Fivavahana, finoana
nofy74
(
08/05/2008 14:37)
:arrow: Ahoana ireny fanafahana teny Ambondrombe ireny?
:?: :?: :?: ...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/05/2008 21:17
majesty
(
08/05/2008 13:59)
Nampianatra Jesoa;olona tsy omby dimy arivo lahy no nanodidina azy,ny vehivavy sy ny ankizy tsy tao anatin'io isa io;vahoaka betsaka izany,kanefa dia tsy nampiasa micro izy tamin'ny fampianarany,kanef...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/05/2008 21:18
Fody
(
07/05/2008 17:03)
Ny olona ipetrahan'ny demony ve manota sa tsia ?...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/05/2008 21:19
ikotoleta
(
07/05/2008 15:49)
:arrow: oué l jmj c tro bi1 jte di ms grav lol...
tohiny
novalian'i cutie ny 19/05/2008 22:58
majesty
(
07/05/2008 08:34)
Ny vehivavy foana no maro an'isa na dia hatrany am-piangonana aza,fa ny lehilahy saika ankavitsihana foana,dia mety ho azo eritreretina koa ve hoe any an-danitra dia ny mbola vehivavy no betsaka voavo...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/05/2008 16:28
majesty
(
06/05/2008 16:48)
Nahita an'ilay loha-hevitra nentin'i Badboy tatsy aloha tatsy dia nanokatra an'ity loha-hevitra ity:
Amin'ny fotoana ahafahanao manazava ny maha Atra an'Atra dia tsy Atra intsony izy izay; ny anton...
tohiny
novalian'i cutie ny 23/05/2008 21:56
ari.malala
(
06/05/2008 13:56)
T@ andro voalohany nitsanganan'i Jesoa ho velona dia niseho t@ mpianany izy ... ary nitsoka nanao hoe "raiso ny Fanahy Masina". Tato afara nefa rehefa miresaka am mpianany izy dia milaza foana hoe re...
tohiny
novalian'i jonah ny 13/05/2008 07:34
niryna
(
05/05/2008 17:38)
Raha miaiky ny fahotantsika isika, dia mahatoky sy marina Izy ka mamela ny fahotantsika sy manadio antsika ho afaka amin'ny tsi-fahamarinana rehetra.[b]1 Jaona 1:9[/b]
Mangataha, dia homena hianareo...
tohiny
novalian'i niryna ny 17/05/2008 00:21
ari.malala
(
05/05/2008 11:21)
I Jesoa talohan'ny niakarany any an-danitra nanafatra hoe manaova batemy ny olona rehetra amin'ny anaran'ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina, nefa ireo apostoly refa nanao batemy d t@ anaran'i Jes...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/05/2008 13:42
badboy
(
02/05/2008 18:21)
Tena mba fantatrareo marina ve hoe iza ilay A/tra resahanao?? Dia tena mino ve ianao fa ny toriteny ataonao eto dia tena mifanaraka @ hetahetan'ilay A/tra resahanao??? Tsy adinonao ve ilay hoe "AZA MA...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/05/2008 13:48
fijo
(
01/05/2008 21:16)
ny finoan akristianina moa dia samy milaza daholo fa ratsy ny sampy.sns.
ny fanontanian atsotra apetrako dia hoe ,mba omeo fanazavana na profo hoe aho,fa ratsy tokoa izy io?...
tohiny
novalian'i fijo ny 14/05/2008 21:57
xxx
(
01/05/2008 14:01)
Asa na ho marina na tsia ny faminanian'i Saint Malachie :
i Benoit XVI izao no 111eme Pape , izany hoe farany tamin'ny lisitra nomeny .
"Dans la dernière persecution de l'église chrétienne siég...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/05/2008 13:50
fijo
(
30/04/2008 21:50)
resaka finoana no ataontsika eto.ary tena miroborobo tokoa ity dinika iray ity.
misy zavatra tsapako anefa amin'ny namana katolika eto amin'ny forum eto.
raha miserasera eto isika,dia matetika mandr...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/05/2008 13:51
endrika01
(
30/04/2008 18:33)
Miarahaba ny namana tsirairay avy!Dia mirary fetin\'ny Pentekôsta.Mila ny fanampian\'ny namana!Iza amin\'ireto zavatra telo voalaza ireto no tena hamaritana ny atao hoe pentecôte é---fankalazana an...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 11/05/2008 12:31
rakapy
(
30/04/2008 08:20)
Notoriana sy novakina ary nodradradraina eran-tany sy ny elakela-trano , gazety, internet eny na any @ toerana tsy tokony hitoriana azy aza dia ahitana ny teny avy @ baiboly. Natao toy ny tracte sy...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/05/2008 13:53
niryna
(
29/04/2008 15:58)
[b] Akaikin'izay manana fo mangorangoraka Jehovah ary mamonjy izay torotoro fanahy .
Mitaraina ny marina ka mamonjy azy amin'ny fahoriana rehetra Jehovah [/b]
Efa nolazaiko ity ka dia mbola ho to...
tohiny
novalian'i niryna ny 24/05/2008 03:08
prime
(
29/04/2008 12:11)
[i]"raha ny oloko izay nantsoina amin'ny anarako ho avy hanetry tena ka hivavaka sy hitady ny tavako ary hiala amin'ny ratsy fanaony, dia hihaino any an-danitra Aho ka hamela ny helony ary hahasitrana...
tohiny
novalian'i prime ny 19/05/2008 11:00
majesty
(
28/04/2008 08:50)
novalian'i pissoa ny 18/05/2008 14:19
xxx
(
28/04/2008 00:01)
Ahoana kay zany hoe mitia an'Atra zany?...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/05/2008 21:39
badboy
(
27/04/2008 17:32)
Izay fivavahana atao rehetra ve de tafita any @ A/tra?? De @ fomba ahoana no hahafantarana hoe nivaly ilay vavaka ka A/tra no namaly???
Ary ny vavaka asandratry ny malagasy ve, raha toa ka tena ton...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/05/2008 14:04
