2008 14:40
xxx ( 16/03/2008 11:51)
Ho anao kristiana, na tsy kristiana, na tsy mpino: Inona no ataonao hoe: [b]Fahafahana[/b]?... tohiny
Fody ( 16/03/2008 11:24)
Tsy fantatro na efa nandalo teto ity lohahevitra ity na tsia. Miteraka olana ankehitriny ny hoe: "Kristiana mivavaka ho an'ny vahoaka Jody". Ahoana no fahitanao an'io. Mety ve sa tsy mety? Ra... tohiny
novalian'i fijo ny 28/03/2008 22:28
ainaheri ( 15/03/2008 13:01)
Nanao aona ny fiainany taorian'ny nahafatesan'i Jesoa??... tohiny
karinah ( 15/03/2008 12:45)
Miarahaba , Lasa saina aho satria raha mino an'i Jesoa Kristy dia izy ihany koa hivavahana, ary misy teny ilay milaza oe raha misy vavaka ataonareo dia ataovy amin'ny anarako (Kristy) izany fa ho tan... tohiny
niryna ( 15/03/2008 11:40)
Mety ho azontsika an-tsaina ve ny fangirifirina nahazo ilay Mpanavotra ho afaka amin'ny fahotana ary Mpamonjy antsika teo ambony hazofijaliana mba ho ahazo ny fanjakan'ny lanitra raha mino Azy? Tsy... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 5.3149