Fivavahana, finoana

ainaheri ( 15/03/2008 13:01)
Nanao aona ny fiainany taorian'ny nahafatesan'i Jesoa??... tohiny
karinah ( 15/03/2008 12:45)
Miarahaba , Lasa saina aho satria raha mino an'i Jesoa Kristy dia izy ihany koa hivavahana, ary misy teny ilay milaza oe raha misy vavaka ataonareo dia ataovy amin'ny anarako (Kristy) izany fa ho tan... tohiny
niryna ( 15/03/2008 11:40)
Mety ho azontsika an-tsaina ve ny fangirifirina nahazo ilay Mpanavotra ho afaka amin'ny fahotana ary Mpamonjy antsika teo ambony hazofijaliana mba ho ahazo ny fanjakan'ny lanitra raha mino Azy? Tsy... tohiny
Rground ( 14/03/2008 22:09)
Voasoratra fa miha-ratsy hatrany ny tany, satria ilay ratsy no manjaka ary mangeja izao tontolo izao, mandrampiavin'Izy namorona ny tany sy ny lanitra ka amin'izany fotoana izany dia hiraraka ireo ... tohiny
fijo ( 14/03/2008 21:10)
efa haintsika fa ,i jesoa dia nahalala hoe hofaty izy raha vao mankany jerosalema,io fahafatesany io nefa dia voalaza fa nilainy mba ahavitany ny iraka. hiarahantsika mahalala koa fa mbola "sekta"r... tohiny
novalian'i fijo ny 19/03/2008 21:46
xxx ( 14/03/2008 17:44)
Ho an'ny mpino, ny tanasie ve izany dia fahotàna ihany koa satria mamono olona, ka raha olona mijaly ara-pahasalamàna tanteraka kosa ve no manao fangatahana io "tanasie" io tsy ho normale ihany??? ... tohiny
endrika01 ( 14/03/2008 12:55)
Ho hankalazain\'i Kristianina rehetra eran-tany amin\'ny Alahady zao ny fetin\'ny Sampan-kazo.Ity mba misy fanotaniana kely manitikitika ny saiko!Hoe: Moa ve rehefa ravina rehetra dia azo entina avoko... tohiny
fijo ( 14/03/2008 05:51)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/%2Bmami%2Bbasta/video/x4fl9d_mifona-aho-ry-raiko-o-mami-basta_music... tohiny
novalian'i fijo ny 19/03/2008 22:09
fijo ( 13/03/2008 19:55)
odorany ny fananany an-tapitrisa jeudi 13 mars 2008, par Nivo T. A. Imprimer cet article Enregistrer au format PDF envoyer l'article par mail title= Loza no nafitsok’ity raim-pianakavian... tohiny
ikaretsaka ( 11/03/2008 02:20)
Tsy haiko ity na tokony ho ato na ato na aia fa resa pivavahana ihany mao ka de: Ahoana tokao ny nahatonga ireny anarana fiangonana ireny.. tsy le hoe katolika sy protestant no tiako lazaina fa le... tohiny
lagoon ( 10/03/2008 19:12)
Ity ny tantaran'ireo Khazars izay manjaka ankehitriny ao @ Knesset sy eran'izao tontolo izao. Jiosy sandoka izy ireto,ary ireto no tena antsoina hoe sionista. Anjaran'ny tsirairay ny manavaka ny mar... tohiny
novalian'i niryna ny 05/04/2008 04:13
niryna ( 10/03/2008 12:01)
Ny fahasoavan'ny Tompo anie ho ao amintsika tsirairay avy hatrany.Ny fiadanana ,ny fitiavana ary ny famonjena no hirotsaka ao amintsika isan'andro isan'andro. Amena Fisaora hatrany no atolotro ho ant... tohiny
Fody ( 10/03/2008 11:23)
Somary mahavarina ihany ny fomba fiadiantsika hevitra ato, ary somary mahamenatra ihany indraindray. Ataoko fa tsara raha mba asina fibebahana kely izany amin'izao fotoana fihomanana amin'ny Paka izao... tohiny
novalian'i cutie ny 15/03/2008 23:42
niryna ( 08/03/2008 23:14)
[img]http://onemansblog.com/wp-content/uploads/2007/09/funny_bike.jpg[/img] Mety mihoatra an'izao entana izay aza ny entana entintsika ao amin'ny fiainana isan'andro ,fijaliana,fahoriana,faharerah... tohiny
novalian'i niryna ny 18/03/2008 12:05
rajoelina ( 08/03/2008 21:13)
Ra mpino, ratsy ve ny mi-PACHA:?: ;-)... tohiny
novalian'i fijo ny 13/03/2008 22:14
badboy ( 06/03/2008 15:53)
Charles Darwin no nametraka ny "théorie de l'évolution" refa avy nandinika ny fomba fivoaran'ny tontolo sy ny fahatongavan'ny olona teto antany: -Efa ela be no nisy ny tany sy ny fiainana alohan'ny... tohiny
niryna ( 06/03/2008 07:17)
Nanao fivoriambe niantsoana ny miaramilany sy ny anjeliny rehetra satana.Ny fifanarahana nataon'izy ireo dia trangan-javatra nisy marina tokoa ka meteza hamaky sy handinika tsara ary aoka tsy hovoafan... tohiny
novalian'i majesty ny 20/03/2008 09:15
ikaretsaka ( 06/03/2008 00:48)
ahoana indray ity?? http://fr.news.yahoo.com/afp/20080304/tod-israel-religion-judaisme-insolite-7f81b96.html ... tohiny
novalian'i fijo ny 12/03/2008 22:20
kabatritra ( 05/03/2008 20:01)
Tamin'ny herintaona dia nikatona ny fiangonanay fa betsaka loatra ireo nandeha tany amin'ny RNS. Amin'ity taona 2008 ity dia tsy nanaiky intsony pasitera ka dia olona iray monja sisa no mbola sahy han... tohiny
lagoon ( 05/03/2008 18:27)
Tonga hatrany izy ary nianatra niaraka t@ ireo boudhistes sy hindouistes. http://secretebase.free.fr/complots/religions/indejesus/indejesus.htm Ka fantany tsara ny fampianarana hindouisme sy bou... tohiny
novalian'i rakaroka ny 17/03/2008 18:49
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4362