Fivavahana, finoana

Fody ( 14/04/2008 09:07)
Ny Baiboly dia tsy Andriamanitra.... Mpanompo sampy izay milaza fa Andriamanitra ny Baiboly. Ny Andriamanitry ny Kristiana dia ilay Andriamanitry voalaza ao amin'ny Baiboly, fa tsy ny Baiboly... tohiny
novalian'i Kakou ny 19/06/2019 14:41
niryna ( 14/04/2008 04:26)
[b]5 Hidera Anao ny firenena, Andriamanitra ô; eny, hidera Anao ny firenena rehetra. 6 Ny tany efa nahavokatra; mitahy antsika Andriamanitra, dia Andriamanitsika[/b] Araka ny hidrerana an'Atra no... tohiny
novalian'i mimi ny 03/05/2008 08:16
lagoon ( 13/04/2008 10:12)
Efa novakianareo ve ity boky ity? "Les Deux Babylones " d'Alexandre Hislop. Mba vakio ,dia afaka mizara hevitra isika.Afaka télécharger-na ilay boky.... tohiny
novalian'i fijo ny 17/04/2008 21:11
rakaroka ( 12/04/2008 13:13)
Mba mahaliana ity "clip": [url]http://vids.myspace.com/index.cfm?fuseaction=vids.individual&videoid=27507531[/url] Ahoana ny hevitrao?....... tohiny
novalian'i cutie ny 28/04/2008 14:05
Fody ( 12/04/2008 03:13)
Aoka mba ho dialogue no hatao fa tsy monologue. Misaotra!... tohiny
novalian'i fijo ny 24/04/2008 21:30
niryna ( 10/04/2008 17:07)
Nisy olona niresaka tamiko fa hoe raha tsy manaja ny sabata isika dia tsy manaja ny didy folo,marina izany satria ao anatin'ny didy folo ny hoe manaja ny andro sabata. Ny fanontaniako dia hoe inona i... tohiny
novalian'i Ratomson ny 01/11/2017 09:21
rakapy ( 09/04/2008 07:46)
Misy zavatra manitikitika ny saiko ity. Efa ho anarivo taona maro isika zanak'olombelona no nivavaka sy nandany andro sy fotoana nivavaka. Maro ny aina nafohy. Maro ny zavatra simba sy nosimbaina. Mif... tohiny
novalian'i fijo ny 25/04/2008 20:30
soanja ( 09/04/2008 05:07)
Tany amboalohany dia tao anaty natiora no nanompoan'ny rehetra ilay andriamaniny. Io no fiangonana voalohany nisy ary natetika naneho ny momba azy tokoa Andriamanitra tamin'izany. Taty afara anefa d... tohiny
novalian'i fijo ny 16/04/2008 22:14
ikaretsaka ( 09/04/2008 01:09)
HO an'ny miteny anglisy http://news.yahoo.com/s/ap/20080409/ap_on_re_us/polygamist_retreat;_ylt=AnZOtp9PfTuJ_LLICInd3oes0NUE HO an'ny miteny frantsay http://cf.news.yahoo.com/s/05042008/3/world... tohiny
novalian'i fijo ny 11/04/2008 20:47
kiranil ( 08/04/2008 16:58)
Miarahaba, Hoy Jesosy Kristy: [quote][b]Mitandrema hianareo, fandrao ho voafitaky ny mpaminany sandoka, izay mankao aminareo amin'ny fitafian'ny ondry, fa ao anatiny dia amboadia mitoha izy. [/... tohiny
novalian'i pissoa ny 12/04/2008 11:17
pupuce ( 08/04/2008 14:05)
mpivavaka be ireo rafozako ,tsy maintsy mivavaka maraina atoandro hariva ,tsy matory raha tsy mahavaky baiboly Nefa mitsikera izao karazan'olona rehetra izao ,manenjika ireo tsy mitovy finoana aminy ... tohiny
Fody ( 08/04/2008 10:14)
FITSAPANA! FITSAPANA!... Misy ve ? Azo lazaina ve fa Andriamanitra dia mitsapa ny olona ? Raha eny satria nahoana ? Raha tsia omeo re ny antony e! Manasanao indray àry hitafa sy hidinika... tohiny
novalian'i Fody ny 05/05/2008 16:18
niryna ( 07/04/2008 18:16)
Ny teny ao amin'ny soratra masina(Ohabolana 1) dia manambara fa ny fatahorana an'Atra no voaloham-pahendrena.Nomeny fahendrena(wisdom) daholo isika ka tsy hoe akory Atra dia biby fampitahorana toy ny ... tohiny
novalian'i Fody ny 05/05/2008 16:08
ari.malala ( 07/04/2008 13:40)
Miarahaba ny lasaliana rehetra fa fetin'i St JEan Baptiste de la salle androany o! dia mirary soa!... tohiny
novalian'i nani ny 17/04/2008 14:48
ikaretsaka ( 06/04/2008 19:20)
Mba Eritreritra ho'a ity. Marina sy tsy azo iadian-kevitra fa samy manana ny fijeriny momban'Andriamanitra isika, samy manana ny fijeriny momba izay hanovozana ny relationship eo amin'Atra sy ny olo... tohiny
novalian'i fijo ny 09/04/2008 22:16
xxx ( 06/04/2008 15:41)
Nisy adihevitra iray izay nataon' ny namana momba ity resaka ity tao anaty katoloka.org Milaza ny hevitra koa aho eto e Maro no milaza fa ny Antson' A / tra de hoan' ny pretra sy relijiozy ihany ... tohiny
novalian'i soanja ny 14/04/2008 02:05
niryna ( 05/04/2008 07:27)
3 Fa ny molotry ny vehivavy jejo [Heb. vehivavy tsy vadiny.] dia mitete toy ny tantely avy amin'ny tohotra, Ary ny vavany dia malama noho ny diloilo; 4 [b]Nefa ny farany mangidy tahaka ny hazo mah... tohiny
novalian'i niryna ny 14/04/2008 01:26
fijo ( 04/04/2008 21:29)
ry zareo mpino an'i jesoa an,raha izao i jesoa no miverina eto,ka hanontaniana hoe : "inona kay no tena tianao hoataonay ?" dia mety ho izao no valiny: "ny tiako ,dia ny ahatonga anareo hanaraka ... tohiny
novalian'i fijo ny 09/04/2008 21:02
majesty ( 04/04/2008 06:51)
Nahita an'ilay lohahevitra napetrak'i rabingobilabanga tatsy aho ilay hoe "Kristy no ambony indrindra" dia nanaraka hatrany koa ny valin-tenintsika rehetra izay namaly an'iny dinika iny,ka nahatonga a... tohiny
xxx ( 03/04/2008 11:04)
"Tsy maintsy toriana ny Evanjely!" Iarahan'ny Kristiana manaiky io. Fa mialohan'io koa dia tsy maintsy iainana izy. Izany hoe: izay iainana no zaraina, ary izay zaraina dia iainana. Tsetsatsets... tohiny
novalian'i pissoa ny 18/04/2008 20:44
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.843