Fivavahana, finoana

Fody ( 03/04/2008 10:44)
Misy namana moa milaza fa novaina ary tsy mifanaraka amin'ny Baiboly (Soratra Masina) ny Didy Folo voasoratra ao amin'ny katesizy katolika. ka indreto izy: http://www.vatican.va/archive/FRA00... tohiny
novalian'i fijo ny 23/04/2008 21:00
Fody ( 03/04/2008 09:14)
http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=JAONA&toko=8&andininy=1-11&dika= Noraisina manokana ity andalan-tsoratra Masina ity mba iadina hevitra eto. Misy namana iray izay mantsy milaza fa : "ny ... tohiny
novalian'i fijo ny 17/04/2008 21:30
majesty ( 02/04/2008 17:13)
Nomarihiko manokana ny tenin'ilay rangahy iray izay,hoy indrindra mantsy izy hoe : " Na tsy misy aza izany fara-andro izany dia toa mino aho fa tsy maintsy hifarana ihany izao tantaran'ny tany izao" ... tohiny
novalian'i fijo ny 09/04/2008 22:01
niryna ( 02/04/2008 16:00)
[b]Fa Izy nihodina, dia nijery ny mpianany ka niteny mafy an'i Petera hoe: Mankanesa ato ivohoko, ry Satana, satria tsy misaina izay an'Andriamanitra hianao, fa izay an'ny olona. Marka 8:33[/b] Manin... tohiny
novalian'i niryna ny 22/04/2008 15:31
rabingogilabanga ( 02/04/2008 11:15)
@ izao vaninandro izao, dia ny non-violence, sy ny tolerance no valeur avo indrindra: alors ny momba ny religion monotheista : Mahomet: sefo nitari-tafika, sy niady t@ [b]fahavalony hono[/b] Mo... tohiny
novalian'i majesty ny 08/04/2008 10:57
Rground ( 02/04/2008 08:24)
"Esprit de contradiction... disposition à contredire sans cesse" Inona loatra no manosika ny olona iray te-hanohitra foana e? Inona no vokany? Inona no fanafody?... tohiny
novalian'i majesty ny 10/04/2008 14:16
meva2 ( 01/04/2008 09:51)
Mba te hilaza kely ny hevitro aho amin'ilay post nataon'i majesty. Tiako ho faritana aloha fa izaho dia mino an'andriamanitra, nobeazina t@ fomba kristianina kanefa tia koa mahafantatra ireo "kara... tohiny
novalian'i soanja ny 12/04/2008 04:48
niryna ( 31/03/2008 17:29)
Ity misy tantara mbola mitranga hatramin'izao,tsy ao amintsika ihany fa manerana an'izao tontolo izao,misy ny olona izay lasa mino an'i kristy ary misy na torina aza dia vao maika manamafy ny fony iza... tohiny
novalian'i niryna ny 22/04/2008 15:43
majesty ( 31/03/2008 09:05)
Azo sokajiana ho antoko anankiroa ny finoana misy eto @ izao tontolo izao,ny antoko voalohany dia ny finoana Kristiana,ary ny faharoa dia ny mifanohitra amin'izay.Ny mampiavaka an'ireo finoana roa ire... tohiny
niryna ( 29/03/2008 17:10)
Fanilon'ny tongotro Sy fanazavana ny lalako ny teninao.[b]Salamo 119:105[/b]. Tamin'ny voalohany Andriamanitra nahary ny lanitra sy ny tany.[b]Gen 1:1[/b] Misy fiandohany daholo ny zavatra rehetra-n... tohiny
novalian'i niryna ny 14/04/2008 03:43
fijo ( 29/03/2008 05:53)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/mahaleo/video/xr8it_aminny-anaranny-ray_music... tohiny
niryna ( 27/03/2008 18:01)
Raha namaky ny soratra masina aho dia nahita ny tantaran'i Davida sy Goliata. Goliata ... ..[b]Ary nony nijerijery an'i Davida ilay Filistina ka nahita azy, dia nianjonanjona taminy, fa tanora izy sa... tohiny
novalian'i niryna ny 05/04/2008 04:38
fijo ( 26/03/2008 21:45)
.vao nahazo ny seza fiandrianana wa i lebeno,dia nivoak any tantara,fa kay tanora "hitlerianina i lery fahiny" heeee ,hafa ihany wa zampoly.ilay noporetin'i hitlera fahiny ny fireneny. .avy eo d... tohiny
novalian'i pissoa ny 22/04/2008 21:42
lagoon ( 26/03/2008 18:26)
Tonga dia lazaiko dieny izao fa tsy Témoin aho na Jesosy Mamonjy,na koa Apokalipsy,na koa hoe adala. Vidéo 8 maminavina ny zavatra mety hitranga atsy ho atsy ireto,tantara hiainana-tsika @ izao ora... tohiny
todisoa2 ( 26/03/2008 14:39)
reraka. tena reraka ara-tsaina. tantara efa nentiko teto @ sera no mbola misy tohiny. Resaka bourse izy ty. Nisy ny ''bourse d'ehange'', fiaraha-miasa t@ misiona norvegiana sy ny FLM. Fiantohana... tohiny
volatsara ( 26/03/2008 09:19)
miha maro sy mirongatra ny antokom-pinoana sy ny karazam-pivavahana @ zao androntsika izao, efa azo lazaina fa miaina ny andro farany araka ny voalazan'ny soratra masina isika!mila manana finoana tsy ... tohiny
xxx ( 25/03/2008 16:30)
Ny antoko mpihira FIDERANA dia faly manasa anao hanatrika ny antsam-panahy izay hataony ny 29 martsa 2008 amin'ny 7 ora hariva ao amin'ny Eglise Basilique Sainte Jeanne d'Arc 18, rue de la Cha... tohiny
Mandefitra ( 25/03/2008 12:08)
Matetika isika no variana mangataka foana rehefa mivavaka, fa tsy mahatsapa akory hoe efa namaly vavaka ang Andriamanitra. Saingy mety tsy ilay andrasantsika no valiny ka variana isika. Diniho ange t... tohiny
novalian'i daniella ny 08/04/2008 13:57
niryna ( 24/03/2008 17:39)
Nahoana no velona ny ratsy fanahy Ka sady tratrantitra no be hery? Ny zanany koa mitomoetra tsara eo anatrehany, Ary ny zafiny eo anoloany. Ny ankohonany miadana ka tsy manan-tahotra, Ary ny t... tohiny
novalian'i niryna ny 22/04/2008 17:03
niryna ( 24/03/2008 06:28)
Tratry ny fetin'ny paka avokoa isika rehetra !:-*:-* Nisy olona mivady nalefa nanompo an'Atra tany Israely.Vokatry fankahalana misy anefa dia misy mandefa taratasy fampitahorana foana izy mivady. ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 7.3938